Hatsikana sy lalao
orona
(
25/09/2008 11:24)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48db5cecbf228 =)) =)) =)) :p ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 02/10/2008 09:55
nathie86
(
25/09/2008 11:15)
Inona ary no nahatonga ny dihy tektonik ô??
Zay mahay mahazo ..........in re eh :?: ...
suite
répondu par ni81 le 03/10/2008 11:44
Bita
(
23/09/2008 12:07)
Rahampitso ho feno 11 Taona i Soa. Ary alohan'ny hatoriany namaky boky izy. Efa alina be ny andro, mbola tsy natory ihany izy ary hitan'ny mamany fa mbola mirehitra foana ny jiro ao @ efitranony. Hoy ...
suite
répondu par endrika01 le 07/10/2008 14:39
Bita
(
18/09/2008 10:43)
Rehefa miresaka momba mompera ihany ianareo dia tohizako. Nisy mompera sy tovovavy iray nihaona teo alohan'ny douane ny avion. Alohan'ny handefasana entana dia tsy maintsy alana ao anatin'ny bagage a ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 14:43
ni81
(
18/09/2008 09:26)
Tafaresaka ireo olona anankiroa indray hariva (lahy sy vavy). Toy izao no resaka:
L: zà oa tena gaga mihitsy fa nisy mompera tonga nisakafo tao aminay dia tena mamo tampina izy roalahy.
V: Fa ahoa...
suite
répondu par fitiatantely le 03/12/2008 12:23
bazylou
(
18/09/2008 01:42)
i ratary manana hira hoe ""v sa f "" no titreny, isa angaha no ao ?? :-D :-D :roll: :roll: ...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 14:35
mmmhh
(
16/09/2008 13:51)
Inona ary zany?
Arnold Schwarzeneger manana lava be,
Rakoto manana fohy kely
Mompera tsy mampiasa ny azy intsony.
Inona ary zany :?: :?: :?: ...
suite
répondu par xxx le 15/12/2008 10:15
Bita
(
15/09/2008 12:48)
Nandeha hanao miaramila ireto 2 lahy ireto. Tonga tany @ lieuntnant sa Kapiteny. asa na inona no mampanao fanontaniana any. Niditra aloha ny iray dia hoy ilay mpanontany: Tonony ireo Alfabet eo @ tabi...
suite
répondu par tsiambaratelo le 23/09/2008 14:31
Bita
(
12/09/2008 12:18)
Nandeha namonjy foara ireto olona mpamoron-javatra 3 ireto. Japonais, Amerikana ary 1 gasy...... Samy naneho ny fahaizany ary izy 3. Teo @ Japonais aloha dia nataon'ilay Japonais teo @ sofiny ny ankih...
suite
répondu par tsiambaratelo le 17/09/2008 10:07
Bita
(
11/09/2008 14:37)
Nisy mpanankarena iray nandeha hividy fiara vaovao. Vola be iray kitapo 3 alina ariary no vidin' ilay fiara. Tonga ilay rangahy niaraka @ kitapo feno vola be. Rehefa tonga teo anoloan#ny caisse ary iz...
suite
répondu par Simpona le 30/09/2008 10:37
bazylou
(
08/09/2008 13:18)
zomabealoka,
mnaingazipo
Andranomiketrika
anjazafotsy...
suite
répondu par fitiatantely le 29/11/2008 08:39
Bita
(
07/09/2008 07:26)
Nitady cadeaux d'anniversaire hoan-dreniny hono ity zazalahy iray. Ary sendra nahita Boloky niteny dia hoy izy: ity tsara atao fanomezana hoan'i Mama @ izay izy miresaka @ io boloky io ary tsy mahats...
suite
répondu par tsiambaratelo le 08/09/2008 11:08
Bita
(
05/09/2008 15:13)
Halan'ity Rangahy ity hono ny sakan-dry zareo nefa fantany fa ny vadiny tena tia an'ilay saka mafy. Indray andro tsy tao ny vadiny dia hoy izy entiko lavitra be ity saka ity @ izay tsy tafaverina ints...
suite
répondu par tsiambaratelo le 12/09/2008 12:41
Bita
(
05/09/2008 14:26)
Nisy vahiny anglisy hono nandaalo teo Anosy ary nibolisatra ka latsaka tao anatin'ny ranon'Anosy. Niantso vonjy hono izy (Help, helpme please. Help......)
Dia nandalo hono ity bandy iray sady namaly ...
suite
répondu par simplex le 06/09/2008 13:54
bazylou
(
01/09/2008 17:40)
dinnnty ity e!!
Avia tena aty ho aho
Ndry ty koa misehatra...
Za anie ry tia tsy vomanga e, ka asesisesika etsy sy eroa e.
De inona ko izao no ataonjy eo ?
........
suite
répondu par tsiambaratelo le 12/09/2008 12:55
diamondra27
(
31/08/2008 07:51)
mbola tsy nihomehy ohatran'ity ho aho za fa isaky ny mihaino ny video-ny de mime avy hatrany
http://www.dailymotion.com/superji/video/x6hfzp_salade-au-caramel_fun
http://www.dailymotion.com/superj...
suite
répondu par diamondra27 le 01/09/2008 16:40
RATOVOARY
(
29/08/2008 14:34)
Nanontanian'i Honorat ( ao @ Torak'hehy ) aho hoe : Nandalo teto Mcar hono Jesosy fa tsy hitany, de hoe oviana hono izy zany nadalo teto zany?...
suite
répondu par Simpona le 30/09/2008 10:28
Bethebest
(
29/08/2008 11:52)
Mpivarotra : mafana ny koba e, koba vao mafana
Mpividy : misy voanjo ve?
Mpivarotra : ie!
Mpividy : anaovy voanjo àry 50 Ar...
suite
répondu par dafytahiana le 06/06/2015 13:12
