Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 12/01/2017 12:08)
Hoatrinona ny mananasy
Saika mba tiako atambatra apetraka eto ny vola ilaina raha manao zavatra.. Dia ampiarahina reference gazety mihintsy mba tsy hitenitenenana foana. Dia mba ivanitihina, dia ho ampitahaina @ vidin'ny ..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/02/2017 20:13
rhaj0 ( 23/12/2016 13:51)
fahadiovam-piaina - hygiene de vie
Ny dokotera falehako aty Kanada, dia... miezaka ny TSY hanome fanafody mihintsy. Rahefa marary, dia hoz'izy izay : "c'est normal". Izany hoe, toa hoe "lalam-piainana" ny aretina. Ary dia, toa ny hoe, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/01/2017 12:51
rhaj0 ( 23/12/2016 13:45)
tekinaolozia
Inty misy famaritana voambolana mba tiako zaraina... Raha mba itadiavantsika fanagasiana izao ireo teny ireo mety tena mba an... http://iq.intel.com/what-the-tech-12-tech-terms-to-know-now/ [b]Big D... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/12/2016 17:38
rhaj0 ( 20/12/2016 21:08)
Teraka an'io
Toatoa izao izany no fandehany. Ampitomboana ny fahalalana. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=K7kaw40pPYw[/youtube]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/01/2017 16:00
rhaj0 ( 29/11/2016 14:46)
Hira Krismasy tianareo
Taon-dasa tsy tsaroana fa ireto no hita parady teto @ serasera.. 2014 http://forum.serasera.org/forum/message/m54901932e4356#m5492d8d13b2b2 2015 http://forum.serasera.org/forum/message/m56700e63cd3c... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2016 14:29
rhaj0 ( 28/11/2016 13:49)
Ny Jiosy ao Dago
O ry Stahtam sy Tealala.. hono ho'a, ngo dia ianareo, na ny mpiaraka aminareo no mivoaka gazety io? Fantatrareo ve i Nihatsara ohatra? [url=http://www.jpost.com/Diaspora/Newly-converted-Jewish-commun... tohiny
novalian'i endriny ny 12/01/2017 06:17
rhaj0 ( 25/11/2016 17:43)
Tonga indray ity ny Noely...
Dia namadibadika (toa ny fanaoko) ny Babioly aho io ;-) Fa nahita ny tantaran'i Zakaria. Iza aminareo no mahay ny tantaran'ilehio? Ny tantara fandreko @ Zakaria dia bilagy anglisy sinoa izay.. toat... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/12/2016 11:51
rhaj0 ( 18/11/2016 15:13)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (7)
Ka midona any @ tanana izany ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/02/2017 20:38
rhaj0 ( 16/11/2016 15:01)
Kolosaina Malagasy sy Kristianisma
[size=15][b][quote=calin.brandon]mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina.[/quote][/b][/size] Akisako dia avoitrako eto ity fa tena zava-dehibe loatrany. ka dia manant... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2016 14:55
rhaj0 ( 27/10/2016 12:50)
Fa Mba Iza Moa i Paoly?
Mahaliana (ahy) ihany, fa misimisy ihany ny Kristiana no mifototra ny fi(s)ainany @ Paoly sy izay nosoratany. Toa hoe, @ ireo boky 27 ao @ testamanta vaovao ao, dia efa ho ny antsasany no toa hoe an'i... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/11/2016 16:01
rhaj0 ( 19/10/2016 01:42)
Islamo
http://geopolis.francetvinfo.fr/madagascar-terre-fertile-pour-l-islam-radical-119777 La Gazette de Madagascar le 20 Septembre 2016. [i]«Ils font tout pour créer des écoles coraniques. Ils prennent... tohiny
novalian'i endriny ny 01/02/2017 17:28
rhaj0 ( 18/10/2016 13:19)
Inona no ho nataon'i Jesoa?
Izany no fanontaniana fapetraky ny Kristiana evanjelisitra ao zamerika ao hono, rahefa misy tranga na seho atrehiny: [i]Inona no ho nataon'i Jesosy raha Izy no teo[/i]. Ka dia inty izany misy nataon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2016 14:15
rhaj0 ( 17/10/2016 17:01)
Ny Fitadidiana (mémoire)
Na zokiny na zandriny dia, mino aho fa samy mieritreritra hoe, ahoana tsara ny @ Fitadidiana ity, ary ahoana no hanatsarana azy.. Ny zandriny te-hahay raha vaovao, na dia voan'ny hanaovana tsianjery-b... tohiny
rhaj0 ( 06/10/2016 11:07)
Ny Tantara sy ny Angano ary ny tantara-angano
Nakisako eto ity fa toa sempotry ny TT/TV tatsy. [quote=calin.brandon]Fa izay tsy mahay tantara dia tsy afaka miady hevitra ary tsy mahay miady hevitra. [/quote] Ka ny anao "tantara-[u]angano[/u]" no... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/10/2016 11:20
rhaj0 ( 03/10/2016 14:47)
IZA no namorona ny Fahafatesana
Rehefa dom-pahoriana ireny, dia tena mampipapapapa mihintsy kosany, n'inon'inona ny finoana ao, dia mipapapapa daholo. Ary dia velona ny fanontaniana : [i]- Fa iza no mba [u]namorona[/u] ny Fahafates... tohiny
novalian'i endriny ny 18/10/2016 05:25
rhaj0 ( 14/09/2016 12:17)
Ny Nofy... sy ny Faminaniana
Inona moa ny Nofy.. Rahefa matory isika, dia misy dingana (stades) maromaro lalovantsika, ary rahefa tonga @ ilay hoe "sommeil paradoxal", dia eo no mivoaka ny Nofy. Raha taitra tampoka eo isika, dia... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 10:55
rhaj0 ( 03/09/2016 12:12)
Ireo LOZA ao @ Apoakatsymisy
Loza iray ao @ Apaokalipisia ao hono dia hoe, ny [i]ranomasina sy ny ranomamy dia lasa rà[/i].. hi hi hi.. dia hozy i Lahindroy hoe, nitaveravera ilay anjely faha-3 tany an-danitra, ary dia niraraka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 13:10
rhaj0 ( 31/08/2016 16:46)
Les Monologues du Vagin
(nakisako eto ity resaka ity, fa zava-dehibe loatrany..) ... mila mijery ilay fampisehoana (stand-up comedy) hoe "Monologue du Vagin" (daholo isika ry) namana. [youtube]https://www.youtube.com/watch?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/02/2017 00:02
rhaj0 ( 28/08/2016 18:55)
We Were Children
Tena vao avy nijery io sarimihetsika io aho ho'a, fa dia te-hizara, ary tena mampirisika anareo mba hijery koa... (mba ampiasanareo ilay compassion-n'ny Finoanareo ao ee...) http://lmgtfy.com/?q=we+... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/09/2016 16:41
rhaj0 ( 12/08/2016 14:09)
Arabo sy Israeliana sa... Moslimo sy Jiosy?
Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany.. [quote=stahtam]nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195