Takelaka mahaliana

bmw307 ( 18/08/2006 00:46)
ny serasera dia efa malaza erantany , tsimisy izay tsy mahafantatra @ zany.fa ny tena mahaliana ny maro dia ity , rahoviana vao mety mba azo avoaka @ reny cacanal sat sa mbola eo andamponamboarana a... suite
répondu par bmw307 le 29/08/2006 11:51
rurik ( 16/08/2006 08:04)
nahaliana ahy ny nijery ity , dia mba zaraiko aminareo ka dia mazotoa eeeeeeeeee ahafahana mijery ny toerana misy anareo par satelite fa mila telesargena. dia mazotoa izay afaka mijery.... suite
répondu par prime le 25/08/2006 12:54
rabaradaka ( 24/07/2006 06:05)
Ny“médiumnité” na ny fifandraisana amin’ireo nodimandry izay mbola saro-pady tokoa eto amintsika kanefa dia misy tokoa ka azo tsinjaraina ho “roa”, raha azo lazaina. Voalohany, ny olona it... suite
répondu par soanja le 03/10/2006 02:05
tsoupou ( 22/07/2006 06:35)
Iza ry reto no afaka mba manoro ahy izay mety ahitako lé boky tantaran'andriana iny, raha version électronique izy tena vao maika mety tsara amiko mitsy. MBA VONJEO E... suite
répondu par ferrari le 31/08/2006 19:52
rabaradaka ( 09/07/2006 06:53)
Le 16 août 1954, à 17:00 un événement stupéfie des dizaines de milliers de témoins à Tananarive, Madagascar (on estime à 200.000 le nombre de témoins potentiels). A 17:00, le personnel de... suite
répondu par tsoupou le 22/07/2006 06:27
lemenakely ( 28/06/2006 13:13)
Ho anareo izay maniry ny hanana collection ny boeing 767-300 AIR MADAGASCAR dia afaka manao commande @ ity site ity ,raha eto PARIS moa dia ao @ 75008 avenue MALHERBES no misy azy. 3 semaines no delai... suite
répondu par gaba le 10/07/2006 08:56
Aino ( 27/06/2006 19:36)
ary ny takelaka mahalina anareo kay mba inn? izaho manko tao variana sy liana ato faona ko.... suite
répondu par TYNOS le 20/08/2006 18:26
lemenakely ( 20/06/2006 15:11)
asa izay efa nisy nahita ity google earth ity fa dia hitany daholo par satellite ny 5 continent eny fa na i dago aza http://earth.google.com na koa http://www.01madagascar.net/forum-malgache-suje... suite
répondu par Herimiafina le 05/08/2006 12:58
kally ( 18/06/2006 18:42)
Noravahan-dry zareo cristaux Swarovski ny karazana kadradraka be velona avy any an-tanàna, dia nataony firavaka, maharitra herintaona eo hono ny fahavelomany raha mba te-hiravaka ianao. http://www.b... suite
répondu par rakaroka le 08/08/2006 09:20
jm ( 17/06/2006 19:41)
Bonjour Si vous avez un site web et un peut de place Vous pouvez aider à retrouver des personnes disparues. Un script très facile à mettre en place est disponible sur ce site : http... suite
répondu par Fiffi le 20/06/2006 15:57
soanja ( 05/06/2006 01:37)
Ny zavatra tena naha-shocked ny misionera hono tamin'ny andro nankalazana ny mariazin'i Radama I sy ny Rasalimo, ilay zanakavavy ny mpanjaka Sakalava tamin'ny taona 1823 dia ity zavatra notantarain'i ... suite
Herimiafina ( 25/05/2006 21:59)
Efa voasoritra efa ela tokoa ve ny zava-misy rehetra iainana ato ambonin'ny tany? Na ara-ekonomika io na ara-politika, na sns...izany hoe eo ambany fifehezan'ireo sociétés secretes rehetra misy ve n... suite
répondu par saho le 09/09/2006 19:25
hery ( 17/05/2006 10:39)
Maromaro ireo manana blaogy ao amin'ny blaogy.com, samy manana ny lohahevitra entiny daholo. Tsy ho voatanisa eto daholo fa ny tiako hozaraina aminareo dia ny an'i Soanja. [url]http://soanja.blaogy.co... suite
répondu par soanja le 24/05/2006 15:12
hery ( 17/05/2006 05:52)
Jereo fa mety hahaliana anao tokoa ity takelaka ity http://www.taloha.info Toerana ahitana lahatsoratra maro momba ny kolontsaina malagasy, ireo fomba sasany... izay ao amin'ny Revio Taloha karakara... suite
répondu par Herimiafina le 22/05/2006 15:41
victime101 ( 11/05/2006 20:57)
Mampalahelo tokoa aloha ny mieritreritra fa dia anisan'ny tany mora hidiran'ny aretina ny nositsika:MAHANTRA! izay no tena antony voalohany.Ao ny habokàna,ny maladie de déngue,ny peste,choléra,pest... suite
répondu par vale le 18/05/2006 14:01
labomba ( 09/05/2006 16:28)
Topazy maso ihany fa tsy ho hita matetika. http://video.google.com/videoplay?docid=-3046542226114078023... suite
répondu par Fanja1 le 10/05/2006 06:24
Fiffi ( 07/05/2006 16:46)
Tena mahavariana eh! http://www.pooxi.com/player.php?testck=1&ref=http%3A%2F%2Fwww.google.fr%2Fsearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dl%2527homme%2Ble%2Bplus%2Bpetit%2Bdu%2Bmonde%26meta%3D&video=homme-petit-monde... suite
répondu par Popety le 10/10/2006 14:57
xxx ( 04/05/2006 10:56)
Raha sendra nijery ity takelaka ity ny tenanay dia variana ihany hoe dia efa tsy misy henatra intsony ve ? TSY MANANA ANADAHY ve sa dia nahoana loatra? Ekena fa efa andron'ny fandrosoana izao jereo ... suite
répondu par naughtyboy le 10/05/2006 21:08
ericmanlove ( 01/05/2006 12:27)
asa raha fantatrao fa ato amin'[url]http://www.deathclock.com/ity takelaka ity[/url] no ahafatarana ny andro ahafatesanao.ampidirinao fotsiny ny taona nahaterahanao sy ny mombamomba anao de asehony eo... suite
répondu par Fiffi le 07/05/2006 19:25
soanja ( 21/04/2006 23:48)
Variana be aho mamaky ny tantaran'ny razantsika fa kay hono isika Malagasy ity gravy raha hanao pirates tamin'izany andro izany ka nataontsika maivoka mihitsy hono ny Nosy Comores sy ny sintasintan'ny... suite
répondu par soanja le 12/05/2006 13:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0319