Eritreritra mandalo
dailynews
(
11/05/2007 19:46)
mahafinaritra ahy loatra fotsiny dia zaraiko.
http://www.youtube.com/watch?v=TZ860P4iTaM&mode=related&search=
http://www.youtube.com/watch?v=v0zgQAp7EYw&NR=1...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 03:57
niryna
(
09/05/2007 17:48)
Mandeha any amin'ny mpivarotra ianao dia misy zavatra tena tianao tokoa toa hoe lasan'ny olona iny rehefa tsy vidina.Dia mihezaka ny hividy an'iny sao tsy tratra intsony.Rehefa tonga any an-trano anef...
suite
répondu par niryna le 20/05/2007 20:53
niryna
(
08/05/2007 15:10)
Mba lasa ihany ny saiko mieritreritra ny olona milaza fa mialona azy ny hafa,na hoe mitsiriritra ny zavatra hananany na toetra io ,fananana,bika,harena,vady koa aza tafiditra noho ny hatsara-tarehiny ...
suite
répondu par niryna le 20/05/2007 20:50
pimaso
(
07/05/2007 13:23)
tohizo fa tsara ry JREWS a!
ireny no fandrosoana haingana fa tsy
ny fanafoanana ny 4l sy 2cv
dinio tsara...
;-)
;-)
;-)
...
suite
répondu par Fiffi le 11/05/2007 18:35
niryna
(
07/05/2007 06:18)
[u]The secret of success[/u]: Alohan'ny zavatra rehetra, ny fahavononana no fanalahidin'ny fahatafitana.
Misy maro ny olona raha jerena ka tafita ary nisy ezaka tao na nanana tanjona tratrarina izy k...
suite
répondu par xxx le 20/05/2007 20:41
Pao
(
06/05/2007 10:31)
Ny hitodiana ny lasa hono hanazavana ny ankehitriny.
Raha nanao fietsiketsehana ny mpianatra teto Tana narahin'ny vahoaka, ta@1972 dia feno soratsoratra ny rindrina : 'Dehors les colons - Les França...
suite
répondu par sitlo le 14/05/2007 15:20
nikopol
(
04/05/2007 08:59)
Izaho dia tovolahy anisan'ny niangaran'ny vitana fa kely filahiana kely be mihintsiny, marina fa efa manao ezaka maro aho hisoroana ny fiantsaikan'izany eo aminy fitiavana saingy tsy mbola mahafapo mo...
suite
répondu par princesseN le 18/07/2007 15:42
niryna
(
03/05/2007 05:46)
Isan'andro isika dia tokony hisaotra ireo rar nahitana masoandro indrindra ny reny.Raha tsy manana intsony moa ianao dia ho fahatsiarovana ho azy sisa soratana fa vao maika ary ho faly ianao ahatsiay ...
suite
répondu par sympa le 11/05/2007 17:02
Stretch
(
02/05/2007 19:51)
Hono ho aho ?
samy hafa ve : ny fanomezampasoavana (don)
sy ny talenta....
suite
répondu par melody le 03/05/2007 22:29
xxx
(
02/05/2007 19:37)
Tonga nisoratra ho mpikambana eto amin'ny namana serasera.org ianao....inona no zavatra tena mahafinaritra anao ato ary aiza no tena sehatra manintona anao???, ohatra any aminny blaogy sa karajia sa f...
suite
répondu par cute le 24/06/2007 00:20
soanja
(
01/05/2007 15:52)
Ny androngo na ny karazana reptile hafa dia tsy azo safosafoana na kasihana amin'ny tanana fa tonga dia manaikitra na miketoka. Efa normal izany satria izay no maha-reptile azy. I Crocodile hunter tal...
suite
répondu par niryna le 02/05/2007 05:25
bozylover
(
30/04/2007 12:12)
Mahagaga ahy ny tompon'andraikitra eto , [size=13px]"nesorina tsy ho namana intsony Bozylove" , [color=red]nefa ny sariny mbola tafajanona ao foana ny sarin'ny taloha feno tsikera fanalana baraka...
suite
répondu par bozylove le 19/05/2007 07:59
andrea
(
30/04/2007 07:57)
za koa wa mbo te ho admin satria tia
resaka sy mihainohaino sekiré ..
- mba mangilikilika hoe iza i "xxx"?
- iza ireo namana be-ps?
- iza no be taraina?
- aiza i salmo?
- de afaka manao koa...
suite
répondu par bozylove2 le 25/05/2007 14:53
salmo1
(
29/04/2007 01:04)
Rehefa misy mametraka xxx ato, mitovitovy @ dinika hapetrako..., de misy milaza fa izaho ihany ilay xxx... ^:^^:^
ohatra:
*salmo ndray zao io .
*salmonele ndray zao io.
*aza miafina fa tonga de...
suite
répondu par sakaizakely le 30/04/2007 16:30
cute
(
28/04/2007 21:34)
misy malagasy ve ry zareo aty hawaii ankoatrany cute sy ny mamany :?:?raha misy dia mba manorata ho an`i cute e!! raha tsisy d mba tongava moa aty e!!:P...
suite
répondu par cute le 15/05/2007 05:17
diamondra27
(
28/04/2007 10:28)
1+1=1
1+2=1
1+3=0
1+0=0
ahoana koa aza io ? Mbola mandinika sy eo am-pikarohana ny valiny ny tenako....
suite
répondu par diamondra27 le 01/05/2007 18:58
Pao
(
28/04/2007 08:44)
Izaho dia mipetraka aty @la côte hatramin'ny ela.
Raha mandinika ny fizotran'ny zava-misy aho dia mieritreritra fa ho lasa réalité izany hoe Dago firenena islamique.
Voalohany dia betsaka izao ir...
suite
répondu par Fiffi le 01/05/2007 07:33
niryna
(
28/04/2007 03:13)
Misy milaza fa tsy dia hoe fahazaran-dratsy ny fisotroana toaka aty amintsika fa mba mampiseho fotsiny ny tovolahy hoe mahatakatra izahay fa sao heverin'ilay hoe tsy misy atokona?...
suite
répondu par niryna le 30/04/2007 04:20
nikopol
(
27/04/2007 15:29)
Asa ianareo raha mba tratran'izany fa za isaky ny mieritreritra ny rafozabaviko manao dimbaza dia lokin'ny hehy foana ?...
suite
répondu par Fiffi le 01/05/2007 07:21
xxx
(
26/04/2007 22:34)
répondu par sitlo le 07/05/2007 08:32
