Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 28/04/2017 01:46)
Ny Fanahy - Spirit - Esprit
Ilay lazain'ny Kristiana hoe "fanahy" dia nadikan'i Andrianaivoravelona avy t@ teny anglizy (na frantsay) hoe "spririt" (na "esprit"). Raha te-hahazo ny tena dikan'ny hoe [u]"fanahy" @ Kristiana[/u]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/05/2017 10:59
rhaj0 ( 25/04/2017 16:39)
Iray ihany ve ny Andrmntra ivavahana eto ee..
Nakisako eto ity lohahevitra ity, fa tena mba liana aho ny hahalala ny valiny... raha sitrakareo. Ka henjana be ny fifanakalozana eto matetika, ka dia mampanontani-tena hoe, tena IRAY ihany ve izao A... tohiny
novalian'i endriny ny 04/05/2017 13:13
rhaj0 ( 18/04/2017 13:36)
Inona ny pub hitanareo etsy @ ankavanana io
TEna mba liana aho hoe, inona no hitanareo tsi11 aby any, @ ilay pub etsy @ ankavanana @ takelaky ny serasera eto io. Ny hitako izao dia hoe "Muslim and Single?"; toa izao: [img]https://tpc.googles... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/04/2017 17:38
rhaj0 ( 18/04/2017 13:12)
fitsapa-kevitr'olona
Araka ny fangatahan'i RBNIR, dia niezaka aho izany ny androso eto sondazy, na fitsapa-kevitr'olona. 1. Nihatsara ve ny fiainanao manokana izay 5 taona lasa izay? (safidy tokana) 1a. Eny 1b. Tsia 1d.... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/04/2017 15:19
rhaj0 ( 13/04/2017 13:22)
Tonga indray ity ny Paka (2)
Tohin'ny resaka tato http://forum.serasera.org/forum/message/m58b9a961e1b43 Dia asa k'lou ity raha "fake news", fa kay manambady aman-janaka hono i Jesosy eee... Jereo ato: http://afrikhepri.org/des-... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/04/2017 01:18
rhaj0 ( 13/04/2017 11:36)
Kilaodinina
Ka i Pinochet koa t@ fotoan'androny, dia mody sahala @ akoho voakapoka, dia mody hoe marary.. Dia nony tafavoaka, dia ... nihomehezany fotsiny ny ranomason'olona. Ary mbola nampiany hoe, sitrak'Andria... tohiny
rhaj0 ( 11/04/2017 10:58)
Ny Biby ve nofo sy fanahy koa
Hoy mantsy RBNIR sy Jeremia... [quote=RBNIR]« Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va? » (Jeremia 32:27) Ianao ngah tsy nofo????[/quote] ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 26/04/2017 12:15
rhaj0 ( 10/04/2017 14:20)
Tantaran'ny Finoana Fivavahana
[img]https://scontent.fymy1-2.fna.fbcdn.net/v/t1.0-0/s480x480/1451388_716598495187323_4671502632036698146_n.jpg?oh=ac4a80e752014ef57a0e3cc31deb82bf&oe=595A4B9B[/img]... tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2017 16:45
rhaj0 ( 03/04/2017 16:16)
Vehivavy 2017
Dia tena mbola malahelo ihany aho, fa na dia aty @ tany mandroso azany, dia tena mbola henjana be ilay "tsy fitoviana" eo @ Lahy sy ny Vavy. Tena mila resahina ary averimberina io, ampatonga saiina ny... tohiny
rhaj0 ( 22/03/2017 14:30)
fitsapana fahalalana finoana fivavahana
Tsapao ange ny fahalalanao ny @ finoana/fivavahana, na akoriny azany, ny finoaNAO, @ ity "quiz" mmomba ny Finoana/Fivavahana ato ity.. [url=http://www.csmonitor.com/USA/2011/0105/Are-you-smarter-than-... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2017 08:03
rhaj0 ( 08/03/2017 12:21)
Andro Iraisam-Pirenenea Ho An'Ny Vehivavy
Ny fetin'ny Vehivavy dia ny mba hiadiana ho an'ny ZO-ny. Na hatrany @ tany mandroso azany, dia tena mbola tsy mitovy Zo @ lehilahy ny vehivavy. Izany no misy dia satria... ilay "tradition chretienne"... tohiny
rhaj0 ( 03/03/2017 17:35)
Tonga indray ity ny Paka
Ary dia ampatsiahivin'ny mpandinika indray ilay "fivavahana fahiny" (tao akaikin'ny ranomasina mediterannee) izay mivavaka amina Andrmntra, izay - lehilahy, - olombelona fa Andrmntra koa, - teraka avy... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/04/2017 12:44
rhaj0 ( 13/02/2017 18:06)
Inona ny dikan'ny hoe
Mipetraka io fanontaniana io, satria mantsy hozy mantsy i RBNIR teo hoe ... [quote=RBNIR]Te hovonjena v ianao? : Mino an'i Jesosy dia hesorina tsy ho ao anatinao intsony ilay ota izay mitondra fahafat... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:19
rhaj0 ( 13/02/2017 13:15)
ny Alahady
@ teny frantsay moa io no hoe "jour du seigneur", nefa indray, @ kolotora paopiolera frantsay, dia misy fiteny hoe "du dimanche". ohatra - bricoleur, peintre, conducteur du dimanche.. izany hoe olona ... tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 06:19
rhaj0 ( 08/02/2017 13:19)
You Have Been Trumped - Voan'i Trump Ianao
Tena natambatro tato ny fiantraikan'ny Trumpisme mandaginina (ahy). http://rahampitso.blogspot.ca/2017/01/youve-been-trumped.html Ka tena aiza nama koa, isan'andro mihiratra izao ve dia misy mampand... tohiny
rhaj0 ( 01/02/2017 14:50)
Ny Quran vakiana t@ Lamesa
Dia samy naha-araka ny famonoana olona (moslimo) tao Quebec daholo ianareo io an.. Ny valin-ketsiky ny aty moa, dia ny politisiana rehetra, na kavia na kavanana, sy ny mpino rehetra, na Kristiana na ... tohiny
novalian'i endriny ny 09/02/2017 14:56
rhaj0 ( 20/01/2017 19:06)
Feon-Jesosy
Akisako eto mihintsy ity, ary tsy amelako raha tsy mahazo valiny avy @ RBNIR :-) [quote=rhaj0]Mba lazalazao tokoany hoe toatoa ny ahoana ny "feon'i Jesosy" renao izany. 1- ameo santionany hoe [u]ino... tohiny
novalian'i endriny ny 28/02/2017 05:36
rhaj0 ( 17/01/2017 12:31)
Manala Devoly
Mizara ny hita.. [url=http://latribune.cyber-diego.com/culture/2175-photo-christian-barbe-les-portes-du-paradis-les-asiles-psychiatriques-de-madagascar.html]http://latribune.cyber-diego.com[/url] [i]... tohiny
novalian'i endriny ny 15/02/2017 05:56
rhaj0 ( 16/01/2017 16:08)
Silence - Martin Scorsese
MIsy horonantsary vao nivoaka teo mandehandeha any.. Momba evanzelisitra mi-evanzeliser ny Zaponey fahiny (t@ 1600s tany, izany hoe t@ fotoana nandalovan'i Flacourt tany DAgo izany). Tantara io fa tsy... tohiny
novalian'i lahindroy ny 02/02/2017 14:07
rhaj0 ( 16/01/2017 13:56)
abus sexuel 2017
Dia tena valaka tanteraka aho zareo, valaka tanteraka maheno t@ radio vao teo, ny @ fipetraky ny abus sexuel any @ Oniversitia ao Quebec, @ izao taona 2017 izao. Nanontaniana viavy efa ho 1000 eraky ... tohiny
novalian'i alex32 ny 15/10/2018 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262