Hatsikana sy lalao

Noue ( 03/11/2008 15:34)
nisy rangaha zay eee ! manana ondry sivy izy dia il a gravé sur une pierre hoe 9 ny ondriko aaa dia izao zany no soratra hita teo @ ilay vato IX = 9 io aaaa dia namidiny aza ny 3 = ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/12/2008 15:05
Bita ( 01/11/2008 08:56)
Nisy bandy kely 2 nahita olona handeha hatao mariazy dia hoy ilay iray handao hanihaniantsika ireo mpanambady ireo! Atao ahoana hoy ilay iray? Alohan'ny hidiran-dry zareo dia mihazakazaka avy aoriana... tohiny
novalian'i ainaheri ny 02/11/2008 12:02
ni81 ( 27/10/2008 19:47)
http://www.rigolus.com/index_images_bebe_3.php... tohiny
Bita ( 27/10/2008 14:14)
Nanontany ireo mpianany hono ity mpampianatra iray hoe. nisy vorona 3 teo ambony fil ary notofirin'ilay bandy kely t@ flesy ny iray ary dia maty firy sisa tavela teo ambony fil? Dia samy namaly hoe 2... tohiny
Bita ( 22/10/2008 08:52)
Nisy mpianatra 4 tena nahay tao @ ity lakilasy iray ity tao Antananarivo ary izay fanadinana nipoitra dia 20/20 foana no azon-dry zareo. Tsy nifangala tahaka ry zareo akory fa tena nahay mihitsy. Hana... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:28
Bita ( 20/10/2008 08:19)
Nisy Rangahy iray nikômandy sakafo maraina tao @ restaurant iray: Ireto avy no nokômandiny: Mba hanaovy Atody 2 azafady, ny 1 nandrahoana mafy ary ny iray manta miaraka @ pain griller atao mainty ts... tohiny
ni81 ( 17/10/2008 11:18)
http://www.dailymotion.com/playlist/xohwa_tiavideo_levelo-ifanihy/video/x6pf32_ifanihy-vaky-bantsilana_music :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/11/2008 17:41
miranto81 ( 15/10/2008 15:20)
Tadidiko aho ilay mpiandy vavahady tany amin'ny toby fitsaboana adala. Nanontany ahy ry zalahy. - Inona no ataonao eo razoky? - Miandry vavahady. Hoy aho namaly Dia nihomehy ry zalahy, - Vavahady... tohiny
novalian'i miranto81 ny 31/10/2008 03:56
Bita ( 14/10/2008 11:44)
Nisy Rangahy nitondra bisikileta misy fitondrana entana teo alohan'ilay bisikileta ary nandalo ny douanier, tsy nisy ny problema fa afaka nandalo tsy voasakana ilay Rangahy. Niverimberina matetika ane... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:44
Bita ( 13/10/2008 10:23)
Nisy Rangahy 1 niaraka t@ zanany handeha hividy fanafody. Ilay zazalahy eo @ 9 taona eo ho eo: izany hoe mahay mamaky teny tsara. Tsra tarehy ny fonon'ireo Kôndôme ireo ary dia variana ery ilay zaza... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 10:21
sakaizakely ( 10/10/2008 20:28)
Faran'ny halako de le mahavoaray publicités isankarazany @ mailaka ireny, avy hatrany de alefako am fako fa ity iraika ity mba nanapaka ny tsinaiko [quote]Re: bonjour S'il vous pla?t,... tohiny
notron ( 10/10/2008 14:05)
Tantara tena nisy ity ary marina fa somary namboarina kely mba hampihome. Ezahako atao fohy sady mazava ary miady rima. Tonga omaly avy any Bankôka Fa hoe hiantsena sy hitsangatsagana Ny aina... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/11/2008 12:35
Bita ( 09/10/2008 11:08)
Nisy mpivady nanao programa fa handeha hanao bal masquée. Samy nividy ny azy izy 2 ary dia samy faly t@ zavatra novidiany. Rehefa harivahariva dia nilaza narary andoha ilay ramatoa. Ary nihinana ... tohiny
novalian'i Simpona ny 15/10/2008 14:57
ni81 ( 08/10/2008 11:33)
Misy t@ ireo olona taloha no naka ny anaran-janany t@ loko, na isa, na zavatra hafa koa. Ireto misy ohatra vitsivitsy dia manomeza koa ianareo. Rakoto[u]manga[/u] Randrian[u]telo[/u] R[u]amboa[/u]... tohiny
MMS ( 07/10/2008 10:12)
Inona no mahasamiafa ny vehivavy sy ny bisikileta ? Fa sao misy mamaly eo hoe : ny iray bisikileta ,dia ny iray vehivavy an! Tsy izay no valiny. ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/12/2008 10:37
mahell ( 30/09/2008 09:52)
Inona ary no mampitovy ny fimailo sy ny maggi?... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 06/12/2008 05:25
ni81 ( 27/09/2008 14:58)
Nifankahita t@ tovovavy iray ity tovolahy ary avy hatrany dia nila resaka. L = Manahoana akia sipakely V = Akory lay e L = Tsy Ralay no anarako fa i Max V= Ino volangnignao? L = Andray ataon-dry ... tohiny
bazylou ( 25/09/2008 21:11)
ty izay hiaino sy hijery, beeeurrk webcast.un.org :-D :-D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:58
notron ( 25/09/2008 14:17)
Mpifankatia izy roa kely na tsy mbola vita ninnin aza. Notezaina t@ fivavahana ihany koa ka mahalala tsara ny soratra masina. Niaraka tany @ bal ary ry zareo ka tonga ilay hevitra hoe "tsy aleo v... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:54
xxx ( 25/09/2008 11:54)
Valiny : Diaspora vao tonga... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 14:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2362