Eritreritra mandalo

niryna ( 14/12/2006 17:28)
Ny fahamenarana dia toetra iray mety mahazo antsika. Misy fomba ve atao ialany an\'io? Misy ny sarokenatra ka any amin\'ny havonavona no ataony.Misy ny tsy mihetsika eo amin\'ny toerana iray rehefa mi... tohiny
novalian'i johanna17 ny 04/09/2017 13:16
Tenio ( 14/12/2006 06:23)
Durant plusieurs années, la sonde américaine Mars Global Surveyor (malheureusement perdue depuis environ un mois), a retransmis des images détaillées de la surface de la Planète rouge, montrant e... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/12/2006 10:15
papounette ( 13/12/2006 08:49)
Rehefa: -enjehin'ny alika hono tsy mihazakazaka fa mody miondrika,ôtran'le olona maka vato reny fa tsy mitsôka. (Za tonga de tongotra ankatoka be mitsy:oops::oops:!) -enjehin'ny omby de tonga de ... tohiny
niryna ( 13/12/2006 07:13)
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hamp... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2006 02:00
mimisou ( 13/12/2006 06:20)
Raha ohatra tokoa moa ka manaraka izay lazain'izay miaraka aminy foana ny vehivavy rehetra.Mety ho sambatra ve ny lehilahy na koa tsy hampirafy mihintsy ? Satria mantsy ny lehilahy no lohany, ka tsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2006 05:21
fasaly ( 12/12/2006 19:51)
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohat... tohiny
novalian'i fasaly ny 15/12/2006 16:23
kitjo ( 12/12/2006 19:09)
sendra lasa ny eritreritro... :roll:... tohiny
novalian'i tslem ny 13/12/2006 08:20
kiady75 ( 12/12/2006 15:09)
http://www.assidu-madagascar.org/izao/... tohiny
novalian'i Favory ny 05/01/2007 05:34
salmo ( 11/12/2006 12:32)
¿Vazaha sa Gasy? ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2006 01:21
mandrindra ( 11/12/2006 10:56)
efa manomboka mananotanoana ny fahalanin'i ravalomanana amin'ny fihodinana voalohany. tsy hanaiky an'io valiny io ny mpifaninana sasany dia hangataka hoe ampitaho ny pv, ohatra, dia hanaiky andeha ha... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 12/12/2006 00:25
xxx ( 10/12/2006 18:49)
Aôna oa ny fahitanareo an i Sitlo e!!ohatran ny mila vanona no antodian ny eto, ao @ tsikeran ny sary alou no tena manjakazaka izy e!!marina fa tsikera fa tsss mamely lé ataony!!revena manja fotsiny... tohiny
novalian'i fasaly ny 04/01/2007 18:49
Bakobako2 ( 10/12/2006 18:27)
Iny ndray ny tsy hitako fa avy nijery telé a, hay ve ka gravy b ôtrireny kou ny ao lafrantsa ao e! ny bord periph sns. . zany aza any am tany mandroso maika dia aôna reto trano sachets an dago.... tohiny
mixie ( 10/12/2006 04:30)
Fa maninona hoa ny gasy sasany no mifori-drambo amin'ny karana nefa anie ny ankabeazany tsy d nahita fianarana firy e!... tohiny
novalian'i MTN ny 11/12/2006 15:07
salmo ( 08/12/2006 18:56)
Raha ny fandinihana ny serasera.org dia natokana ho any Malagasy manerantany (oh: Mscar, France, USA, España, Italia sns...) Ato koa dia hahitana olana hifandraisana @ mombamombany hafa, @ tsy fito... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 10/12/2006 18:22
Rasiligaoma ( 07/12/2006 19:32)
un riche industriel était horrifié de voir un pêcheur étendu paresseusement à côté de son bateau en fumant sa pipe. -Pourquoi n'êtes-vous pas à la pêche ? demanda l'industriel. -Parc... tohiny
kelly13 ( 07/12/2006 16:11)
io indray no mba mahalasa ny saiko e! fa maninn no atao hoe "dago" nefa ao anatin'ny "madagasikara" tsisy hoe dago fa daga! inn tokou no nahatonga io teny 1 io? :?::-/... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/12/2006 17:55
Aino ( 07/12/2006 15:26)
ahoan akay izany nofy ririnina?:roll: rehefa sendra mba miteny kely ny mba eritreritra manko izay dia lazaina fa manao nofy ririnina.:°)... tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 18:02
mvalisoa86 ( 07/12/2006 14:27)
Miarahaba antsika rehetra.Mangataka fanazavana momba ny nofy;ao anatin'ny "inconscient" ve ny olona no manonofy?Mba omoo eo ny antony mahatonga ny olona manonofy raha mba misy fantatrao.Misaotra e!... tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2006 20:42
NYAMPITSO ( 07/12/2006 10:32)
Faly mandrakariva miarahaba sy mirary soa ho antsika namana mpifandray ato amin’ny serasera ato ny tenako . Tonga eto indray za hanao fanazavana kelikely ho antsika izay liana maro taminareo no nano... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/12/2006 21:23
ragany ( 07/12/2006 05:50)
Kely sakafo ô !!!! Asa fa sendra taitra maraina aho omaly , teo amin’ny 4 ora teo . Angamba noho ny fikorontanana kely nataon’ireto mpaka fako maraina, mpiasan’ny commune-n’Antananari... tohiny
novalian'i ragany ny 11/12/2006 10:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3408