Eritreritra mandalo
niryna
(
16/03/2007 21:06)
Inona no zavatra tsy tianareo indrindra ny mijery azy ary mety mandoha na marikoriko foana ianareo raha mijery an'io.Na rehefa miverina ato an-doha dia toa hita foana ilay izy?
Ny ahy nisy mpivaro-ke...
suite
répondu par Rasiligaoma le 24/03/2007 14:22
sakaizakely
(
16/03/2007 08:36)
Rehefa misy rombo dia lasa lavitra be ny dinika ? Fa rehefa dinika tsotsotra tsy misy adiady dia hoatran'ny tsy dia manaitra loatra ?
Gaga an'ilay resak'e... atsy @ ambadika atsy manko aho fa tena ...
suite
répondu par ari.malala le 21/03/2007 07:56
niryna
(
16/03/2007 04:41)
Inona no petadrindrina nampihomehy anareo indrindra?
Sendra nihinana sakafo maivana izahay teny amin'ny hotely ambanivohitra .Maro moa ny mpividy no mifamezivezy ary dia samy mihinana mofo sy kafe eo...
suite
répondu par niryna le 16/03/2007 20:47
soanja
(
15/03/2007 15:41)
Mahagaga ahy ilay fomba fiteninay tany ambanivohitra lavitra be zay hoe :"Alika mihinana mofo rea!" rehefa mahita sipa manja be miaraka amin'ny bandy heverin'ny rehetra fa ratsy tarehy na tsy bogosy. ...
suite
répondu par soanja le 21/03/2007 04:27
soanja
(
15/03/2007 01:20)
Hono hoy aho, inona avy ny zavatra tena manafitohana anao rehefa misy fivoriana na olona be dia be tafavory eo . Fihetsik'olona na tenin'olona na zavatra hafa no tiako resahina.
Ohatra ny ahy dia ...
suite
répondu par Fiffi le 17/03/2007 21:15
nikopol
(
14/03/2007 17:16)
répondu par nikopol le 15/03/2007 12:21
kally
(
14/03/2007 11:21)
Hono ho'a e! Raha ho any aminareo namana tsirairay avy izao, any amin'ny tanàna misy anareo any an!
Dia inona no tena zavatra mahafinaritra hitanareo hoe tena tokony mba tsy maintsy jerena any?
Iza...
suite
répondu par sakaizakely le 15/03/2007 17:24
sakaizakely
(
13/03/2007 09:58)
Inona no zavatra efa nitranga taminareo ka tena nampatahotra sy nampivarahontsana anareo tokoa ?
...
suite
répondu par niryna le 16/03/2007 20:40
salmo1
(
12/03/2007 20:38)
Ary mba aiza marina ny vary roa kapôkany pachinot:?:...
suite
répondu par salmo1 le 14/03/2007 17:41
Stretch
(
10/03/2007 17:53)
aiza no misy adin'akoho miady am lahady zay mafantatra . . .
any ambohibao oh ve misy ?
any ambatonapôka . . .
misy favori miady ve any andotapenaka. . ....
suite
répondu par karinah le 14/03/2007 23:10
sakaizakely
(
08/03/2007 18:09)
Izaho rehefa manonofy ka miharatsy ilay izy, ohatran'ny hoe manonofy misy manenjika ohatra, dia fantatro foana hoe nofy io, dia iny aho no manidina mikopakopatsandry hono ary tena lasa eny anabakabaka...
suite
répondu par sakaizakely le 13/03/2007 08:43
xxx
(
08/03/2007 12:57)
fialonana ?
Tsy azoko loatra, mba azavao amiko ny fandehan'ity biz biz ity. Misy ireo namana be fitiavanamana, mafana fo amin'ny fandraisana anjara sy ny fanohanana ny hafa, madio firesaka sy fisai...
suite
répondu par dongadonga le 20/03/2007 21:54
salmo1
(
07/03/2007 17:24)
répondu par Stretch le 10/03/2007 17:47
tsimatimanota
(
07/03/2007 13:09)
izany ve le eritreritra mandalo sa inona?...
suite
répondu par Fiffi le 13/03/2007 08:39
EncoRama
(
06/03/2007 21:21)
Tsy haiko hoe aiza no tokony hanoratako inty fa dia entiko eto aloha.
saika mba hanainga antsika rehetra izay mba te hanohana ny serasera @ click fotsiny na dia tsy hoe mmmmanao zavatra be dia be aza...
suite
répondu par Fiffi le 08/03/2007 23:36
sakaizakely
(
06/03/2007 14:25)
Hono hoa ry zareo. Mba te hahafantatra ny tenako hoe inona sy inona avy no mba fialamboly mahafinaritra anareo rehefa avy vizabizaky ny asa amandraharaha iny. Ankoatry ny mitsilanilany fotsiny an ! to...
suite
répondu par sakaizakely le 13/03/2007 10:07
tslem
(
06/03/2007 12:24)
Hono ho ah ry zareo ? mbola misy tokoa ve lé tombil sambo mitety commune taloh reny zao, matetika refa fety tô misy an ireny ra tsy diso ny fitadidiako an? iza no mahatadidy ?...
suite
répondu par jimmy le 15/03/2007 08:23
ratonga
(
06/03/2007 10:08)
http://www.madanight.com/madagascar-reportage-photo_680.htm...
suite
répondu par melody le 19/03/2007 19:46
bazylou
(
05/03/2007 22:48)
ity madagasikaran'ilay 8, na i ra8land!!
konstity teny frantsay
NY antokony miady antrano
Na ny bokin'ny communen'Antananarivo aza dia teny frantsay?? asa angaha, vazaha frantsay angamba ireo gas...
suite
répondu par Fiffi le 09/03/2007 07:55
Zina
(
05/03/2007 21:37)
Nahita ny sarin'i Mandrak t@ mbola kely aho dia lasa ny eritreritro oe ary maninn raha ny sary t@ bolakely daholo ndray no apetaka atsy @ sary atsy e?
ny hevitrareo?????...
suite
répondu par Fiffi le 09/03/2007 07:51
