Ampidiro aloha ny tenimiafina
Eritreritra mandalo
ftma
(
03/04/2007 10:56)
Avy namaky ity lahatsoratra ity aho dia nahatsiaro ny resako tamin'ny olona tany Dago hoe "ohatry ny prison ny trano aty amin'ilay grille de protection sady raha misy loza tsy afaka madositra akory". ...
tohiny
novalian'i ftma ny 04/04/2007 20:48
tslem
(
03/04/2007 08:06)
tam zay mbôla kely oa d ouz dada sy mama oe refa tsy gasy d vazah d refa apitandranomasina d andafy, d nony tonga aty frantsa ohatra d lasa maheno oe rainiboto e, maizina e, tavaratra e sns... ka in...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/04/2007 08:05
ari.malala
(
02/04/2007 14:45)
mba lasa hoa ny eritreritro hoe, refa le manao xxx iny ry zalahy sy zavavy mpanao xxx, 'za ko mo zany anisany ndraindray, de manontany tena hoe fantatr'i Hery alo zany mazava hoazy hoe iza io, fa ireo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2007 14:14
kelly13
(
31/03/2007 11:20)
misy pub izay oa hitako mande eto @ sera² eto oe 22.5 cts/mn ny miantso any dago, d nefa mampiasa ilay num special io 0892... izay 0.34cts/mn, donky refa atao ny kajy majinijinika d lasa eo @ 50cts/m...
tohiny
novalian'i vale ny 09/04/2007 14:12
patrick2002
(
31/03/2007 07:13)
Hahatsiarovako ny pub nataon'i cour arcade io tamin'izao mbola nianatra .
Raha mandinika izao dia betsaka ny manana eritreritra isika fa ilaina ny [color=red]defi[/color] eo @ fiainana ,tsy hitako a...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 13:58
soanja
(
31/03/2007 02:32)
Mba hazavao kely anie ry izy mianakavy izay mahazo azy ny tian'i St Augustin tenenina eto fa tena very be zah.
"Tompo o, Ataovy "madio" na "tsy manao firaisana na mitandrin-tena" na "chaste" aho, kan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/04/2007 16:21
bazylou
(
29/03/2007 23:09)
niletsy ssahady ny bypasynareo hoy ihebdo!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-P:-P:lol::lol:...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 30/03/2007 09:31
simplex
(
29/03/2007 20:38)
Niditra karajia (tsaty serasera, http://karajia.org ) wa za androany, mba hoe mijery ny tolotra serasera rehetra zany e.
Nafinaritra aloha ny fandraisan'ny ekipa solida mpandray vahiny e :-*. Fa n...
tohiny
novalian'i Stretch ny 02/04/2007 21:01
soanja
(
29/03/2007 17:56)
Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto.
De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: ...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2007 23:59
fanaina
(
29/03/2007 09:49)
ramose iray 56 ans mirefy 236cm, nanambady vhv iray 29 ans mirefy 168cm.
http://es.news.yahoo.com/28032007/44-61/foto/hombre-mas-alto-mundo-casa-mujer-tierra.html
...
tohiny
novalian'i andrea ny 29/03/2007 20:40
sakaizakely
(
29/03/2007 08:39)
Ny tarika Mahaleo dia nalaza t@ fanaovana hira mifono hevitra. T@ zany dia nolazaina fa misy hevitra hafahafa hono iny hira mitondra ny lohateny hoe [b][i][color=red]Voasary mamy[/color][/i][/b] iny.
...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 30/03/2007 12:53
sitlo
(
29/03/2007 00:53)
(kay reto rehefa tena mihomehy dia tsy mahavoaka feo fa ny kibo fotsiny no mihetsiketsika a)
[center]---------------------[/center]
Tamin'ny mbola kely izahay dia mpilalao baolina sase be. Dia n...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 02/04/2007 14:05
nikopol
(
28/03/2007 14:20)
Raha ohatra ka ... finamana ny resaka ....
hiran'i Olombelo Ricky mba tiko zaraina amin'ny namana io ...
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:59
xxx
(
28/03/2007 00:37)
Iza no site ahitana asa eto france eto? sao dia mba misy mahafanatatra.
Misaotra ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2007 05:58
bazylou
(
27/03/2007 21:39)
mba mangataka ny tompony station radio eto @ ville (tana), ny antony nanajanonana ny radio ANTSIVA 97.6fm sy freqaunce Plus 92.8fm,fa dia mampalahelo mihitsy fa lasa tena mangina be ny analyse politik...
tohiny
novalian'i paris10 ny 28/03/2007 17:55
hery
(
27/03/2007 21:32)
Zavatra tsapako tato ho ato teto amin'ny serasera ity ka holazaiko anareo... dia izay fitsaranareo azy.
Ekena fa ny serasera dia natao ho an'ny rehetra, manomboka hatr@ 13 taona ka hatramin'izay an...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 11:19
andrea
(
27/03/2007 19:35)
Hono waaaa ..
Tsy haiko na izaho no somary niova .. na bestaka ny namana no lasa ni-grevy.
Na tato ato, betsaka loatra ny resaka tsy misy lohany , tsy misy dikany ato amin'ny forum !!!
Na izaho no...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2007 20:33
bloumpe
(
27/03/2007 10:14)
:-w:-w:-wd zany fôna eh!mety oe malahelo nefa tsy zany fa tsy fantatre!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 11:13
mignone
(
26/03/2007 14:30)
manao aona daolo !
asa ianareo raha mandinika ny dinika hataonio ranamana io fa dia hafahafa daolo :?::°)...
tohiny
novalian'i belaza ny 27/03/2007 19:40
nikopol
(
26/03/2007 12:15)
ô mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa ... ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:52
