Eritreritra mandalo
niryna
(
04/03/2007 07:09)
Misy zavatra maro karazany izay mety mampatahotra ny olona tsirairay avy ka na inona atao na inona toro-hevitra dia tsy mety afaka mihitsy fa lasa raiki-tapisaka."Phoebia" no filaza azy io.
*Matahotr...
suite
répondu par niryna le 06/03/2007 07:45
salmo1
(
01/03/2007 17:57)
...mbola misy ve ny fialonana :?:...
suite
répondu par melody le 11/03/2007 20:03
fasaly
(
01/03/2007 14:08)
tonga indray i salmo dia ho feno ny rubrik! ho feno sizé izany:-D:-D:-D mila miofana kely any am nyrina aloha:-w:-w:-w...
suite
répondu par Fiffi le 04/03/2007 21:09
Fiffi
(
01/03/2007 07:21)
heu.....somary gaga hiany zah mahita an'ity:
kinaoly(30/2)
simplex(30/2)
Gassla(30/2)
Nayssa(30/2)
bogosssy(31/2)
belaza(31/2)
jp(31/2)
aandrian(31/2)
cooper(31/2)
...
suite
répondu par pissoa le 05/03/2007 16:24
salmo1
(
28/02/2007 12:47)
Tsy misy tonga lafatra izay entana halefa makany Mscar. Nefa ny paositra avy any Mscar mahatonga entana makaty sady mitovy ihany ny adiresy. zany oe taraiky 1 volana na 3 erin'andro no nahatongavany a...
suite
répondu par fasaly le 01/03/2007 07:37
madagasikara
(
27/02/2007 07:32)
Manahoana daholo e,
Ho an'ireo izay mahalala lalàna na mpisolo vava na ireo izay efa nandia lalana toa ahy no ametrahako ny fanontaniana.
Fa hafiriana aorian'ny aterahan'ny zaza no azo anaovana ny ...
suite
répondu par Fiffi le 28/02/2007 07:16
ratonga
(
24/02/2007 14:06)
Pétrole (L'Express)
Un projet pilote d'exploration à Tsimiroro
Le potentiel pétrolier de Madagascar se confirme. Les compagnies étrangères sont à pied d'oeuvre pour les explorations.
La ...
suite
répondu par cutie le 28/02/2007 21:37
niryna
(
24/02/2007 07:57)
Misy fahalalana kely ananako indray ity ka ho zaraiko ho antsika rehetra ato.Efa namerimberina ny fahatezerana,ny fifamelan-keloka,ny lolom-po,ny alahelo isika fa ireo no tena hiainana.
Misy olona di...
suite
répondu par niryna le 03/03/2007 07:01
niryna
(
24/02/2007 05:24)
Maninona tokony ary no tsy mety afa-po ny olona e.Ny olona lava te-ho fohy(io aloha dia vitsy) fa saingy lasa vokoka izy rehefa lava loatra:cry:.Ny fohy te-ho lava.Mihezaka ny manao basket hono e dia ...
suite
répondu par niryna le 25/02/2007 07:19
ikaretsaka
(
23/02/2007 18:47)
nahita ilay theme tary @ resa-behivavy hoa za (tsy tia rano)
mba gaga amin'ny gasy sasany ..
ny rano any amintsika dia feno na aiza na aiza aleha, ny nosintsika voahodidina rano, ny renirano sy ny t...
suite
répondu par Papoose le 07/03/2007 04:30
nikopol
(
22/02/2007 14:41)
Mahatsapa tena ho tena ratsy tarehy be loatra aho. Hany ka ny fianako rehetra dia tsy mandeha amin’ny laoniny mihintsy. Ny ara-pitiavana dia tsy zarizary fa tsy misy tovovavy mety hiaraka amiko mihi...
suite
répondu par tywa68 le 25/02/2007 18:35
niryna
(
22/02/2007 07:22)
Inona no nahatonga ny anaran'ilay taolana mibotsina eo amin'ny tendan'ny lehilahy hoe pomme d'Adam?:P:P...
suite
répondu par niryna le 24/02/2007 04:50
xxx
(
21/02/2007 14:00)
gaga be ny tenanay teo niantso ny comptoir de madagascar fa tsy nahay teny gasy ilay olona namaly anay! noheverinay fa malagasy daholo ny miasa ao, izay mantsy no hitanay tamin'ny izahay mba nakany :)...
suite
répondu par Fiffi le 26/02/2007 16:12
nikopol
(
20/02/2007 11:08)
Tato ho ato dia mangidihidy matetika ny fitombenako. Mety hahazo vola be ve za?...
suite
répondu par Stretch le 23/02/2007 18:37
xxx
(
17/02/2007 22:01)
Mba te handefa entana ho any Dago izahay aty amerika avaratra. Sao dia efa mba misy mpandefa ianareo ka azo antoka no mora ny fandefasana azy.Mba tsy mandoa vola intsony ohatra ny mpandray entana rehe...
suite
répondu par niryna le 21/02/2007 06:16
niryna
(
15/02/2007 19:03)
Samy anisany toetra ratsy na mpangalatra, mpandroba,mpisoloky,mpisandoka ary indrindra indrindra ny mpangaro-paosy.Tena tsy misy mihitsy ve ny vahaolana amin'ireo indrindra eo Analakely.Aza mba tratra...
suite
répondu par niryna le 24/02/2007 04:49
niryna
(
14/02/2007 18:13)
Inona tokony no tena hevitr'io teny io?Na hita fa ratsy izao aza ve ilay olona dia lasa bogosy na manjakely sa ilay toetrany no mahatonga izany.Ary ny hoe jamban'ny fitiavana.
Misaotra antsika ...
suite
répondu par niryna le 15/02/2007 18:59
niryna
(
13/02/2007 06:34)
Nividy trano ireto mpivady ary dia lazainy fa misy olona mandehandeha hono kanefa mijery izy fa tsy mahita.Mitomany lava hono ny zanany ary hoentina any amin'ny dokotera kanefa tsy misy na inona na in...
suite
répondu par xxx le 21/02/2007 18:52
andrea
(
12/02/2007 10:25)
Dain kou !! akoatran'i watafom sy gloom de adinon'ny mes "namana " ny annif-ko =(( =((..
De za lasa mialina an'i Aino !!! (:-*)..
de mbo omeo biz'oroka de lasa faifaly e !! ...
suite
répondu par sitlo le 23/02/2007 14:44
latina
(
12/02/2007 07:13)
Nanaraka tantara gasy tamin'ny tvm aho tamin'ny asabotsy alina, resaka pasitera, ody, renin-jaza, dadarabe ary mpamosavy no voaresaka tao. Tany amin'ny faraparan'ny tantara no somary nahavariana ahy, ...
suite
répondu par niryna le 15/02/2007 06:14
