1 siècle après

1. boubounezy ( 22/03/2007 20:17)
tsy aiko nareo zay mba efa ni eritreritra fa dans 1 siècle na ny zazamena aza tsy ho eto ambony tany eto ntsony. sady @zao génération zao efa tena mora antitra ny olombelona ndrindra ny aty andafy aty!! dé aona mou enao alouany io fotona 1 siècle io? ary za kou anisany? AIZA DÖLY TSIKA @ ZAY FOTONA ZAY?:°)
novalian'i Vahinala ny 26/03/2007 15:36
2. melody ( 22/03/2007 20:36)
izaho manokana akia ry boubounezy tsy d mieritreritra an'izany lôtra satria 'depressing' be fa dieny mbola velona izaho d mi-profity mihaina a:wink:
3. xxx ( 22/03/2007 20:47)
izany ve no hatao ao an-tsaina dia afaka miaina?dia inona ilay fiainana?hanao depression eo marina!
4. vale ( 22/03/2007 21:10)
boubounezy:

tsy aiko nareo zay mba efa ni eritreritra fa dans 1 siècle na ny zazamena aza tsy ho eto ambony tany eto ntsony. sady @zao génération zao efa tena mora antitra ny olombelona ndrindra ny aty andafy aty!! dé aona mou enao alouany io fotona 1 siècle io? ary za kou anisany? AIZA DÖLY TSIKA @ ZAY FOTONA ZAY?:°)
:-D:-D:-D tsy hisy hifampiteraka intsony izany ve? raha azoko tsara? hihihihihi, so de mba voan'ny bekorotana aza klé, (entre parenthèse ftsn).



5. Vahinala ( 22/03/2007 22:03)
melody:

izaho manokana akia ry boubounezy tsy d mieritreritra an'izany lôtra satria 'depressing' be fa dieny mbola velona izaho d mi-profity mihaina a:wink:



Zany mintsy, aleo alo ts mieriteritra izany dieny zao fa lasa gaigy eo ra zany no sainina lalina, "il faut vivre l'instant présent" hoy ny fiteny !
6. simplex ( 22/03/2007 22:09)
nareo kousa d tsy manana eritreritra mandalo mintsy ee.

bbnz,
Afaka 1 siecle lesy tsy koi. Ra mifankahita any ankoatra tonga d :* be. Mino ah fa mahazo mampiaraka any an :P ze tonga aloha no manaboatra an'le dinner aux chandelles ;-)
7. kally ( 23/03/2007 10:07)
Ntsss! Tsy hay aza na rahampitso dia efa misy tsy ho ety intsony koh! isika rehetra ange mahafantatra fa tsy maintsy mbola hiala ety daholo na antitra na tanora.K'izay ilay fiainana k'inona no mahataitaitra anareo amin'izany aaaary?
8. majesty ( 23/03/2007 11:15)
Za kou akia ry kally d gaga,:D
9. sakaizakely ( 23/03/2007 11:34)
Mitombina aloha ny eritreritrao manontany tena mikasika ny ho avy. Raha izaho manokana dia tsy maniry ho be antitra (centenaire) raha toa ka grabataire toy ny sasany. Raha salama moa maninona fa ny tsapako dia be aretina ny olona eto andafy eto rehefa miha antitra : ambony tosidra, diabetika, misy kolesterol sns... izay ataoko fa vokatry ny tsy fitandremana hatr@ fahakely (fahazarandratsy aratsakafo io, miampy tsy fanaovana fanatanjahantena)

Vitsiana ny olona mahatratra zato taona no mbola mahavita tena aty

@zao génération zao efa tena mora antitra ny olombelona ndrindra ny aty andafy aty!!


Momba an'io indray anefa tsy mifanaraka hevitra aminao aho. Mijery ny sarinireo ankizy namako fahiny mitovy taona amiko aho dia hitako fa ry zareo any Madagasikara no malaky antitra noho isika aty satria sarotra ny fiainana any.
10. Fiffi ( 23/03/2007 16:41)
tena sarotra be!
11. boubounezy ( 23/03/2007 18:51)
mba eritreritra nandalo antsaina fotsiny iny ry sakaizakely fa na matavy na mahy tsy maintsy maty dô fa lé ho faty tanora otranao alou tena tsy ilaiko e!
12. boubounezy ( 23/03/2007 18:57)
anjarany retra ny te ieritreritra na tsy fa za tsy manaforcé aniza2 fa nanotany anareo fotsiny za ra efa mba nandalo t@ sainareo zany ary @ko tsy mampidéprima anah mintsy zany fa notanina zany fa maika fampitandremana ho any tsy 1-1 mba ahaizany miaina tsara fa tsy vô misy resaka kely ataoko otrizany akory dé hidéprime ianareo. za ndray tsy azo hidéprime @ zany satry haiko ny mieritreritra mandalo sy ny tsy mandalo. jereo iany ny hoavy sô varina manararôtra ny fiainanamandalo ny zao totolo zao ka lasa alou any fotona zay vô manenn wé takizay iany. Smy mataotra y ho faty dô na ny 100 ans aza.
13. xxx ( 24/03/2007 08:11)
boubounezy:
fa lé ho faty tanora otranao alou tena tsy ilaiko e!
fa iza no ho faty tanora ? :roll::roll::roll: fa nahoana no ho faty tanora izy ? :roll::roll::roll:

14. lemia ( 24/03/2007 08:56)
sakaizakely:

Mitombina aloha ny eritreritrao manontany tena mikasika ny ho avy. Raha izaho manokana dia tsy maniry ho be antitra (centenaire) raha toa ka grabataire toy ny sasany. Raha salama moa maninona fa ny tsapako dia be aretina ny olona eto andafy eto rehefa miha antitra : ambony tosidra, diabetika, misy kolesterol sns... izay ataoko fa vokatry ny tsy fitandremana hatr@ fahakely (fahazarandratsy aratsakafo io, miampy tsy fanaovana fanatanjahantena)

Vitsiana ny olona mahatratra zato taona no mbola mahavita tena aty

@zao génération zao efa tena mora antitra ny olombelona ndrindra ny aty andafy aty!!


Momba an'io indray anefa tsy mifanaraka hevitra aminao aho. Mijery ny sarinireo ankizy namako fahiny mitovy taona amiko aho dia hitako fa ry zareo any Madagasikara no malaky antitra noho isika aty satria sarotra ny fiainana any.


ounts!nareo any andafy no tena mora antitra kou sady any no tena mafy ny fiainana.zah alou tsy maniry ny wany fa eto dago iany no milay e,sady tsy mafy zany wa ny fiainana aty ra mahay mitondra azy:lol::lol::lol:
15. Fiffi ( 24/03/2007 09:47)
mafy ahoana ny fiainana aty ? ny ahy aloha tsy mafy zany eh ! sady tsy hitako hoe mafy ahoana ?
16. boubounezy ( 24/03/2007 11:29)
fiffi, itovizana zany e!!!:-*:-*:-* za kou alou tsy mijaly zany e!
17. diamondra27 ( 26/03/2007 01:47)
aza adino fa hoy ny Tompo hoe: "ampy ho anao ny fahasoavako..."

de tsy tokony hisy hijaly zany fa ny eritreritra no mampijaly
18. sakaizakely ( 26/03/2007 08:49)
nga koa moa misy mi-forcer an'i bourbonezy fa samy maneho ny heviny koa ange. Rehefa mametraka hevitra dia tsy maintsy mivonona fa tsy ary hitovy hevitra aminao ny olona nefa tsy andeha hilana ady daholo akory fa tsy mitovy fisainana aminao.

tsisy mahalala izay hahafatesana ary izaho indray tsy mirary ny hafatesanao tanora fa mba raiso ampisainana ihany ny firesahana.
19. sakaizakely ( 26/03/2007 08:58)
lemia:


ounts!nareo any andafy no tena mora antitra kou sady any no tena mafy ny fiainana.zah alou tsy maniry ny wany fa eto dago iany no milay e,sady tsy mafy zany wa ny fiainana aty ra mahay mitondra azy:lol::lol::lol:




Io fanaovana resaka faobe io ry lemia tsy alehany a ! Tsy ny aty andafy na ny any Dago no mahamora antitra, fa ny fahenjanan'ny fiainana. Tsy hoe manenjika ny resy fa raha ny fahitako azy, rehefa sahirana @ fiainana, be adintsaina indrindraindrindra, dia malaky antitra.

Dia tsy haiko aloha lemia raha mba efa taty fa arakaraky ny situation ihany io. Araky ny efa navaliko an'ilay namana iray izay, tsy voatery sahirana daholo ny gasy aty andafy.

aty mantsy matetika tsisy intsony ilay fieritreretana hoe inn indray no hohanina anio, aiza indray no ahitana an'tsy sy iry, izany hoe efa assuré ny minimum vital, dia efa miadana izay dia tsy misoritra eny ankandrina intsony ny ahiahy fa io no maha-malaky antitra. Raha misy moa ny en plus dia vao maika tsikitsiky foana ny endrika.

Dia samy manana ny tiany fa ny fiainako eto aloha tsy atakaloko ny an'i Dago mits e ! Misy angamba ny te hody fa tsy za indray izany.
20. booboo ( 26/03/2007 10:38)
Afaka siekla iraika zany zà efa vovoka...zay lé lalam-piainana ouz.
Na ho faty tanora zà na ho mora antitra, bof ! tsy rarahiko fa zay zany ouz ! Ankafizina klou zay mbola tonon'andro omena hiainako dé "tout va" ouz !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.242