Paositra
1. salmo1
(
28/02/2007 12:47)
Tsy misy tonga lafatra izay entana halefa makany Mscar. Nefa ny paositra avy any Mscar mahatonga entana makaty sady mitovy ihany ny adiresy. zany oe taraiky 1 volana na 3 erin'andro no nahatongavany aty Europa. Fa ilay makany Mscar na efa 3taona aza tao mbola tsy ho tonga ihany. Tsy hitako intsony izay natao ka hoy izaho t@ ry zareo tsy naharay ny entana: Handefasako silipo tsirairay avy ianareo de hampilazao avy @ alalany portable aho rehefa tonga any ny entana...
10andro ny entana de tonga lafatra. :-D:-P ary hoy ry zareo mpandray ny entana: - Tsy menatra akory hono izaho nanantateraka t@ ilay fandefasana silipo. Nefa fanandramana no nataoko sady kdô ilay silipo, fa ny gasy mbola sarosaro-kenatra t@ ilay kdô de naleoko nangina tsy nanazava nininn.
Mety nisy fahadisoana ve ny nataoko?
10andro ny entana de tonga lafatra. :-D:-P ary hoy ry zareo mpandray ny entana: - Tsy menatra akory hono izaho nanantateraka t@ ilay fandefasana silipo. Nefa fanandramana no nataoko sady kdô ilay silipo, fa ny gasy mbola sarosaro-kenatra t@ ilay kdô de naleoko nangina tsy nanazava nininn.
Mety nisy fahadisoana ve ny nataoko?
novalian'i fasaly ny 01/03/2007 07:37
3. kelly13
(
28/02/2007 13:11)
nandefa silipo zany enao d tonga soa amantsara ny silipo? d nandefa zavatra hafa ianao fa 3 taona tsy mbola tonga le entana? tena diso b zany ianao fa silipo iany no azonao alefa any
5. salmo1
(
28/02/2007 13:20)
kelly13: saika nandramako ho ilakiraro fotsiny.
fa lasa tsy kdô lay entana sady lany saosy fotsiny.
Mbola diso ihany ve aho?
fa lasa tsy kdô lay entana sady lany saosy fotsiny.
Mbola diso ihany ve aho?
7. kelly13
(
28/02/2007 13:24)
adino, d aza silipo b filirony kosa nefa fa silipo de grand mere atao sao diso eo ndray
8. salmo1
(
28/02/2007 13:30)
ilay ROPA INTERIOR anie anisany fitafiana fa tsy zava-dratsy akory izy ity. Rehefa manolotra akanjo anatiny zany de fahadisoana eo amin-tsika. A+ fanandramana entana tsy tonga lafatra no nataoko.
9. mercure
(
28/02/2007 14:52)
Efa niaina io zavatra nalefa tsy tonga tany Dago io koa aho vao tato ho ato. Dia mampalahelo fa tsy miverina aty ilay zavatra nefa tsy voarain'ilay nandefasana azy. Dia anontaniana ny paositra any dia hoe mety ilay fakitera no naka azy fa any am-pigadrana izy. Gasikara ô, fa dia naninona loatra re 'ty ianao?
13. salmo1
(
28/02/2007 22:29)
fasaly: tsy marina ve zany, de inn ary no azo hatao raha izany? Ilay bleme anie tsy aty fa any be cyclone eh.