be fialonana

1. diamondra27 ( 21/12/2006 23:50)
misy lhl be fialonana ve?

De maninona no be fialonana ny vhv?
novalian'i vale ny 01/01/2007 16:14
2. Stretch ( 21/12/2006 23:54)
Ouuuu tena misy , ary tena maharikoriko , fa ny lhl mody mahay manafina haindry zareo manko lay mody sang froid iny .

Fa ny vhv ndray tsotra na tsy dia mahay manafina fihetsepo , am lafiny rehetra io ka raha vao mahita ny hafa mihoatra ny hauteurany izy dia avy hatrany dia hafahafa.(complexée)
3. salmo ( 21/12/2006 23:55)
satri tsy mikôty na manatsara ny fiainany angamba:-D
4. salmo ( 21/12/2006 23:57)
tsy misy mikôty na manatsara ny fiainany no tiako tenenina:-P:-D
5. Lejim ( 22/12/2006 02:33)
Saro-piaro doly rehefa tena tia nefa tsy assurE (e) izay!
6. paolla ( 22/12/2006 05:30)
8)amko alo de tena mmisy toko e!
7. fasaly ( 22/12/2006 06:39)
diamondra27:

misy lhl be fialonana ve?

De maninona no be fialonana ny vhv?


felonana ahoana alou lay izy e! felonana am malalany sa sarop iaro fotsiny otrzay, satria na ilay iray fahasarotapiaro misy dia misy ny lahielahy saro piaro am olo-tianay dia lisy koa ilay laheilahy be felonana am fiainan'ny hafa ohatra:?
8. niryna ( 22/12/2006 06:42)
Ny fialonana dia tsy an\'ny vhv ihany fa ny lahy koa saingy ny vavy no hita-maso.Ny mahatonga azy dia tsy mahatoky ny tenenany ilay olona.Nataon\'Atra ho olona iray ihany ny tena fa tsy mitovy amin\'ny hafa, koa raha ny tenany aza tsy tiany iza indray no ho tia azy eo. Raha te-hialana ny fialonana izany dia tsy maitsy mitia ny tenany izy ary tsy mangala-tahaka ny hafa.
9. Fiffi ( 22/12/2006 08:26)
indrisy fa misy dia misy tokoa io na ny lhl na ny vavy.....ny zavatra tsy azoko fotsiny de hoe fa nahoana aza ? sa ve misy pitina neurone de tsy maintsy misy io ?:roll:
10. salmo ( 22/12/2006 08:49)
Fiifi:
indrisy fa misy dia misy tokoa io na ny lhl na ny vavy

dain! ny vhv no betsaka ndrindra oh: i Fiffi
11. miarina ( 22/12/2006 09:12)
Amiko aloha tsy hitako izay ialonana ny hafa e. Samy manana ny azy io koa (ny ahy dia izay ananako dia ataoko mahasambatra ahy sy mahafaly ahy). Matoa aho tsy mahazo ny zavatra toy ny hafa (resaka materiel io) dia tsy manana moyen aho izay. Raha resaka ankoatrizay dia positiver ko foana ny fianako.
12. miarina ( 22/12/2006 09:13)
Neny diamondra izao ... mande2 @ site retra2 no mahafinaritra azy sady mahafaly azy dia mampialona ahy (soa ihany za fa mihaino DRS koa)
Roviana le emission-nao izany aloha e
13. booboo ( 22/12/2006 10:07)
1-ié, misy lhl be fialonana. Refa mahatsiaro voatsindrin'ny sasany izy dia mialona beeeee. Any am-pianarana ohatra.

2-Tsy haiko hoe maninona ny vhv no be fialonana. Izy aby aby tokoa angaha no be fialonana ? tsy mino aho....Na izany aza, nisy fotoana zà tena beee fialonanana beeee mihitsy. Ny nahatonga an'lé izy, isaka ny nifanerasera t@ lé fianakaviana zay. Zareo efa fantatry ny be sy ny bobaka fa mpangalatra sy mpanandevo oul fa misosa beeeeeeeeeeee ny fahitako ny fianan-dreo. Nialona zà. Zao zà tsy manao an'izany tsony kah hihihihihihi.
14. diamondra27 ( 22/12/2006 10:53)
fasaly:

diamondra27:

misy lhl be fialonana ve?

De maninona no be fialonana ny vhv?


felonana ahoana alou lay izy e! felonana am malalany sa sarop iaro fotsiny otrzay, satria na ilay iray fahasarotapiaro misy dia misy ny lahielahy saro piaro am olo-tianay dia lisy koa ilay laheilahy be felonana am fiainan'ny hafa ohatra:?




fialonana @ lafin'ny fiainana rehetra ka
na resaka asa, na resaka fitiavana, na resaka fiaraha-monina

15. xxx ( 22/12/2006 10:59)
efa toetra tampisaka ny fialonana, na iza na iza manana io kilema io, na izaho izao aza, fa ny fahaizana mandanjalanja azy ihany no tokony ketrehana tsara.
16. diamondra27 ( 22/12/2006 11:03)
miarina:

Neny diamondra izao ... mande2 @ site retra2 no mahafinaritra azy sady mahafaly azy dia mampialona ahy (soa ihany za fa mihaino DRS koa)
Roviana le emission-nao izany aloha e


miarina: tsy haiko na inona na inona aloha no tsy aritrao @ le emploi du temps-ko fa za dia tsy maintsy mandehandeha @ site rehetra na vazaha io na gasy na anglisy mijery zava-mahasoa fa tsy eto ihany.
Ary tsy forum ihany no ataoko fa mamaky ihany koa ny zava-bitan'ny hafa na resaka politika io na fanabeazana na fahasalamana na informatika etc...



Nanomboka nisian'ny internet dia moramora kokoa ny fanaovana recherche des documents, manampy betsaka.
Ilaina ihany anefa ny mandeha any @ bibliothèque na dia izany aza.




Dia inona no ialonanao @izany kay?
Afaka manampy anao aho moralement raha mila ianao.



17. diamondra27 ( 22/12/2006 11:09)
Stretch:

Ouuuu tena misy , ary tena maharikoriko , fa ny lhl mody mahay manafina haindry zareo manko lay mody sang froid iny .

Fa ny vhv ndray tsotra na tsy dia mahay manafina fihetsepo , am lafiny rehetra io ka raha vao mahita ny hafa mihoatra ny hauteurany izy dia avy hatrany dia hafahafa.(complexée)


za tena tsy mahatsikaritra ilay lhl be fialonana fa ny lhl amiko tonga dia rombo no mandeha , ka izany ve no anehoanay ilay fialonana sa ahoana
tsy ny lhl rehetra aloha io an

Ny vhv indray dia io voalazanao io, hafahafa fa ampiako hoe: manaratsy ihany koa izy avy eo

18. diamondra27 ( 22/12/2006 11:12)
salmo:

tsy misy mikôty na manatsara ny fiainany no tiako tenenina:-P:-D


azoko tsara ny tianao lazaina ka!

raha olona tsy misy mpikoty zany klou de mety hampieritreritra ihany e!
na koa hoe tsy voatery hisy mpikoty fa mba mampierika ny hafa , manaitra azy.

Matoa tsy misy manatsara ny fiainanay dia tsy hita misoritra eny aminao izany ny hatsaranao koa :hatsarana eo @ FM sy ny tokantranoniny

19. diamondra27 ( 22/12/2006 11:15)
miarina:

Amiko aloha tsy hitako izay ialonana ny hafa e. Samy manana ny azy io koa (ny ahy dia izay ananako dia ataoko mahasambatra ahy sy mahafaly ahy). Matoa aho tsy mahazo ny zavatra toy ny hafa (resaka materiel io) dia tsy manana moyen aho izay. Raha resaka ankoatrizay dia positiver ko foana ny fianako.


ary miarina eto mitovy fiainana amiko an!
mifaly @ zay kely ananana
fa ny ahy mbola misy fanampiny: za atsy mangataka aman'olona fa manakambo. Raha mbola vitako ihany dia tsy mangataka mihintsy aho fa miary.Matoa aho mangataka aman'olona dia efa tena tsy tafavoaka izay, efa tsy fidiny.
20. miarina ( 22/12/2006 11:25)
Diamondra27-->Sao dia mba olona fantatro aza ianao io ... izaho koa tsy mangataka @ olona raha tena efa tena tsy azoko anoharana (mety eo koa ny timidité angamba)(gaga ianao raha ilazako fa tsy mbola nangataka na inona na inona t@ parent ko aho)
- Entre parenthese
1- sao manana recette fanaovana mokary lapoaly ianao)
2- sao manana emission ao @ faniloradio koa ianao lol
Mihaona eny foana sika zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7474