Takelaka mahaliana

NYAMPITSO ( 30/11/2006 16:51)
:D Faly miarahaba antsika rehetra eto amin'ity fiseraserana ty ny tenako .Indro misy zavatra mety mahaliana ny maro ambarako eto androny sady mba efa tokony hiseho koa ny angamba ny zavatra ato a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 20:54
xxx ( 27/11/2006 15:49)
Misy olona manofy mandeha amin'ny alina ary tsy mianjera izy na milatsaka an-kady fa mivoaka fotsiny. Ny masony mikipy kanefa izy mandeha.Rehefa avy nivezivezy teny izy dia miditra ny trano ary miveri... tohiny
kitjo ( 11/11/2006 22:14)
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-4-2006.html agorisao ery ambanimbany... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/11/2006 20:16
kitjo ( 11/11/2006 13:36)
aleo atao ato dol fa oh tsy mety le ary @ sakafo ra le salon..hihihih ity site ity aloha dia resaka makeover...jereo ilay sary before and after..akisaho le souris fa misy fanazavana saingy @ teny a... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:26
Aino ( 10/11/2006 17:26)
http://www.hiragasy.fr.tc/ http://takelaka.dts.mg/domoina/mana.htm http://www.ratsimandresy.org/anarana.php http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/livredmere3.html http://www.zomare.com/lexiqu... tohiny
novalian'i fali ny 27/12/2006 09:33
Aino ( 08/11/2006 16:55)
raha mba misy takelaka tahaka itony dia mba omeo kely aza fady http://pageperso.aol.fr/Mahagagamada/nomsmg_derives-composes.html... tohiny
novalian'i fali ny 27/12/2006 09:40
lemenakely ( 03/11/2006 17:45)
Mahafinaritra ary tena mahavariana ity DVD air madagascar ity .Ary tokony mbà fiér isika gasy manana pilote sy copilote mahay tokoa http://www.worldairroutes.com/AirMad.html... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:28
lemenakely ( 30/10/2006 20:51)
Asa izay mahalàla ity mannequin frantsay izay teratany indien ity.Ankizy nirenireny tao PONDICHERRY izy ity no natsangana frantsay mivady ary dia lasa mannequin no mpanamory fiaramanidina ihany koa.I... tohiny
novalian'i vale ny 04/11/2006 16:55
ramuscle ( 08/10/2006 11:26)
misoatra anareo izay nanome bizoroka any diamondra27. mahagaga ahy fa tsy mbola nahita an'i diamondra27 nahazo bizoroka teto aho hatraminizay. za mantsy fan anizy io na tsy mpandeha eto matetika aza.... tohiny
novalian'i tslem ny 29/10/2006 12:13
hery ( 03/10/2006 07:35)
Mampahafantatra izay mbola tsy mahalala, ary mampatsiahy izay efa nahita... Misy encyclopédie malagasy izay azon'ny rehetra fenoina sy ampiana... ary natao amin'ny teny malagasy ranoray. [url]http:/... tohiny
cutie ( 02/10/2006 22:36)
http://malagasyworld.org/ De mazotoa daholo mijerijery ao :P... tohiny
novalian'i cutie ny 27/12/2006 22:44
xxx ( 29/09/2006 14:12)
Iza kay le hoe "ADMIN" eto am serasera i Hery ve sa olonkafa sa olona maromaro ? aza iomehezanareo ny fanontaniako. merci... tohiny
soanja ( 29/09/2006 05:14)
Inona avy ny zavatra mba fantantsika momban'io Mpanjaka io? Mba zarao izay mba fantatrao momba azy azafady fa mahaliana ahy tanteraka mantsy izy raha samy mpanjaka. Misaotra mialoha nizara. ... tohiny
novalian'i vazimba1 ny 05/03/2016 00:56
Fanja1 ( 22/09/2006 17:53)
tsy haiko na eto no tokony ametrahako ty fa de apetrako eto aloha : http://www.cardinalseansblog.org/... tohiny
lemenakely ( 12/09/2006 06:14)
Asa isika izay nahita ny lahatsoratra ao @ wanadoo.mg na ny gazetiko androany 12 septambra fa dia misy lahatsoratra ao momba ny fivarotan-tena ao ANTSIRABE. Ny fivarotan-tena ve moa atao ahagàga f... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:25
booboo ( 11/09/2006 12:41)
http://tily.paris.fr fantatro hoe maromaro tsika mpi-tanana havia na tranainy na mbola ao anatiny no ato @ serasera, dia hitako dia zaraiko :wink:. Tanana havia aby :D... tohiny
novalian'i bimanoa ny 12/09/2006 04:55
Fiffi ( 11/09/2006 08:39)
tena mahaliana mihintsy ny fijery an'ity zazakely ity an! Tsara raha hoe salama tsara ny zaza saingy....raha zao angamba nohitohy de ahoana ? http://media.koreus.com/200609/12image-insolite05.jpg... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/09/2006 07:06
soanja ( 08/09/2006 02:29)
Hono hoy aho ho an'izay tena naharaka tsara ny tantara na ny fahaizanareo azy. Tena maty tanteraka tokoa ve Radama faha2 nony nokendaina sa ve mody nikendana dia nisy nanampy azy nitsoaka nony nandeha... tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2006 00:11
dolby ( 30/08/2006 12:16)
Raha hahavitana economie be mety ho interessant ihany, asa aloha. Jerijereo ihany ary aloha itony sao mahasoa : http://lesradins.com/index.php... tohiny
novalian'i Kadoda ny 10/10/2006 14:57
lapino ( 30/08/2006 00:36)
Fa iza mihitsy ary no naka tahaka an\'iza e? http://uncyclopedia.org/wiki/Wikipedia \"Unencyclopedia\" manala azy :-D:-D:-D http://uncyclopedia.org/wiki/Creation_of_the_Universe ohatra santionany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/08/2006 16:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4257