tsara noho ny tsara

1. LazaRandri ( 22/12/2005 01:04)
http://serasera.org/
2. dadabe ( 22/12/2005 01:42)
fa inona ilay tsara noho ny tsara e ??? :-w
3. LazaRandri ( 22/12/2005 01:50)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m43a9fbae93beb e!
4. jennifer2 ( 22/12/2005 03:28)
nahazaka tsonjo tato angamba LazaRandria zany, na nahazo fy. Hay moa fy ihany ny trondro.
5. LazaRandri ( 22/12/2005 03:34)
inona daholo zany ry Jenny?
6. pissoa ( 22/12/2005 05:42)
LazaRandria =D=D=D:lol:
7. rurik ( 22/12/2005 11:48)
toa manokatar aho dia serasera no hitako sa tsy izany?:D:D
8. Veloo ( 22/12/2005 21:03)
rurik a asa aky izay tian'ny lazarandri ho lazaina retsy ko....:roll:
9. akamatiana ( 23/12/2005 03:49)
:roll::roll:
10. diamondra27 ( 23/12/2005 03:52)
fa inon le jerena e!asehoy ranga
11. hery ( 23/12/2005 10:28)
:-)
Tsara noho ny tsara hono izany ny serasera.org fa nareo kou :-)
Zany ve de tsy ho takatra?
Sa tsy mba tsara mihitsy ny serasera :-( dia gaga nareo rehefa misy miteny hoe tsara? loll
12. Bariry ( 23/12/2005 13:27)
Tsy ratsy iny Lazarandri âh... Manja eh. =D=D
13. onjah ( 21/02/2006 11:57)
i Lazandri koa tokony hanoratra ao @ hatsikana sy lalao toa an'i Mbositra.
Misy tena lalin-tsaina mihitsy ato ka, tena mahafinaritra mihitsy.
Misaotra ry zalahy an.
14. yonikafopl ( 22/02/2006 15:53)
=))=))=))=))=))=))=))onjah:lol::-D
15. kiadytsilaitra ( 25/03/2006 05:52)
Voa koa aho fa tsy namaky ny tao ambany fa tonga dia nanokatra. Fa tsara tokoa aloha ilay serasera e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2465