Eritreritra mandalo
xxx
(
25/03/2007 02:17)
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?
seuls les poissons morts sont dans mes assiettes.
...
suite
répondu par salmo1 le 27/03/2007 22:35
salmo1
(
24/03/2007 02:25)
raikitra ny lamaody fampisehoana helika.
Ny an'iza no tena madio:?::°)...
suite
répondu par simplex le 24/03/2007 11:21
soanja
(
23/03/2007 18:33)
Azafady indrindra mba raha mba misy afaka manome ahy ny vidin'ireto dia ho faly tokoa aho. Ny vidiny amin'izao an.
-Omby iray velona.
-Henomby 1 kg
-Misy mivarotra tonga de kitoza ve? ohatrinona ny...
suite
répondu par Fiffi le 26/03/2007 05:32
xxx
(
23/03/2007 14:48)
répondu par hendrybe le 24/05/2007 14:58
salmo1
(
23/03/2007 11:29)
Raha nijery ny clipiny ''Jerry Marcoss - Amboara sosy'' aho de hita sy midika zany fa ratsy ny mahita ilay zanaka vavy miaraka @ bandy. (nefa efa tovovavy be) ^:^
Azo lazaina ihany fa lamaody ity vaz...
suite
répondu par Stretch le 23/03/2007 20:49
hery
(
23/03/2007 10:12)
Polemika kely :-)
Nisy film izay hitako omaly mikasika tantarana kofa sy sipa iray nifankatia dia nisaraka. Dia ady be mihitsy no nisarahandry zareo. Ilay sipa tena nanao vava be mihitsy talohan'ny h...
suite
répondu par Fiffi le 28/03/2007 18:26
boubounezy
(
22/03/2007 20:17)
tsy aiko nareo zay mba efa ni eritreritra fa dans 1 siècle na ny zazamena aza tsy ho eto ambony tany eto ntsony. sady @zao génération zao efa tena mora antitra ny olombelona ndrindra ny aty andafy ...
suite
répondu par Vahinala le 26/03/2007 15:36
salmo1
(
22/03/2007 19:25)
Milay kosa le clip ah. ôtrany le feoany le takaka iny ravao mireka am tel http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao :°)
Manja e, miaiky anao ny bandy ^:^
...
suite
répondu par fasaly le 23/03/2007 06:54
nikopol
(
22/03/2007 17:09)
[i]"Y a-t-il une vie après la mort? Seulement Jésus pourrait répondre à cette question. Malheureusement il est mort."[/i]
Michel Colucci
...
suite
répondu par mandrak le 22/03/2007 20:32
Solitikabe
(
22/03/2007 14:30)
Mba nahalasa saina ahy kely fotsiny eh
Nahoana no isaky ny akaiky ny fahatsiarovana ny 29 Martsa dia mody manao fihetsehana lehibe foana ny Aliansa fransezy?
Fanarian-dia ny vahoaka ve sa fampanadin...
suite
répondu par Fiffi le 22/03/2007 21:50
Aino
(
21/03/2007 17:10)
2em tour ny sipa kely ny salmo!!
aza dia izy efatra no indray atambatra fa asio 2em tour dia hita eo izay tena lany!!!
nefa raha misy sary izao no milay ry salmo hihihi
salmo izany no tena panj...
suite
répondu par kelly13 le 22/03/2007 17:32
niryna
(
21/03/2007 13:24)
Ahoana tokony ry ireto ny ao an-tsainareo na ny tena marina hoe ahoana no hieritreretanareo isaky ny mifanoratra isika(ianao/ny hafa/izaho) ato dia ahoana ilay olona azonao veroka hoe io ranonana ,...
suite
répondu par dadie le 27/03/2007 13:38
soanja
(
20/03/2007 16:49)
Hono hoa nareo le mila hifandramatra eto amin'ny serasera ireo. Na aleo ataoko hoe isika e.
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy m...
suite
répondu par ari.malala le 26/03/2007 14:12
salmo1
(
20/03/2007 11:05)
1- Viviane.mg
2- Zeline.mg
3- Flora.mg
4- Silvy.mg
5- Vero.mg
6- Faneva.mg
7- Natacha.mg
8- Sarah.1.mg
9- Naval.mg
10- Sarah.2.mg
11- Eva.mg
12- Maeva.mg
13- Veronica.es
14- Annabell.es
...
suite
répondu par maditra le 21/03/2007 20:11
salmo1
(
19/03/2007 11:06)
répondu par cutie le 20/03/2007 00:43
mirambola
(
17/03/2007 17:35)
fa firy kay madagasikara @nosy fara ny lehibe ndrindra? faha efatra ve? sa.........:roll:...
suite
répondu par Fiffi le 21/03/2007 21:13
bazylou
(
17/03/2007 17:05)
Madagascar: L'ONU a besoin de plus de 9 millions de dollars pour aider Madagascar touché par des intempéries à répétition
Email This Page
Print This Page
Visit The Publisher'...
suite
répondu par boubounezy le 20/03/2007 22:15
karinah
(
17/03/2007 15:49)
mandreraka be miady hvt @ ol antitra (na aiza io na aiza) fa tsy mba mahalala kely mihintsy ny sasany!...
:twisted:
nareo ve efa sendran'izany, de raha efa de in ny ataonareo?
tandremo njay st...
suite
répondu par vale le 19/03/2007 09:35
andrea
(
17/03/2007 08:59)
zouaeeeezzzeee anniversaire niko.
Que cette journée soit la tienne....
Et que toutes les copines serasera te réponde ...
Aujourd'hui tu seras notre star.. sa tsy izany rankizy ?! ...
suite
répondu par ftma le 19/03/2007 20:24
bazylou
(
16/03/2007 21:11)
http://aviavy.awardspace.com/tree/cont.html
mazotoa e...
suite
répondu par xxx le 23/03/2007 15:05
