be fialonana

41. booboo ( 27/12/2006 16:21)
zà tsy mialona fa tondé manombo kosa raha io lé ! san'angady :-w:-w
42. diamondra27 ( 27/12/2006 17:59)
zao kosa aloha tsy rariny e!
mampalahelo le 'ray.
43. pissoa ( 27/12/2006 18:10)


Mafatifaty kelyyyyyy :-D


44. ikaretsaka ( 27/12/2006 18:23)
diamondra27:

zao kosa aloha tsy rariny e!
mampalahelo le 'ray.



dia normale izy raha hialona aveo..sa akory?
45. diamondra27 ( 28/12/2006 12:42)
mbola mieritreritra izy hoe: inona no hataoko?
46. ikaretsaka ( 28/12/2006 20:46)
booboo:

zà tsy mialona fa tondé manombo kosa raha io lé ! san'angady :-w:-w



efa stade ambony be an'ny fialonana kosa izany manomboizany le
47. xxx ( 29/12/2006 19:03)
ny fialonana anie ka tsy misy dikany satria ny masoandro eny andohan'ny hafa tsy hankeny andohanao mihintsy e! noho izany "inutile". ny hampandroso no hatao fa tsy handeha hijery an'i anona na i anona!
Lany andro @ izany eo! Ny fotoana mandalo ka tsy asiana fotoana very @ izany.
48. niryna ( 01/01/2007 04:14)
Ny saonjo iray hono tsy ilaozan\'izay hamarara ary ny omby indray mandry tsy indray mifoha.Izao no tadidio ny alika no manenjika fa tsy enjehina.Toetra ratsy mpahazo ny zanak\'olombelona io ka misy zavatra hananan\'ny hafa tsy hananany dia mampialona azy,ra kamo ianao kanefa ny mpiara-miasa aminao manao asa tsara tsy tokony ho gaga ianao raha mahazo fisondrota-karama izy.Izay anie no mahatonga ahy hanontany hoe fa maninona no sitomina hianjera foana ny olona rehefa tafakatra e? Matetika faly ny fahavoazan\'ny sasany foana ny olona,ilay toe-tsaina mihitsy io ary tsy ny vvy irery fa ny lhy koa
49. vale ( 01/01/2007 16:11)
xxx:

ny fialonana anie ka tsy misy dikany satria ny masoandro eny andohan'ny hafa tsy hankeny andohanao mihintsy e! noho izany "inutile". ny hampandroso no hatao fa tsy handeha hijery an'i anona na i anona!
Lany andro @ izany eo! Ny fotoana mandalo ka tsy asiana fotoana very @ izany.
za mba gaga ry xxx! =D=D=D


50. vale ( 01/01/2007 16:14)
ikaretsaka> mampalahelo ny tenany izy, fa manin raha mba mitady koa de vita! hum!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5242