Antson'ny fo
news2dago
(
26/12/2007 08:46)
mirary soa antsika rehetra tratry ny Noely
http://www.news2dago.co.cc/...
suite
répondu par ari.malala le 26/12/2007 12:53
Antsatnk
(
24/12/2007 07:41)
répondu par sitlo le 29/12/2007 17:42
fanno
(
23/12/2007 15:45)
...,namana vaovao tonga;mba hiserasera sy hitafataf amn rehetra izay afaka mandray ahy tsy ankanavaka,ary dia MANAHOANA DAHOLO KALONGANY
-Zay ny ela fa dia mirary soa ho any rehetra amnzao ankatoky n...
suite
répondu par Vitsikakely le 13/01/2008 10:33
tsiambaratelo
(
23/12/2007 13:37)
Mirary ny namana tsirairay avy hanao fety mahafinaritra be!!!!!!
Hoan'ny mpiandraikitra rehetra ato @ serasera,dia hoan'ireo namana maro be nandray anjara
teo amin'ny dinika rehetra zay...
suite
répondu par Vitsikakely le 24/12/2007 13:57
ikalamako
(
22/12/2007 21:28)
Faly miarahaba anao tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao e !
Hitondra soa :D hampitombo fahendrena :-D ny lohataona vaovao :-*:-*:-*
...
suite
répondu par Papoose le 23/12/2007 01:16
endrika01
(
20/12/2007 12:48)
MIsy kidnaping na sary ry zareo a,nalainy tao ny sariko de sarin'ny namana hafa no napetrany ao,ampio aho hitady le sary,mampalahelo be any mere noel,tokony mbola nampiana menteau mafana tsara izy ,f...
suite
répondu par endrika01 le 11/01/2008 12:04
jaya
(
13/12/2007 18:08)
mba te hihaona amireny akama sy sipa niara nibosy reny, na classe parallèle tao ami JJR Analamahitsy sy Analakely entre 91 et 94. Efa 16 ans plutot zany
, mba signalevo za ra miss.
Za miditra ao a...
suite
répondu par angotiko le 30/12/2007 05:36
vonisandra
(
12/12/2007 21:40)
Manahoana e,
Sao mba misy mahafantatra na afaka manome vaovao momba io olona tadiaviko io kay???
Tera no anarany, tovolahy, nianatra tao @ NDL antanimena t@ taona 90 tany ho any. Nisy nilaza tamiko ...
suite
pepelas
(
12/12/2007 14:21)
Mba saika hanontany re za hoe sao de mba misy mpianatra tany barikadimy tamatave 1994-2000 mpandray anjara ato amin'ity sehatra ty fa mba liana te hahare vaovao é!...
suite
répondu par fahamarinana le 13/12/2007 11:44
tsiambaratelo
(
12/12/2007 08:13)
Maika be,manaona daoly e,raha misy mahita azy mandende ato @ dinika nareo namana,dia mba apitao aminy fa omeko eto ity zvt tadiaviny ity\"momba ny telephone...GSM eto Beyrouth Liban,tsy afaka mi-surf ...
suite
répondu par endrika01 le 11/01/2008 11:51
Aino
(
11/12/2007 19:28)
miarahaba anao tratriny izao anio izao ny aty de ny ao ambony anie hitantana ny dihanao sy izay rehetra ataonao ihany!!:-*:-*
ilay zandrikely tsy manadino.
fanaina...
suite
répondu par karinah le 12/12/2007 12:45
xxx
(
11/12/2007 15:25)
Ary mba nakaiza hono i fiffi e?...
suite
répondu par ari.malala le 26/12/2007 06:35
xxx
(
11/12/2007 11:51)
[quote]
[color=blue][b]Rehefa maty jiro
Na injao minaianaina
reo vahoakan'Iarivo
Velona Taraina
valaka sy reraky ny asa an-davanandro
kanefa va ahandro
ny ketriky ny anio
anaty azim-pito
tsy ...
suite
répondu par tynah le 16/12/2007 13:48
Stretch
(
07/12/2007 14:49)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img530.imageshack.us/img530/7152/ziiwm2.jpg[/IMG][/URL]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/bisou-8416.gif[/IMG]
...
suite
répondu par tinah12 le 14/01/2008 10:23
bobone
(
07/12/2007 06:24)
Nainos: :D:D Miarahaba anao tratry ny tsingerin-taona nahaterahana! Atra anie Homba anao sy ny ankohonanao ! ka ahazoanao ny fitahina mahatretrika ! ahazoanao fahombiazana sy fahasoavana! ary ho trat...
suite
répondu par Vitsikakely le 13/01/2008 10:33
endrika01
(
05/12/2007 14:31)
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)Hoanareo rehetra mankalaza annif androany eeeeee,bonifety aby,aza hadino ny gatôko,ela velona eeeeee,de mahazahoa zay tadiavina sy irina,de aza hadino le maneno sô kouuaaa...
suite
répondu par endrika01 le 06/01/2008 15:20
melody
(
04/12/2007 23:19)
bon annif ratonga dia aza hadino ny mandefa ny anjarako @ gatô an:*:*...
suite
répondu par Valala le 06/12/2007 13:44
ari.malala
(
04/12/2007 07:11)
miarahaba sy mirary soa an'i trimobe an'ny serasera d manao biz mamy b o, aza adino ny gato anay o:-*:-*:-*...
suite
répondu par kiadi le 06/12/2007 19:54
ikalamako
(
01/12/2007 12:39)
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahana ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan'ny andro nahaterahanao ianao ry Lapi...
suite
répondu par lapino le 09/12/2007 10:18
tsiafoi1
(
28/11/2007 13:02)
Ho feno ny fahasoavana rehetra njiko de ho tahin'Andriamanitra @'ny andro ho avy rehetra; Mazahoa zay irina rehetra ka mahasoa. Ary idd mazahoa vady tiana sy hiadanana! bisous(l)(l)(l)(l)(l)...
suite
répondu par sarobidy le 01/12/2007 06:18
