Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 02/03/2016 12:17)
Ny Manohitra sy ny Momba
ka ahoana tsara (ny) marina ny @ Manohitra sy ny Momba.. [i][b]Matio[/b] 10:30 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka. [b]Marka[/b] 9:40 Fa izay tsy manohi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/03/2016 15:12
rhaj0 ( 29/02/2016 12:24)
Miteraka nefa tsy .. niray
T@ tapa-bolana, dia nisy tovovavy nilaza, ary niziriziry, fa ... i Jesosy hono no rain-janany. Hainao ihany ilay finoana hoe, i Maria virijiny hono mba nitoe-jaza dia niteraka, nefa TSY niray t@ Jose... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2016 14:47
rhaj0 ( 26/02/2016 12:13)
Vision 2020
Tsy hoe tany @ dokotera maso io, fa fibanjinan'ny Tanora ny ho avy @ taona 2020. http://money.cnn.com/2016/02/12/technology/recycling-carbon-dioxide-liquid-light/index.html?iid=ob_homepage_tech_pool&... tohiny
rhaj0 ( 22/02/2016 12:09)
Andriamanitra ô, inn ar’ty
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-) http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/ ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/02/2016 15:25
rhaj0 ( 22/02/2016 12:08)
Andriamanitra ô, inn ar’ty
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-) http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/... tohiny
rhaj0 ( 18/02/2016 15:59)
pasitera Rasendrahasina
Fa naninona Irazokinibe eee?? Araho maso koa fa ry OMAR koa ve ohatra tsy mba olona koa eee... :-)... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:56
rhaj0 ( 03/02/2016 18:27)
Zika sy ny ... finoana
Miala any indray izany ny virus Zika. Raha ny fahalalako azy, dia raha viavy bevohoka no voany, dia ho voan'ny microcephalie ilay zaza rahefa teraka; kely ny ati-doha, ary dia hahazo olana fahasalama... tohiny
novalian'i endriny ny 20/02/2016 05:47
rhaj0 ( 03/02/2016 15:32)
Misy ve Dieu?
Naravin'ny wikipedia eto ny arguments.. https://fr.wikipedia.org/wiki/Arguments_sur_l%27existence_de_Dieu Fa resaka Dieu (an'ny tandrefana) ny naraviny tao, raha ny fahazoako azy. Ny an'ny Malagasy... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/03/2016 14:41
rhaj0 ( 27/01/2016 13:39)
Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit [size=4](an'i Jesosy sy ny ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 15/09/2017 04:49
rhaj0 ( 27/01/2016 13:37)
Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit [size=4](an'i Jesosy sy ny ... tohiny
rhaj0 ( 20/01/2016 19:38)
CREDO Jean-Paul Carriere
NIsy film koa nitantara ny boky. i Jean-Louis Trintignant no nilalao azy. Resaka adi-hevitra eo @ olona roa, ny iray mino, ny iray tsy-mino. https://fr.wikipedia.org/wiki/Credo_(téléfilm) Isan'ny ... tohiny
novalian'i Strong3 ny 27/01/2016 09:58
rhaj0 ( 12/01/2016 14:41)
Izay voasoratra dia... toa mifanipaka
Aleo alamina dia asesy eto azany ny samy resaka mifanipaka atsimo sy avaratra, ambony sy ambany, anatiny sy ivelany, ao anaty Baiboly, araka ny navoitran'ity Quiz ity.. [youtube]https://www.youtube.c... tohiny
novalian'i RBNIR ny 26/01/2016 07:50
rhaj0 ( 05/01/2016 18:28)
Dia ihomehezana fotsiny sisa eee...
Context hono eee... :-) [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=PK7P7uZFf5o[/youtube]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/01/2016 11:31
rhaj0 ( 03/01/2016 19:43)
Samy (manana ny) Masina an-Taniny
Rahefa tena ataoko ny bilan-dresaka eto, dia izay no fahitako azy: [b]Samy (manana ny) Masina an-Taniny[/b] : ny tsirairay dia samy manana ny Masina aminy. - Ny Kristiana toa an-dry Strong3 na Gasy1z... tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/01/2016 08:21
rhaj0 ( 24/12/2015 11:51)
profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets...
Ndao atambatra eto ny sarin-drizareo profeta/ambasadaoro/apaositaoly/ets... [u]Numero 1[/u]: i Epicospo Son of Samuel, na i Samuelson izany ee... :-) Ka inty izany hono ny Ambasadaoro eee... ato ny ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 26/01/2016 11:21
rhaj0 ( 22/12/2015 12:15)
Ny nahaterahan'i Jesosy marina
Nakisako eto [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5677a2716c5e3#m56793e33d4429]ity resaka ity[/url], fa hotrahotran'ny mila avoitra mazava tsara :-) [quote=rhaj0]http://lmgtfy.com/?q=how+o... tohiny
novalian'i stahtam ny 05/01/2016 08:41
rhaj0 ( 21/12/2015 12:02)
Ny Jiosy
(akisako eto ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5656d88f772a3/20]resaka tatsy[/url], fa ny resaka jiosy tokoany mila sainina tsara..) Ilay namako Jiosy dia avy any Maroc. Niparitaka to... tohiny
novalian'i tealala ny 29/12/2015 18:28
rhaj0 ( 18/12/2015 15:59)
saka be loha
T@ vaovao taty ho'a, dia nisy Bandy #1, ni-braquer epicerie. MIrangaranga ny basy, ary nitsongolo-body t@ comptoir ilery, manery ny caissier hanome ny vola. Fa nisy Bandy #2 ho'a, notsoriahan'ilery ny... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/12/2015 03:04
rhaj0 ( 17/12/2015 17:09)
Inona ny resolution 2016 nareo
(nakisako teto ny reska [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604/100]tatsy[/url]) mifohaza @ izay rizareo a... mba ataovy resolution @ taona vaovao io.. hoe, tena mba ampiasaina @ ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/01/2016 12:58
rhaj0 ( 14/12/2015 14:43)
satanistes
Asa raha efa tonga a Dago koa ny Satanistes.. http://www.cnn.com/2015/12/11/living/5-things-satanists/index.html Kay moa ilay ampiasainy ny hoe "satan" dia arts sy symboles fotsiny hono eee... Ho ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/12/2015 16:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0537