oups

1. xxx ( 21/02/2007 14:00)
gaga be ny tenanay teo niantso ny comptoir de madagascar fa tsy nahay teny gasy ilay olona namaly anay! noheverinay fa malagasy daholo ny miasa ao, izay mantsy no hitanay tamin'ny izahay mba nakany :)
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 16:12
2. sakaizakely ( 21/02/2007 14:14)
resaka hoatrizany koa ve dia hiafenana ry xxx ?

ka eto frantsa ange normal hoe misy mpiasa frantsay ao dia sendra an'io angamba xxx. Nisy namako vaza nanao BTS tourisme dia tany no nanao stage. Asa io fa aza dia tonga dia sempotra hoatr'anio mou e !:lol:

Tsy azo atao ny mi-selectionner ho nationalité rano iray ihany no mpiasa amina orinasa iray ohatra, fa lasa ségrégation à l'embauche voararan'ny lalàna frantsay izany.
3. Fiffi ( 21/02/2007 14:30)
zany izy efa hoe aty frantsa zany ! de imaginéo hoe raha vazaha no miantso tondé valiny @ teny gasy ? heu......
Fa enao raha miantso de lazao izy hoe afaka miteny gasy ve ?
Raha any dago nge enao ka miantso ny air mad de miteny le olona hoe "air mad bonjour"......de ...suivant le olona miresaka aminy @ teny frantsay na teny gasy no hamaliany azy....

Aty koh ! ohatran'zany fa anao no miresaka avy hatrany ohatra hoe "manao ahoana tompoko" de valiny @ teny gasy avy hatrany io ry xxx aaahhhh !
4. jhouhlambout ( 21/02/2007 15:08)
=D^:^:@
5. fasaly ( 21/02/2007 15:10)
sakaizakely::-D:-D:-D hita wa! in zao no tokony hiafenana, ié misy tsy mahay teny gasy ao ka! tsy voatery hahay teny vazà dool anie e!
6. fasaly ( 21/02/2007 15:11)
sakaizakely::-D:-D:-D hita wa! in zao no tokony hiafenana, ié misy tsy mahay teny gasy ao ka! tsy voatery hahay teny gasy dool anie e!
7. Fiffi ( 21/02/2007 15:25)
fa na izany aza eh ! raha aty frantsa ve manana oron'asa enao de misy olona miantso phone de valianao @ teny gasy ? :roll: mba heritrereto hiany eh ! tondé lazain'le killl hoe "diso numéro zah zany" de bye ! bye ! fa lasa le kill klé ! hehehehe
8. fasaly ( 21/02/2007 15:27)
izay kalou e! fa zà ninatso de niteny frantsay de nony nilaza ny anarana aho de hoe gasy ngah enao avy ahtrany de nitohizana teny gasy lay resaka:-P
9. xxx ( 21/02/2007 16:59)
ka izahay te hanao xxx ka tsy hitanay inona no olanareo! ary mba gaga ihany hoy aho izahay satria noheverinay fa malagasy daholo ny tao, satria tamin'ny tenanay nandalo tao dia malagasy niteny gasy be daholo ny tao! tsy hitako hoe inona no anomezanareo tsiny ahy.

10. Fiffi ( 21/02/2007 17:05)
xxx aann ! tsy hoe manomé tsiny anao akory zanyfa hoy zah hoe:
-Imaginéo hoe eto frantsa no miseho ny tantara....miantso phone enao tondé mamaly @ teny gasy le olona (agence de voyage io comptoir ioan!) vao maheno hoe miteny gasy ny interlocuteur tondé raccrochény satria ozy hoe "diso numéro" zah zany an !
Raha miantso enao tondé mitenena angé teny gasy eh ! tondé valiany teny gasy koh enao ......drayyy ! vao nandramako teo mihintsy io an !

Tondé nataoko hoe "Manao ahoana Tompoko ô" de namaly le olona hoe "Manao ahoana ô" !

De nandramako indray niantso fan-2 de nataoko hoe "Bonjour" tondé namaly le olona hoe "Bonjour"

andramo ange zay eh !
11. Samoana ( 21/02/2007 17:23)
raha miteny @ teny tsy fantatra izy ka tsy azo ny renseignement ilaina sy ny billets de izay no blem:-D
Sa mety mba mahazo fihenam-bidy fa gasy samy gasy ? Possible tokoa izany fa minoa fotsiny ihany xxx a ! hihihi
12. Fiffi ( 21/02/2007 17:36)
hihihi
13. andry08 ( 21/02/2007 18:55)
:-D:-D:-D
14. niryna ( 22/02/2007 06:25)
Tonga dia hiarabana hoe "Manao ahoana ianao Tompoko o"
Miakana kely izy rehefa tsy te-hamaly na tsy mahay ,raha toa ka mahay moa izy dia eritreretiny fa eo an-tanana ihany ianao no miantso azy:lol:
15. Fiffi ( 22/02/2007 07:15)
Fiffi:

Raha miantso enao tondé mitenena angé teny gasy eh ! tondé valiany teny gasy koh enao ......drayyy ! vao nandramako teo mihintsy io an !

Tondé nataoko hoe "Manao ahoana Tompoko ô" de namaly le olona hoe "Manao ahoana ô" !

De nandramako indray niantso fan-2 de nataoko hoe "Bonjour" tondé namaly le olona hoe "Bonjour"

andramo ange zay eh !
andramo ange io eh !


16. Stretch ( 23/02/2007 18:50)
Inn ary ny mahagaga anao am zany fa nagasy ko aza angé be de be no milaza fa tsy mahay teny gasy e!

fa cool fotsiny fa zany avy ko , ko mampifendro anao.:)
17. Fiffi ( 24/02/2007 16:36)
f'ita hoa eh !
18. meva2 ( 26/02/2007 11:20)
bjr,
hatramin'izao dia ny orinasa nanome fahafahampo ahy indrindra dia i comptoir de madagascar. Na ny hafainganan'ny valinteny tadiaviko na ny fandraisana sariaka. Ka ny ahy tsy ny hoe miteny gasy na sinoa no jereko fa ny fahaiza- miasa. merci
19. Fiffi ( 26/02/2007 16:12)
zany ange hoa eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1397