Eritreritra mandalo

rabaradaka ( 28/01/2007 08:19)
Dia iny lasa Linistra iny izany ingahy Ben'ny tanàna. Fa masin-teny ihany ange rabaradaka ry zareo e, efa impiry no nilaza aho hoe mialà rehefa tsy mahavita ny tanàna dia iny izy no lasa. Fanesoran... tohiny
novalian'i mercure ny 12/02/2007 18:44
Lalah ( 27/01/2007 19:16)
Ahoana ity paositra Malagasy ity e! mba efa nisy nandefa entana ka very ve ? tena tsy rariny mihintsy, nandefa entana aho dia naka itony reference itony mba hoe hanarahana ny fahatongavany, nojerena a... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:07
fa ( 26/01/2007 09:17)
Ho no ho aho,efa misy anireny mpanala tatooage ireny ve eto@tsika?... tohiny
novalian'i xxx ny 31/01/2007 07:23
niryna ( 25/01/2007 16:58)
Ny fitondrana ny fahoriana dia kapoaka mangidy no matetika hilazana azy.Ahoana no nahatonga io "kapoaka mangidy" io?... tohiny
diamondra27 ( 25/01/2007 08:26)
inona ny zavatra tsara hatao rehefa te-hi-défoule na mba te-hanala azy @ fomba mihaja sy maontina na koa @ fomba izay itiavanao azy? Misaotra mialoha ô!... tohiny
novalian'i fasaly ny 28/01/2007 17:17
fasaly ( 25/01/2007 06:48)
Raha nandinika sy nieritreritra wa izaho dia hitako hoe otran'ny samy manana ny "fan" dool ny mpiforum tsirairay mandray anjara ato:P ohatra iray fotsiny ny omeko izao hoe : i "pissoa" fan a'ni "lapin... tohiny
novalian'i fasaly ny 08/02/2007 12:41
niryna ( 23/01/2007 06:37)
Mino aho fa mety mitovy hevitra amiko koa ianareo.Mba satria manala sorisory sy mifaly ary mitokelaka miaraka @ namana eto:D8).Misy moa ny manome anarana ary misy ny xxx ,safidy iny.:oops:Ny mampalahe... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 02:12
TMalefaka ( 23/01/2007 04:21)
Efa betsaka ihany ny sary mihetsika vita malagasy. Fa ny mba eritreritro izany dia izao é: Mba atao sary mihetsika ilay boky nosoratan'i Andry Andraina hoe " Mitaraina ny tany". Nianarana tany an-... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/01/2007 06:28
bazylou ( 22/01/2007 23:15)
abbe Pierre gasy???... tohiny
novalian'i sitlo ny 24/01/2007 21:21
xxx ( 22/01/2007 20:37)
mahafinaritra e. H@ izay nidiranao teto izay dia mba miovaova ny fanontaniana fa dia tena be fanontaniana tokoa ianao an, sady mahita karazany, tohizo fa tsara e.:-*... tohiny
novalian'i dailynews ny 24/01/2007 22:35
jhouhlambout ( 21/01/2007 21:36)
8) Sûr aho fa efa somary nadiditra daholo nareo taloha (sy ankehitriny :twisted: ). Ka inona ary ny lesona voarainareo t@ izany ditra izany?... tohiny
novalian'i booboo ny 29/01/2007 16:00
jhouhlambout ( 21/01/2007 20:29)
Ireto indray zao misy fomba vaovao anakiroa fametrahana hafatra @ Internet: 1- Fandefasana emailaka any @ futur (jusqu'en 2067): http://2067.hypermoi.net/ 2- Fametrahana hafatra ao aorian'ny fahafa... tohiny
niryna ( 21/01/2007 05:59)
Tsy ho ela dia ho tonga ny fotoana hankalazan'ny mpifankatia izany hoe fitiavana,ahoana no fomba hanehonao izany fitiavana izany raha eo amin'ny manodidina sy ny fianakaviana?... tohiny
novalian'i mbaliana ny 30/01/2007 20:41
jhouhlambout ( 21/01/2007 01:27)
Misy dikany daholo hono ny nofy rehetra, ka mba tantarao hoe ny nofy (tsara na ratsy) nataonareo dia ho lazaiko ny dikany :^) Raha tsy haiko dia mahazo milaza izay mahatsapa tena mahay hihi..... tohiny
xxx ( 20/01/2007 05:53)
:lol:ratoa vé ianao manana lova any dago,tany,trano-inona ny ataonao mody mikarakara sa mijanona any ivelany:-/... tohiny
novalian'i mbaliana ny 31/01/2007 20:04
niryna ( 20/01/2007 01:23)
Matetika isika dia avy ety ivelany no mitsara olona fa tsy mijery ny ao anaty.Bogosy izany bandy izany!manja leity ilay kala a!,sady taviny no volony !Raha sendra mahita ilay toetra ao anaty isika dia... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 16:18
Aino ( 19/01/2007 19:21)
izany hono dia ny vhv mitombo habehy izany hoe mengeza ny vatany, raha toaka miray matetika? ... tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:32
xxx ( 19/01/2007 03:40)
Lasa ny saiko hoe tena ohatr'ireny marina ve ny feon'ireny elefanta ireny. Iza no efa nahita? Mba tantarao eh... tohiny
novalian'i Aino ny 23/01/2007 18:40
niryna ( 18/01/2007 17:38)
Misy ny herin'Atra amin'ny fiainantsika isan'andro ary misy koa ny herin'ny satana izay mahazo ny olona.Matetika dia any Ambatondrazaka no ahenona ny ambalavelona inona izany ary ahoana no manjo ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 17:42
Aino ( 18/01/2007 15:57)
izaho tia zavatra marikivy be faona. inn kay no antony? raha manao lasary izany moa dia lasa vinaigre @lasa ilay izy fa tsy lasary @vinegre!!... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 19:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2991