Takelaka mahaliana

lemenakely ( 04/04/2006 09:06)
Resaka FAMADIHANA indray ity r'ireto a !ao no manao hoe fomban-dràzana io tsy misy maharatsy azy ao koa ny manao hoe izahay tsy manao an'io fa mandany vola ao koa ny resaka ara-pivavahana.Ny zavatra ... tohiny
novalian'i roja ny 30/06/2023 05:02
Fiffi ( 01/04/2006 15:32)
Gaga hiany aho raha nahita an'ity site ity. Hay ve nisy an'izao taloha ? http://www.geocities.com/hiragasy/frantsa.html... tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2006 19:42
gasypantin ( 24/03/2006 20:52)
Asa raha mbà misy manana passion toa ahy fa dia mahaliana ahy ny resaka record ohatra: ny olona lava indrindra eran-tany dia ity rangahy ity http://www.chine-nouvelle.com/articles/20050713-geant.ht... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:44
Kadoda ( 17/03/2006 13:27)
Sao mba misy any ho any efa nianatra tao @io sekoly io fa anisany ny tenanay. Te hahare vaovao momba azy aho e, oh ny tohin'ny fianarana hivoahana ho Ingénieur. Lasa aty anindran-tany mantsy ny tena ... tohiny
xxx ( 07/03/2006 20:05)
IZAO ANGAMBA NO ILANA NY ATAO HOE CIVISME!!!zavatra tsara ireny t@ fanjanahantany ka mba mila averina fa tsy lasa kosa ny toy izao http://www.madanight.com/madagascar-photo-30807.htm... tohiny
lemenakely ( 06/03/2006 07:59)
ho an'izay ancien ST- FRA Antanimena e ity ny site .. ho an'ireo izay mbola tsy mahalàla ...ancien tao koa mantsy ny tenanay e http://csfxa.free.fr ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/03/2006 10:22
lapino ( 26/02/2006 18:35)
Ity misy site sendra hitako misy ny génériques-n'ireo dessins animés sy ireo karazana série tv, hatram'le efa taloha be ireny. Misy hira mandeha streaming sy tonon-kira miaraka aminy. http://w... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/02/2006 14:54
onjah ( 25/02/2006 19:46)
Manao ahoana, ity misy takelaka mety ahaliana ireo izay nianatra tao @ Lycée Gallieni Andohalo. http://lebahutmg.free.fr/ Mba mampatsiahy ny sekoly nianarana taloha e. Site vao hitako vao ... tohiny
novalian'i ja ny 21/04/2006 18:22
dragon2madagascar ( 22/02/2006 09:46)
Salama e! Ato amin'ity adresy ity ilay hira mampiresaka ny elakela-trano aty @'ny tanana (Didier sy Marc) sy ilay "blog" hafakely : http://dragon2madagascar.over-blog.com/ Veloma e!... tohiny
Rossignol ( 23/01/2006 17:59)
Manao ahoana daholo! Iny misy lien tantara Mp3 mety hahaliana anareo!! http://homepage.hispeed.ch/masy_homepage/Son/Andafy.mp3 Aza hadino ny manao commentaire Rossignol ( Nolross ) ... tohiny
kinaoly ( 06/01/2006 17:04)
hitako t@ télé fa efa nanomboka ny fifidianana ny 8ème merveille du monde. eto @ web ihany no ahafahana mifidy. nitady ilay takelaka momba an'io aho fa tsy nety nahita-manome ireo sites na ouvrages... tohiny
novalian'i kitjo ny 12/03/2006 13:45
LazaRandri ( 22/12/2005 01:04)
http://serasera.org/... tohiny
hery ( 21/12/2005 14:12)
Sary maromaro mamitaka maso... ary indraindray tsy mampino kanefa rehefa tena dinihana dia tena ny masonao no voa :-) http://www.michaelbach.de/ot/index.html... tohiny
novalian'i vale ny 28/12/2005 22:37
Vanilla ( 13/12/2005 08:49)
http://journals.aol.com/ajuddinafrica/AshleyJuddsJournal/ ... tohiny
novalian'i hesham ny 18/12/2005 23:50
joda ( 24/11/2005 12:04)
nahalasa saina ahy ity article ity ka dia mba ampitaiko anareo andriambavy lanitra te hanambady vazaha http://www.sudouest.com/221105/reg_charente.asp?Article=221105a74153.xml eritrereto tsara a... tohiny
booboo ( 05/11/2005 14:42)
Mahaliana ara-bakiteny dia samia mitondra zay anjara birikiny ho an'ny tanindrazana ! http://www.zob.mg/ http://www.zob.typepad.com... tohiny
novalian'i booboo ny 07/11/2005 10:02
jhouhlambout ( 28/10/2005 14:09)
Ho an'izay liana hijery ny takalaka serasera t@ endriny taloha: http://web.archive.org/web/20020802234014/http://serasera.org/... tohiny
novalian'i bichette ny 31/10/2005 07:28
jpeg ( 14/10/2005 13:13)
Tsy ratsy ilay evitry ny tranogasy @ty forum http://tranogasy.xooit.com/ miresaka fianarana a! miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire s rapport de stage toa v... tohiny
booboo ( 29/09/2005 13:37)
Ho an'zay tia resaka coaching sy développement personnel ity site ity. Mbola tsy vita hatr@ farany, hoe, fa efa misy azo vakiana sy saintsainina na izany aza ! www.re-bonds.net... tohiny
novalian'i jentilisa ny 07/11/2005 15:07
mikara ( 07/08/2005 11:07)
H@ zao aloha dia tsy misy olana ny fampiasanay ilay bonnesminute ity. Tarif local izany hoe 0.3cts/mn (neuf no operateur nay izao fa teo aloha FT) no miantso any dago ary azonareo arahina @ site franc... tohiny
novalian'i satasol ny 11/11/2005 21:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.05