Tenim-pirenena hafa (langue etrangère)

1. Bita ( 05/09/2008 14:26)
Nisy vahiny anglisy hono nandaalo teo Anosy ary nibolisatra ka latsaka tao anatin'ny ranon'Anosy. Niantso vonjy hono izy (Help, helpme please. Help......)
Dia nandalo hono ity bandy iray sady namaly tahak'izay ianao nianatra nilomano fatsy fiteny tsy hain'olona izany.........
novalian'i simplex ny 06/09/2008 13:54
2. simplex ( 05/09/2008 14:38)
:-D :-D :-D :-D
3. simplex ( 05/09/2008 14:39)

tsy azoko tsara fa te hihomehy fotsiny aho =))
4. xxx ( 05/09/2008 15:28)
sô de tsy tokony oe simplex aza fa eo simplet no tokony psn'elah rah izany

=)) =)) =)) =))
5. Zozoro ( 05/09/2008 16:31)
Adikao amin'ny teny anglais ary izao. ary rehefa voadika dia vakio na hevero toy ny teny malagasy

- dors maintenant mademoiselle cravate- (adikao mot par mot)
6. diamondra27 ( 05/09/2008 17:19)
Bita:

Nisy vahiny anglisy hono nandaalo teo Anosy ary nibolisatra ka latsaka tao anatin'ny ranon'Anosy. Niantso vonjy hono izy (Help, helpme please. Help......)
Dia nandalo hono ity bandy iray sady namaly tahak'izay ianao nianatra nilomano fatsy fiteny tsy hain'olona izany.........


de ny tohiny we
tsy nisy olona nety namonjy azy tamin'ny olona nijery azy latsaka an-drano fa sendra nisy rangah efa antitra izay no niroboka tao amin'ny ranon'nosy .
Dia nisaotra an'io rangahy io le vahiny we misaotra rangahy ah fa ianao irery no mba nanapakevitra ny hamonjy ahy ahy a,
de ozy le rangahy we za nge natosiky ny olona liana te-hijery teo de lasa tato anaty ranokoa e....
:wink:

7. kelly13 ( 05/09/2008 18:13)
"dors maintenant mademoiselle cravate- (adikao mot par mot)" ===>matoria izao ramatoakely kiravaty, zay v? :°)
8. Zozoro ( 05/09/2008 18:30)
Tsy izany Kelly â! adikao amin'ny teny angalais ny :
Dors =
Maintenant =
Mademoiselle =
Cravate =

Rehefa voadikanao amin'ny teny anglais ireo dia hihomehy ianao (assuré)
9. naughtyboy ( 05/09/2008 21:21)
=)) =)) =)) =)) lalina iny 1 iny ry diamondra..
siliponao misy tay =))
sleep=dors
now=maintenant
mademoiselle=miss
tie=cravate
=)) ka le ray zany niala tsiny fa tsy tonga amonjy akory =)) =)) =)) =D> =D>
10. neo83 ( 06/09/2008 07:29)
diamondra27:

Bita:

Nisy vahiny anglisy hono nandaalo teo Anosy ary nibolisatra ka latsaka tao anatin'ny ranon'Anosy. Niantso vonjy hono izy (Help, helpme please. Help......)
Dia nandalo hono ity bandy iray sady namaly tahak'izay ianao nianatra nilomano fatsy fiteny tsy hain'olona izany.........


de ny tohiny we
tsy nisy olona nety namonjy azy tamin'ny olona nijery azy latsaka an-drano fa sendra nisy rangah efa antitra izay no niroboka tao amin'ny ranon'nosy .
Dia nisaotra an'io rangahy io le vahiny we misaotra rangahy ah fa ianao irery no mba nanapakevitra ny hamonjy ahy ahy a,
de ozy le rangahy we za nge natosiky ny olona liana te-hijery teo de lasa tato anaty ranokoa e....
:wink:





hahahahahahahahahaha
11. simplex ( 06/09/2008 13:54)

dors maintenant mademoiselle cravate =))

^:^^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3229