Eritreritra mandalo
niryna
(
04/01/2007 16:12)
Ny zavatra rehetra ataontsika dia avy ao amin\'ny fo avokoa ka makany amin\'ny saina.Ahoana tokony moa izany:?:...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:24
miarina
(
03/01/2007 15:43)
Asa na izaho no tsy dia mandinika loatra ny biby fa otrany nahatsikaritra aho fa ny vehivavy ihany no mandeha ra refa tonga fotoana ... fa maninona ny biby sasany tsy mandeha ra...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/01/2007 16:23
Belle
(
02/01/2007 15:46)
Miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao!
Taona misimisy nifaneraserako an-tendrilavitra nahitako ny toetra vitsivitsy manaraka eto amin'ny mpandray anjara (amin'ny ankapobeny):
- rehefa ny any...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/01/2007 23:20
xxx
(
02/01/2007 15:12)
misy ny bandy sasany tena be stile laotra.
nefa ny mety aminy dia hireny normal hireny ihany fa manjeraka be indrindray mijery azy mistil be, hoatrany hoe ianao indray no jalou aminy, raha sipa indra...
tohiny
novalian'i Aino ny 05/01/2007 15:32
lemenakely
(
01/01/2007 18:45)
-Afa-baràka i R... sy R... fa niady lehilahy tao ampovoan-tsena!
-Ianareo aza manao zavatra manala-baràka toy izao an!
Inona marina moa izany no tena hevitr'io teny io e?...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 04/01/2007 14:01
andrea
(
31/12/2006 23:45)
Tratry ny taona 2007 ....
Indrindra fa izay nanao fety double (Hery 8))
Saika adinoko .. hafatra manokana ....
tena faly nahafantatra anareo ry fasaly (:-* miss serasera ) , Aino ( :-* zandry k...
tohiny
novalian'i felanawil ny 03/01/2007 21:04
ikaretsaka
(
30/12/2006 20:39)
Fa tena specialite an'ny Gasy ve ity mody fanina ity e
http://www.dailymotion.com/ratoza/video/xor4y_mijoro-vavolombelona
io izao dia zavatra tena mpitranga sy mpiseho @ fiainana andavanandro ...
tohiny
novalian'i soanja ny 31/12/2006 15:45
jhouhlambout
(
30/12/2006 13:50)
http://www.dailymotion.com/video/x45r2_boumbo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 17:37
LouAnne
(
30/12/2006 12:54)
bon anniversaira zâ fâ adinon'i maman :(...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/12/2006 16:59
rabaradaka
(
30/12/2006 11:13)
Etritreritra mandalo ity ry zareo hoe dia ny zanakolombelona miaina amin'izao taon-jato izao dia mbola misy manameloka ho faty toa ny nahazo an'i Sadam Houssein. Aminao mety ve ny fanamelohana ho faty...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 15/01/2007 19:44
niryna
(
30/12/2006 02:11)
Fa maninona tokoa isika tsy maintsy mahita tenenina na fanakianana foana rehefa miteny? Maneso, tsy manome hery,misy fialonana ve ao,misy tsy fitiavana ve,tsy maintsy mamaly fotsiny,maneso,mandatsa,.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2007 05:22
salmo
(
29/12/2006 23:17)
Tena tsy hitako izay antony hataoko eto, ôtrany mandreraka be fotsiny......
tohiny
novalian'i andry08 ny 30/12/2006 15:14
Aino
(
29/12/2006 13:27)
mba ahona sy ahoana avy moa ny anarana karazana loko @teny gasy fa maro hireo tsy fantatso fa @ français ihany no haiko fa @teny gasy tsy!!:oops:...
tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:59
LazaDaddy
(
29/12/2006 02:35)
tafaverina soa aman-tsara eto an-taningazana ka dia mirary soa sy fifaliana ary fitahian'Andriamanitra ho anareo rehetra @ taona 2007...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 29/12/2006 12:40
bazylou
(
28/12/2006 00:07)
notsy maintsy mangataka sy mandika vilana ny hafa foana e?? tsy mahavita tena fa ty maintsy omen dranona sy ranona vola sy hevitra foana vao manao zavatra!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:36
fanaina
(
25/12/2006 19:12)
mba lasa saina izany aho hoe, izaho ve no efa tena ratsy mihintsy sa ny saiko no mieritreritra zavatra diso sa¿...? matetika dia lasa ny saina hoe mba ratsy tarehy koa aho ity!!:-o:?...
tohiny
novalian'i niryna ny 30/12/2006 01:58
niryna
(
24/12/2006 23:54)
Inona no tanjona na ezaka tianao atao amin\'ny taona 2007 ? Ohatra miala amin\'ny sigara, toaka, paraky, toetra ratsy, hiezaka ny ho tonga aloha fa tsy mihazakazaka, hanangona ,hanova toetra ho tsara ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/01/2007 02:57
nikopol
(
22/12/2006 14:58)
Inn ny zavatra nanamarika anareo tamin'ny taona 2006? ...
tohiny
novalian'i Stretch ny 25/12/2006 14:01
lapino
(
22/12/2006 09:48)
Ilay resaka kere any atsimo no nahalasa ny saiko momba an'ity fifindra-monina ity voalohany. Hoe maninona marina moa ny olona any atsimo raha mandao ny hain-tany mba hifindra any amin'ny tany misy ran...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 17:18
diamondra27
(
21/12/2006 23:50)
misy lhl be fialonana ve?
De maninona no be fialonana ny vhv?...
tohiny
novalian'i vale ny 01/01/2007 16:14