be fialonana

21. diamondra27 ( 22/12/2006 11:34)
miarina:

Diamondra27-->Sao dia mba olona fantatro aza ianao io ... izaho koa tsy mangataka @ olona raha tena efa tena tsy azoko anoharana (mety eo koa ny timidité angamba)(gaga ianao raha ilazako fa tsy mbola nangataka na inona na inona t@ parent ko aho)
- Entre parenthese
1- sao manana recette fanaovana mokary lapoaly ianao)
2- sao manana emission ao @ faniloradio koa ianao lol
Mihaona eny foana sika zany e



miarina a! aoka izay ny resaka dialogue fa ataovy any ambadika raha te-hiresaka fa tsy eto @ publique eto.
Manjary voafafa eo ny size milay an'i toovs.

merci
:-*:-*


22. diamondra27 ( 22/12/2006 11:41)
miarina:raha te-hahazo sopapa ianao dia présenter-ko @ olona iray ao Bulgarie ao(raha tena any bulgarie marina no misy anao)

Mety hanampy anao izy, afaka manampy anao @ fianarana.
23. xxx ( 22/12/2006 14:15)
Manjary voafafa eo ny size milay an'i toovs.

f'angaha tsy diams no nanokatra ny size, sa diams ihany no toovs:roll::roll::-D:-D
24. pissoa ( 22/12/2006 14:17)
:roll::-D
25. booboo ( 22/12/2006 14:35)
:-D
26. jhouhlambout ( 22/12/2006 15:23)
:@:@:@:@
27. Fiffi ( 22/12/2006 17:30)
:-D
28. diamondra27 ( 22/12/2006 18:09)
xxx:

Manjary voafafa eo ny size milay an'i toovs.

f'angaha tsy diams no nanokatra ny size, sa diams ihany no toovs:roll::roll::-D:-D



fa nahoana no lazainao fa toovs tampoka za ?

ary xxx mamoroPorina foana eny an!

29. pissoa ( 22/12/2006 18:16)
ka njy kosa niteny oe size an'i toovs nefa size anjy ihany knou ! :-D:-D:-D
30. diamondra27 ( 22/12/2006 18:53)
pissoa:

ka njy kosa niteny oe size an'i toovs nefa size anjy ihany knou ! :-D:-D:-D



Hay ve e!azfd aza e!
"mihinambary aza hono misy latsaka"
mba diso toerana iny zany fa tokony tary @ le akiray no nalefa le izy.

ary nareo zany manara-maso be doly an!:lol:
31. niryna ( 23/12/2006 02:33)
Ny fialonana dia ireny olona tsy mitia ny tenany ireny.Tonga dia maty lolo ny hafa,misy fitsiriritana ao ary mitady ny ho lasa mitovy ilay olona.Misy olona efa nihezaka ela vao nahazo zavatra ka tsy mila manao dingandava intsony,afaka mividy izay tiany amin\'izay izy fa tsy misy zavatra heritreretiny intsony.Misy olona tsy tiany ny mijery iny mihaingo foana ohatra dia lasa mialona izy ka eo no mitarika ny fialonana.Ny vehivavy no tena betsaka fa ny lehilahy indray dia mifaninana.
32. diamondra27 ( 23/12/2006 07:59)
niryna: marina mihitsy izany. Ankehitriny ny tanora tonga de te-hamantambonona fotsiny fa tsy miary. Heverinjareo fa de mora² ngamba zany hoe: mahazo zavatra izany fa mba nisy fiafina sy projet tao vao azo ny tanjona . Koa raha tsy manana izy de lasa be fialonana ary misy aza ny sasany miafara @ireny raquête ireny. Mandrahona ny ankizy , mampangala-bola azy fa hoe: izy izany no lehibe sy sy mafy ary bokona.
De matahotra le ankizy de lasa tokoa manao.
Ahoana moa no mahatonga ny anlkizy hangalatra portable sy ipod sy MP3 raha tsy izany , mitsiriritra de mialona.
33. AmyJo ( 23/12/2006 14:15)
diamondra27:
Manjary voafafa eo ny size milay an'i toovs.
:-w:-w:-w misy fika tratra indray zany ! :-w:-w:-w


34. Fiffi ( 23/12/2006 21:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
35. cutie ( 23/12/2006 21:50)
fiffi hihiihi
36. Zina ( 24/12/2006 02:05)
Ahoana moa no mahatonga ny anlkizy hangalatra portable sy ipod sy MP3 raha tsy izany , mitsiriritra de mialona.

ie no sady te ahazo otran;ny rehetra...
manana an;ity ny namako dia mba hanana ko ahy...
loza mihitsy
37. niryna ( 24/12/2006 23:29)
Misy ihany koa te hanana sy te hiliba fatratra ka mitady izay fomba ahafahana maka vola tsy nisasarana.Nisy olona mpiasan\'ny banky hono nanana tetika ny handroba ka nitady olona hiaraka aminy hanafina ilay vola ,vitany ny tetika, lasa nandositra lavitra lery, namatsy azy vola ilay mpanafina kanefa moa vola adala-tompo ka dia mora lany,nivadika ilay mpitana vola ka tsy nety nanome intsony fa lany hono,nanana tetika ratsy izy ka naniraka olona hamono ilay olona iray nangala-bola,kanjo ny polisy no nahazo ny feon\'izy mirahalahy ary dia noraisim-potsiny.Tsy fantatry ny olona mpialona fa izay zavatra azo amin\'ny makarakara dia mivoaka amin\'ny laodaoka,izay zavatra nisasaranao tamin\'ny fahamarinana dia kolokoloinao tsara,raha mangalatahaka olon-kafa ianao ao amin\'ny mpivarotra fotsiny iny no tsara fa tonga ao an-trano toa tsy sahondra manaitra akory hi!hi!hi!Efa voa ra-nyrina fahiny
38. Stretch ( 25/12/2006 14:06)
Io fialonan'io oa, efa lazaiko fôna:-w :-w
mapananaonao fôna io,
marina e!
ra za nareo tsy mialonalon zany a!
le mangala badin'ol no tena fatratra ,ôtrany tsisy celibatera tsony eto atany fa de io efa manambady io iany no mafaty ny sasany.
8) 8)
39. vale ( 27/12/2006 15:45)
miarina:

Amiko aloha tsy hitako izay ialonana ny hafa e. Samy manana ny azy io koa (ny ahy dia izay ananako dia ataoko mahasambatra ahy sy mahafaly ahy). Matoa aho tsy mahazo ny zavatra toy ny hafa (resaka materiel io) dia tsy manana moyen aho izay. Raha resaka ankoatrizay dia positiver ko foana ny fianako.
eqa basy! :D , tsy voatery hoe hialona ny olombelona, io mipoitra rehefa tsy mahalala mipetraka @ toerana misy azy ilay olon, ka mitsiriritra, misy indray teraka ny felonana ny hafa satria ratsy toetra fa izy ihany no tiany ho mety2! rehefa mihaina tsotra tsy mijery ny fiainan,ny hafa , fa manao izay mahasoa ny azy ary koa manaiky izay anjara toerana nomen'Atra azy ny olona iray ma lahy na vavy dia tsy manana io toetra felonana io! :)


40. ikaretsaka ( 27/12/2006 16:17)


raha izao kosa no mitranga mety "hialona" ihany kosa kooooo


booboo:
ié, misy be fialonana. Refa mahatsiaro voatsindrin'ny sasany izy dia mialona beeeee. Any am-pianarana ohatra.

2-Tsy haiko hoe maninona ny vhv no be fialonana. Izy aby aby tokoa angaha no be fialonana ? tsy mino aho....Na izany aza, nisy fotoana zà tena beee fialonanana beeee mihitsy. Ny nahatonga an'lé izy, isaka ny nifanerasera t@ lé fianakaviana zay. Zareo efa fantatry ny be sy ny bobaka fa mpangalatra sy mpanandevo oul fa misosa beeeeeeeeeeee ny fahitako ny fianan-dreo. Nialona zà. Zao zà tsy manao an'izany tsony kah hihihihihihi.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.299