Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rhaj0, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 07/09/2017 02:28)
MIsy Devoly/Satana ato
Ity resaka ity dia nataoko tatsy @ facebook. Asa raha efa nalefako teto, fa dia averiko ihany, satria i Miharena sy i RBNIR ohatra dia mivaralila lava eto @ serasera eto :-) http://latribune.cyber-d... tohiny
novalian'i endriny ny 01/11/2017 06:32
rhaj0 ( 29/08/2017 15:24)
Fitaizan-tena sy Fitaizam-panahy Kristiana
Mihambo be ho mahay an'izany "[i]Fitaizan-tena sy Fitaizam-panahy Kristiana[/i]" izany moa i Miharena, ka dia tena aleo amoronako loha-hevitra manokana eto mihintsy fa tena liana dia liana aho. 1- Ia... tohiny
novalian'i endriny ny 27/09/2017 04:05
rhaj0 ( 23/08/2017 14:09)
Fa toy izao Jesosy rehefa m(amp)ivavaka
Ao @ Lioka hono atao fitaratra.. Any @ "lohasaha mangina" ary "mitokatokana irery" hono i Jesosy rahefa mba mivavaka [i]Lioka 4:42 Raha vao naraina ny andro, dia lasa nankany amin'ny toerana mangin... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/10/2017 12:47
rhaj0 ( 21/08/2017 13:16)
eklipsa
Ka misy eklipsa hita aty zamerika avaratra, ary dia izany foana no resaka. Dia ao anaty Baiboly hono, dia ireto resaka ireto hono, hozy ny mpandinika, no ni-s'inspirer avy @ fisian'Eklipsa (raha tsy ... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2017 19:17
rhaj0 ( 15/08/2017 17:05)
Ny Fitiavana sy ny Fivavahana/Finoana
Samy manana ny tena mba tiany lazaina ny @ Fitiavana ny Fivavahana/Finoana isan'isany. Inty nisy famintinana nataon'olo ny @ izany. BAHAISME: Mon Amour atteindra celui qui m'aime véritablement. B... tohiny
novalian'i Miharena ny 22/09/2017 19:21
rhaj0 ( 03/08/2017 21:28)
Prof Fesera sy Prof Feta
Nakisako eto ity resak'i RKjeanclaude ity, fa hotsahotsan'ny tena resaka fototra.. [quote=RKjeanclaude]- i prof..... fesera no miteny, misy demos, mino izay lazainy isika na dia tsy hitatsika aza. -... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2017 19:32
rhaj0 ( 19/07/2017 13:58)
Ny niavinTSIKA Malagasy (2)
Efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m578d043c587ae]teto[/url] ihany... [quote=Ny niavinTSIKA Malagasy]1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344 [b][u]les ancê... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/10/2017 12:35
rhaj0 ( 18/07/2017 13:06)
Apoaka lips
Tena ity ny kisary maneho ny Baiboly ao @ Apoaka lips, ary izao ilay imazination (kolektiva) ny @ "kintana miraraka" sy ny "bibidia". ... araka ny fahendren'ny razan'ny Kristiana gasy :-) [img]ht... tohiny
rhaj0 ( 14/07/2017 15:11)
Aza mitaraina na mimenomenona
Revy vaovao an'i Fransisy.. Toa tena mba reviko kosa eee :-) http://www.lapresse.ca/actualites/insolite/201707/14/01-5116119-interdit-de-se-plaindre-mot-dordre-accroche-sur-la-porte-du-pape.php [img... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/08/2017 20:27
rhaj0 ( 07/07/2017 13:12)
Tsy nirahina afa-tsy ho an'ny ondry very amin'ny taranak'Israely aho
[quote=Matio 15:24]Tsy nirahina afa-tsy ho an'ny ondry very amin'ny taranak'Israely aho [/quote] Ary izany no tenin'i Jesosy, tenin'Andrmntra. ... tohiny
rhaj0 ( 04/07/2017 12:35)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (9)
Tena mila atokako kely eto ity resaka ity, izay fitohizan'ny resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/07/2017 12:19
rhaj0 ( 23/06/2017 12:27)
Aza dia mandainga eo re ry bor2lais sy miharena a!!!
I RBNIR no niteny an'io lohateny io, ary dia nakisako manokana eto mihintsy ity, fa tena ZAVA-DEHIBE loatrany, mba TSY ho very, ho an'i Fara sy i Dimby izay mandalo eto. Inty ny resak'i Bor2lais orij... tohiny
novalian'i tspoaeta ny 18/07/2017 04:57
rhaj0 ( 22/06/2017 19:33)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (8)
Dia tohizana kely ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]taroa[/ur... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/07/2017 19:40
rhaj0 ( 08/06/2017 16:00)
i Miharena sy ny profeta Tsaratsara
Tena nanaovako ezaka manokana mihitnsy, fa dia aleo aloha aravina eto mihintsy ireto resaka ireto ngo dia very... [quote=rhaj0]Toatoa ny ahoana izao Andrmntra "mivaingana sy tsapa" hitanao ao izao???... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2017 11:24
rhaj0 ( 31/05/2017 12:34)
Ireo Fampanantenana nataon'Atra ho an'ny Mpino Azy
Toa be dia be, hono, ny "fampanantenana" narangaranga ao @ Baiboly ao. Jereo ato ny lisitra https://www.gotquestions.org/promises-of-God.html Fa dia azo alamina dia asesy izany izy ireo. [quote=Gene... tohiny
novalian'i Miharena ny 14/06/2017 11:06
rhaj0 ( 23/05/2017 16:46)
Fampianarana mivavaka
Toa izao izany no nanjo ireo "tompo-tany" taty Kanada, rahefa "nampianarina ivavaka" zareo. http://www.myrobust.com/websites/trcinstitution/File/Reports/Survivors_Speak_English_Web.pdf [i]The partner... tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:01
rhaj0 ( 17/05/2017 13:52)
milionera gasy 10
https://www.forbes.com/sites/mfonobongnsehe/2017/05/15/ten-multi-millionaires-from-madagascar-you-should-know/#6c097ffd7835 Ylias Akbaraly Ylias Akbaraly is the chairman and leading shareholder of Si... tohiny
rhaj0 ( 12/05/2017 18:11)
born again christian (BAC)
mahavalalanina ihany ny revin'ireto BAC ireto. Izao hono ny vavaka ampianarina an-drizareo BAC ireo: [i] Dieu, je sais que j'ai péché contre vous et que je mérite un châtiment. Mais Jésus-Christ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/06/2017 12:04
rhaj0 ( 04/05/2017 18:51)
DISO ny (mpandika) Baiboly (4)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/06/2017 11:14
rhaj0 ( 01/05/2017 14:52)
ho an'i Irakiraka
Ireto akia natambatro kely ny hafatra ho an-dry fa sao sempotry ny resaka eto ireto izy... :-) [quote= ho an'i Irakiraka]mialahoala i Irakiraka satria TSY fantany akory ny (tena) dikan'ity "fanahy" a... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2017 12:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0567