Antson'ny fo
Valala
(
28/11/2007 04:58)
Bon anniversaire akia njy ry ari.malala d enga anie hombampahasoavan'Andriamanitra hatrany ianareo mianakavy kely,mirary soa sy fahasalamana ho anjy.
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* ...
suite
répondu par ari.malala le 17/12/2007 11:35
melody
(
26/11/2007 13:00)
Nody mandry t@ alahady 25 teo ny rain'i Ratonga...aza misosoka alahelo dia mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao.. mahereza hatrany!:-*:-*...
suite
répondu par rvoulah le 05/12/2007 07:37
soanja
(
22/11/2007 13:58)
Teny tsy mba valiana ny ahy fa aingam-panahy te hitroatra.
Raha nitanjozotra nidina ny tendrombohitra aho omaly hamonjy fodiana, somary maika satria mamanala ny andro no nahatsikaritra ny setroky n...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 17:36
diamondra27
(
22/11/2007 06:12)
miarahaba anao sy ny namana hafa tratry ny fety e!
biz...
suite
répondu par tywa68 le 22/11/2007 19:26
malaky
(
15/11/2007 07:03)
Efataona lasa izay no nifandraisko tamin'ny olona iray tato am serasera eh! atao mariazy amin'ny desambra izao izahay any madagasikara! d mirary soa antsika rehetra eh, ataovy matotra tsara ny seraser...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 17:48
tsiambaratelo
(
11/11/2007 13:01)
Za zany de tena vaovao be ato @site,
avy eto LIBAN zany za,tsy mbola misy
fantatro ny eto.Somary hafahafa ihany ny tena
satria avy aty LIBAN(l)(l):lol::lol:...
suite
répondu par endrika01 le 11/12/2007 12:22
boubounezy
(
08/11/2007 17:57)
tokony asina rubrika fety ny fitsi ngéranany tona mintsy eto fa misy annive fona isananjo m'sé Hery ô!:-P tsy aiko alou é!...:oops:...
suite
répondu par kallie le 11/12/2007 11:01
lepetitbetsileo
(
08/11/2007 15:24)
Ahoana ny fandraisan-tsika ny hatanorana ho antsika mandalo azy @ zao fotaona izao ? Inona avy ireo zavatra maneligelina ny saina ?
Ahoana ny hevitra sy ny soso-kevitra entin'ny olon-dehibe ?...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 18:24
openday
(
08/11/2007 13:57)
ombay mitady fitiavana re ol fa resy ara pitiavana a...
suite
répondu par yuka le 09/12/2007 12:13
ari.malala
(
30/10/2007 12:30)
zao vao hitako fa bon anif ky sasa a! d anaova fety milay b d aza adino ny gato ako, ento am 10 nov;)...
suite
répondu par Valala le 08/11/2007 14:13
fanaina
(
26/10/2007 16:54)
ny vidim-piainana misondrotra lava a,sady tsy misy sécurité intsony ny publique fa mitady hivadika biby ny olona sasany, lasa be mpangala-jaza be,trafic d'organes sy trafic de personnes, misy maro n...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 18:57
Rajordri
(
26/10/2007 12:54)
Omeo tsiky amin'ny teninao aho,
Tsy miandry hehy aho fa miandry tsiky,
Koa raha ny hehy no heverinao,
aza tsiny hiangaviako tsy atao. ...
suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 03:12
bobone
(
24/10/2007 08:34)
Rakaroka /:(:cry::( @ fo feno alahelo tokoa no iarahanay miaraka ory aminao amin\'izao fahafatesan\'ny Reninao izao!(l)(l) mafy tokoa izany amin\'ny maha-olombelona ,ary tsy maintsy zakain\'ny manan...
suite
répondu par bobone le 05/11/2007 14:05
rush
(
24/10/2007 06:04)
Faly miarahaba anareo ry ds sy Rafotsy noho izao fahatongavan'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanareo izao.Ho ela velona ary ho tahian'ny Tompo hatrany anie ianareo.:-*:-*...
suite
répondu par mbaliana le 25/10/2007 18:59
sasa
(
18/10/2007 04:05)
bon anniversaire i watafon d manolotra bisous farakzé ngoda ndrindra ho an'lah, d mirary an'lah ho salama lalandava,sy hahazo izay irina rehetra,d hombam-pahasoavana hatrany anie ny fiainan'lah manon...
suite
répondu par karinah le 07/11/2007 16:33
Aino
(
15/10/2007 15:35)
ao ampianarana hoa izany misy namana piara mianatra aminay, dia izy mitaraina fona fa hoe tsy mifankahazo @ireo ray aman-dreniny mihintsy izy ka dia mifamaly lava izao, t@ ity week-end ity moa izany d...
suite
répondu par sarobidy le 06/11/2007 06:36
voniala
(
15/10/2007 09:07)
Laainga rah misy olona mijaly eo @ sehatry ny fitiavana ka ahavita manoratra na misentosento lavareny.Asa rah tadidinareo lay dinika nalefako iny:"MAFY REHEFA TIA KAH!".Mola ao anaty ady tanteraka ny ...
suite
répondu par ramna le 11/11/2007 15:19
diamondra27
(
13/10/2007 18:25)
Faly miarahaba anao tratry ny fety(pour demain) dia enga anie ka hifankahita @ zanaka aman-jafy, ho tratry ny taona mitsingerina, hanana fahasalamana lalandava, ho tanora lalandava:lol:
Dia ho tahia...
suite
répondu par sarobidy le 31/10/2007 08:50
guittarras
(
12/10/2007 11:05)
Bonjour dôly,
Zao ry reto a!
Manana olon-tiana aho nefa toa tsy mahazo miaraka hono izahay.
Tantara mbola tsy nanomboka kanefa nety tsara tao an'eritreritra de refa hatomboka indray izy de lasa mi...
suite
répondu par tywa68 le 14/10/2007 08:43
wooda
(
09/10/2007 16:08)
Tiako mba ho hita ny ataonareo raha tsy mahita jiro ao anatin'ny iray herinan'andro, aleo tenenina hoe ao anatin'ny tapabolana raha fara fahakeliny!
tena efa tsy antson'ny fo intsony fa hatezeranan...
suite
répondu par bonbongasy le 10/12/2007 19:23
