Eritreritra mandalo

cutie ( 18/01/2007 02:14)
Sao de mba misy afaka milazalaza ny fomba famadihana avy any atsimo kay nareo. Ny fomba fatao sy ny sisa.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 21:56
xxx ( 17/01/2007 21:01)
....fa nody any aminy Ray... tohiny
novalian'i nolalaina ny 06/02/2007 19:44
niryna ( 17/01/2007 18:25)
Tena tsy hitako intsony i soanja tato ato kanefa izy no tena hery iray manosika ahy hanome hevitra eto.Sao dia mba hitanareo any izay rahavaviko izay e fa tena malahelo azy mafy aho:cry::cry::cry:... tohiny
fiderana ( 16/01/2007 07:54)
FANAOVANA BATEMIN’NY MPISOTRO TOAKA Mandohalika eo anoloan’ny TAVOAHANGY SY NY VERA NY MPISOTRO TOAKA ARY HAPETRAKA AMINY IRETO FANONTANIANA IRETO HO VALIANY TSIRAIRAY AVY ALOHAN’NY HANOSORA... tohiny
novalian'i fiderana ny 23/01/2007 09:58
ari.malala ( 16/01/2007 06:16)
Miarahaba ny rehetra, Ny nofy ve misy fiantraikany eo @ fiainana sa nofy dia nofy fotsiny iany? ny tiako anotaniana dia izao, nanonofy ratsy be aho hoe maty ny zanako fa rehefa nifoha nefa aho dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:10
fasaly ( 15/01/2007 20:14)
ary i nyrina wa toa mahita sizé apoaka foana e! fa angamba tena mireirtreritra isan'andro ny forum foana sa ahoan??????:wink::°) ... tohiny
novalian'i fasaly ny 23/01/2007 22:08
Fiffi ( 15/01/2007 16:41)
Lasa hoa ny heritreritro hoe fa maninona kay raha mba hasiana hiran'ny serasera ? Zany hoe misy hira iray de henaran'ny mpikambana eto @ sera2 na ohatra hoe foronina io hira io de alefa ao @ rad... tohiny
novalian'i caprio ny 24/01/2007 12:48
miarina ( 15/01/2007 09:19)
Matetika izany henoko foana hoe ny vehivavy be resaka raha miohatra @ lehilahy. Rehefa jerena tokoa ny olona be point indrindra isambolana dia vavy daholo ankoatrany olona iray... tohiny
novalian'i vale ny 22/01/2007 19:09
niryna ( 14/01/2007 20:55)
Be ny zavatra izay mety ho kely kanefa manampy antsika. Akanjo voan'ny siligaoma na dovay,rarahan'ny menaka. Trano feno moka ka tsy tiana ho kakerin'ny moka ianao,inona no tokony atao. Zavatra hia... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:29
niryna ( 11/01/2007 18:10)
Efa samy nilaza sy namisavisa ny revindrevin-tsika isika tsy aby moa notanterahan-tsika ireny:P:P sa dia niverin-dalana sy kivy ny fo:cry::cry:... tohiny
novalian'i niryna ny 25/01/2007 06:13
miarina ( 11/01/2007 15:05)
Mba saika hanotany aho. Ny société hiasako dia mikasa hampiditra olona etranger hiasa. NY resaka taratasy administratif sy ny sisa tsy misy olana fa ny saika hanotaniako ary ny tianay ho fantatra di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 15:09
niryna ( 10/01/2007 17:09)
Ho antsika namana eto amin\'ny serasera,inona no tena mahavariana anao manokatra mijery ity serasera ity?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:39
xxx ( 09/01/2007 15:30)
http://www.sabcnews.com/sci_tech/science/0,2172,141077,00.html [quote][b]New molecule isolated[/b] Members of the scientific team, including Philippe Rasoanaivo of the Malagasy Institute of Applie... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/01/2007 18:49
rabaradaka ( 08/01/2007 06:31)
Sendra henoko tamin'ny radio hoe nisy andian'olona nitokona fa tsy mazoto ny handraisana ny taona 2007 dia hoe nandefa taratasy tany amin'ny ONU hoe aza asiana 2007. Dia inona izany e ! Maninona ireo ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 15:46
kally ( 07/01/2007 14:42)
Dia variana ihany aho indraindray hoe fireharehana ve ? tsy fifanajana ve? Fahamaizana hiresaka fotsiny ka tsy miraharaha na azon’ny hafa ny tiana ho lazaina na tsia? Sa fisehoana ho tsy mahay miten... tohiny
novalian'i melody ny 18/01/2007 15:22
niryna ( 06/01/2007 03:44)
Ahoana tokony izany,moa dia tena lasa ambony ilay ambany amin\'ny rehetra? Sa inona no tena fehin\'io amin\'ny fiainana?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 20:40
Aino ( 05/01/2007 15:49)
lasa kely ny saiko @ le resaka momba ny peusedo io, tahaka ny salmo izao, raha toaka hoe tena niala izy ary olona hafa hoatra io @ps any io. dia ny tiako lazaina hoe, fa maninona le olona no mangalat... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2007 19:08
Aino ( 05/01/2007 15:30)
ny namana sasany mihezaka ny ho lehibe haingana, nefa raha ny ahy indray dia tiako ny miverina zaza tahakany hoe 7ans izao:°)... tohiny
novalian'i Aino ny 08/01/2007 19:09
caramel ( 05/01/2007 05:36)
caramel d miarahaba ny namana rehetra mpiserasera traty ny taona vaovao ary mirary soa sy fanambinana ho antsika rehetra... ... tohiny
novalian'i Aino ny 08/01/2007 19:17
jhouhlambout ( 04/01/2007 19:33)
http://www.dailymotion.com/video/x13xz_david-copperfield... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2007 03:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758