Fanamboarana A380 en 7min 14s

1. labomba ( 09/05/2006 16:28)
Topazy maso ihany fa tsy ho hita matetika.
http://video.google.com/videoplay?docid=-3046542226114078023
novalian'i Fanja1 ny 10/05/2006 06:24
2. Fiffi ( 09/05/2006 17:49)
mastodonty be an! fa tena impressionnant eh! misaotra eh ! fa soahiany fa tsy la bombe :-D:-D:-D
3. fijo ( 10/05/2006 03:36)
za koa mety ahavita raha toa iny kle.fa sary fotsiny ny ahy an
4. Fiffi ( 10/05/2006 03:59)
fijo: :-D:-D:-D de tsy andany fotoana firy zany ny andry satria jereo fa 7mn14s fotsiny de vita io an! :-D:-D:-D:-D de rehefa vita de mba alefaso eto jerena eh! :-D:-D:-D
5. Fanja1 ( 10/05/2006 06:24)
tena mahavariana be mihintsy! merci labomba:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603