Eritreritra mandalo
salmo
(
21/12/2006 22:11)
Ny fanaovana [u]xxx[/u] eto dia tsy fantatra mintsy oe: paikan'antitra hamolanana bandikely sa sipakely sa inn no tena marina?
oh: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6...
suite
répondu par Stretch le 25/12/2006 14:08
salmo
(
21/12/2006 16:10)
Tokony hatao lazaina daholo ny ps, amin'zay ireo mpametraka [u]xxx[/u] afaka mifidy anakiroa:
Hanatsofoka ny ps-any na tsy manoratra.
Fa manabe ny ratsy sy mampisy fiantsarambelatsihy aminy fots...
suite
répondu par Stretch le 25/12/2006 14:09
toovs
(
21/12/2006 15:51)
mba mandinika ny olona mandray anjara ato aho ho ah de tena misy olona ato foana isan'andro. de mandray anjara sy mamaly amin'ny hevitra rehetra eny fa na de tsisy texte hosoratana akory ary.
mba la...
suite
répondu par Fiffi le 27/12/2006 17:51
miarina
(
21/12/2006 13:36)
Mba nandinika aho izany hoe maninona ny frantsay no mampiasa y genre masculin sy feminin (la sy le) fa tsy toy ny gasy sy ny anglisy ohatra. Ny tena nahagaga ahy dia izao. Rehefa mikasika ny lehilahy ...
suite
répondu par Fiffi le 22/12/2006 08:27
bmw307
(
20/12/2006 05:07)
nieritreritra ny anavotra olona ny secouriste taty aminay ny zoma lasa teo kanjo izy indray no navotana tany andranomasina , saika maty , tsiampy formation angamba de efa nanao pratique sahady ( las...
suite
répondu par Fiffi le 20/12/2006 18:47
salmo
(
19/12/2006 17:34)
Teny Malagasy sy Frantsay ihany ve no mahazo hatao eto?
ohatra anakiroa:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4540b385d2aed
http://forum.serasera.org/index.php?rub=di...
suite
répondu par bmw307 le 20/12/2006 06:21
jhouhlambout
(
18/12/2006 11:41)
Juste par curiosité:@...
suite
répondu par Stretch le 21/12/2006 23:19
tslem
(
18/12/2006 06:46)
ny ahy ndray vanitika be vô ampy :-D:-D:-D:-D=))=))=))=))...
suite
répondu par Stretch le 21/12/2006 23:21
niryna
(
17/12/2006 23:30)
Efa nahita ankizy kambana ianareo.Manao ahoana ny toetrany,mitovy foana ve araka ny mahakambana azy sa dia mifanipaka? Nahita zazalahy kely roa izay aho notantanan-dreniny amin'ny ilany avy.Eo am-pian...
suite
répondu par niryna le 26/12/2006 02:48
Aino
(
17/12/2006 22:15)
izaho ry zareo, mba betraka ihany ny namana nifankafatarako sur internet izay ary betraka ny nangataka ny hihaona mivantana, dia ravo namana gasy ilay izy dia tahaka misosa fotsony aho matetika manaik...
suite
répondu par Aino le 21/12/2006 22:29
niryna
(
17/12/2006 19:36)
Ny fitsikiana dia zava dehibe eo amin'ny fiainan-tsika ary tsy vidiam-bola.Manala ny fahasorenana, mampitombo ny andro hiainana.Hita misoritra eny amin'ny tarehin'ny olona ny fifaliana.Mba mitsikitsik...
suite
répondu par niryna le 24/12/2006 23:42
rakizit
(
17/12/2006 15:01)
Ohatran'ny tsy de tiako loatra ny fomba fisainan'ny olona avy any Ambohimalaza (miala tsiny amin'izay avy any a, ary manantena azy hanazava). Manambony razana....
suite
répondu par nrakotoarinjara le 13/11/2017 04:37
niryna
(
17/12/2006 13:09)
Raha amintsika dia mifoha, mihinan-kanina ary mandeha miasa hitady vola.Mody, misakafo,matory fa maika hifoha hiasa indray hitady vola.Eo amin'ny fiainana indrindra ny fanambadiana dia ny vehivavy no ...
suite
répondu par niryna le 24/12/2006 23:39
niryna
(
17/12/2006 05:28)
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita.
Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?...
suite
répondu par mika117 le 17/12/2006 11:56
niryna
(
17/12/2006 05:27)
Tsy azo modiana tsy hita fa ny isan\'ny vavy no betsaka noho ny lahy.Matetika dia mananontena daholo ny vehivavy ary saika vavy antitra daholo no hita.
Mba mety fantatrao ve ny mahatonga izany?...
suite
répondu par niryna le 01/01/2007 03:45
niryna
(
16/12/2006 15:20)
Efa naheno ve ianao,na efa nipetraka na nividy trano mi
sy lolo? Nisy tanana iray izay misy olona vaovao foana
mividy ilay tanana avy eo anefa lasa olonkafa indray no mipetraka ao.Miova foana hono ...
suite
répondu par niryna le 17/12/2006 18:39
niryna
(
15/12/2006 16:46)
Tahotra dia anisany zavatra mahazo ny olona.Sakakely, voalavo,biby kely, maizina,miakatra ny tohatra, toerana mangina.Ny toe-tsaina no voa.Tantarao hoe ny nahazo anao,moa ve afaka niala tamin\'io iana...
suite
répondu par niryna le 08/01/2007 03:59
rabaradaka
(
15/12/2006 06:32)
Io fitenintsika malagasy io no hiatrehantsika jiaby ny fety fa azo itarafana ny toetsaina mahay fair play koa izany...
suite
répondu par maditra le 15/12/2006 18:45
salmo
(
15/12/2006 00:17)
Manao ahoana leisy eh!?
Aza de mifanakiana be loatra.
Ary angamba, tsy nisy naka ny vadiny elah tato na ny sipan'elah:-w. Ka aoka mba samy hifanaja amin'ny mahasamy-kôfiboay. ^:^ ...
suite
répondu par felanawil le 20/12/2006 20:45
