ianao io

1. nikopol ( 14/03/2007 17:16)
Tu me coupes le tsinay =))=))=))
novalian'i nikopol ny 15/03/2007 12:21
2. kelly13 ( 14/03/2007 17:21)
tapeno tip top
3. Stretch ( 14/03/2007 17:25)
zany fotsiny ve ry niko no nandalo tao anaty eritreritrin-dry.
de iza ary io ianao io ?
4. rush ( 14/03/2007 17:37)
raha tsy i nikopol no manao dinika tsy misy dikany dia i salmo1 !mba manaova dinika matotra ry zareo fa tsy zay zavatra kely tsy misy dikany dia avoaka daholo e!
sakafon'zaza aaa hoe! te-hihinana kreveta hendasina aaa hoe! rafozan-dahy mpanao biriky aaa hoe! dia inona indray ity?:roll::roll::roll::roll::roll:
5. nikopol ( 14/03/2007 17:39)
za nge ry voahangy tsy tia mijery magazay e
6. kelly13 ( 14/03/2007 17:40)
:-D
7. nikopol ( 14/03/2007 17:42)
Fa resaka resaka fa miabetsaka hono ny touriste any amintsika amizao fotoana izao
8. Stretch ( 14/03/2007 17:57)
rewsaka resaka tsisy resaka nandé akory teo:-D
de maninn le touriste ?
mitondra sôsy sa maka tombony.
9. sitlo ( 14/03/2007 18:40)
efa hiena zany zao ny vididn'ny tsinaikena.
10. Stretch ( 14/03/2007 18:44)
de inn ny idirany tsinaikena sa adino ary am pivarokena ary ny saina kely :-D
11. sitlo ( 14/03/2007 18:57)
stretch koa me coupe le tsinay
12. Stretch ( 14/03/2007 19:23)
le brusque ne pas penis zany , ka le tsinay est coupé

:x
13. sitlo ( 14/03/2007 19:36)
tsy azo ;-)
14. kelly13 ( 14/03/2007 19:37)
makà pikla
15. Stretch ( 14/03/2007 19:37)
zay ndray i annn de mody vomanga beuu eo

aleo alou a himé:-D
16. andrea ( 14/03/2007 19:49)
ki ki ki ??? raha misy mahazo sopapa de omeo ...
17. sitlo ( 14/03/2007 19:49)
:-D

ka tsy azo koa maka pikla
18. Stretch ( 14/03/2007 19:52)
le tampoka tsy mahalehilahy v no hanakanana pikla eo:-D
19. kelly13 ( 14/03/2007 19:53)
roder-o tsara ny turbo ry sitlo a
20. sitlo ( 14/03/2007 20:01)
:-D
zay vao azoko =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1864