1 siècle après
21. boubounezy
(
26/03/2007 11:50)
ary inn mou ry sakay no idirany tavy sy ny tolana @ ty resaka ty ra ny fiteny ampisainana no jerena? tena tsisy ifandraisany mintsy mantsy ra ny saiko kely tsy otrany any sasany ty no diniana an!
FA misy IIINNNN TY ? enao nga efa haiko sa!!! efa mpiresaka @ko na kou efa nandindona anao ta ny ny alokako???
FA misy IIINNNN TY ? enao nga efa haiko sa!!! efa mpiresaka @ko na kou efa nandindona anao ta ny ny alokako???
24. boubounezy
(
26/03/2007 15:23)
booboo enao fa tsy boubou dé tsy enao zany koouu!! za iany ka!:roll:
25. Vahinala
(
26/03/2007 15:36)
sakaizakely:
Momba an'io indray anefa tsy mifanaraka hevitra aminao aho. Mijery ny sarinireo ankizy namako fahiny mitovy taona amiko aho dia hitako fa ry zareo any Madagasikara no malaky antitra noho isika aty satria sarotra ny fiainana any.
sakaizakely > Zay aloa dia marina fa sarotra ny fiainana eto Mada nefa tsy resaka tsy fahampiana ihany anie aky no mampa antitra vetivety fa rehefa mety adintsaina rehetra e.
Raha za aloha d mbola tsy te hieritreritra ny hoe rehefa any aoriana sy ny fahafatesana zany e, ny dadabeny vadiko zao mipetraka am maison de retraite any Bretagne, tsy mahalala olona intsony tsy mahatadidy na inona na inona dia mahakivy be ny mieritreritra hoe sao d mba hanao toy izao koa aza aho rehefa antitra, mankarary saina beeee fa aleo fotsiny mitandrina dieny mbola tanora n d samy ho faty daoly iany aza ary na d ts hay koa aza ny fotoana hafatesana !