tohizo an!!

1. bazylou ( 01/09/2008 17:40)
dinnnty ity e!!
Avia tena aty ho aho
Ndry ty koa misehatra...
Za anie ry tia tsy vomanga e, ka asesisesika etsy sy eroa e.
De inona ko izao no ataonjy eo ?
.....
2. xxx ( 01/09/2008 18:08)
sady tsy hatsikana no tsy lalao!!! :arrow:
3. ssendra ( 01/09/2008 18:40)
xxx:

sady tsy hatsikana no tsy lalao!!! :arrow:



:-D :-D :-D :-D :-D :-D version orona coup fouré sitlo à la façon bazylou
4. bazylou ( 01/09/2008 20:27)
za tsy tia tena
sasao ho aho io ba kiraro io
ty tena ity koa mpandainga..
MAndana hono tena fa tadiavin'ny baina
........
5. nathie86 ( 02/09/2008 13:32)
:-D :-D
6. bazylou ( 02/09/2008 15:56)
Androky anaga tsary mamely
tena hono mampifilafila
Tsonjoniko ny antsy eo tena ;;;;
Andana mitsoraka any
7. Zozoro ( 02/09/2008 16:34)
Tena tsy azoko ilay izy. Fifamaliana sy fifanaratsiana ve ??? :?:
8. bazylou ( 03/09/2008 01:11)
tsy any ilay izy ry zozoro an,!! expression gasy mampitolagaga ahy fotsiny ireo!! fampiasan'ny olona . Mba mandefasa koa ianao e, , lety mahita ianao zao
9. Zozoro ( 03/09/2008 05:47)
bazylou:

tsy any ilay izy ry zozoro an,!! expression gasy mampitolagaga ahy fotsiny ireo!! fampiasan'ny olona . Mba mandefasa koa ianao e, , lety mahita ianao zao


Mety ve izao :
-Tsaramaso sy katsaka ka raha tsy midongy tsy masaka !
-Andraso eo Pôly !



10. bazylou ( 03/09/2008 13:40)
izy mihtsy izany ary izao aho vao nahita an'ity expression ity hoe "
""Tsaramaso sy katsaka ka raha tsy midongy tsy masaka !""
mety ka
11. Zozoro ( 03/09/2008 17:43)
bazylou:

izy mihtsy izany ary izao aho vao nahita an'ity expression ity hoe "
""Tsaramaso sy katsaka ka raha tsy midongy tsy masaka !""
mety ka


Raha izany no izy dia misy vitsivitsy ireto :

- Kapila voahitska ianao ndriamatoa ka na mirefotra aza ambany faladia.
- Madera tazanina toa valalan'alika, manidina toa volamena, mipetraka toa vatosoa nefa nony raisina : maimbo tsy laitran'ny orona, mangidy tsy laitran'ny vava.
- Izaho angaha paiso ka hiveraka !
- Miambo tsy tia vary moaka anefa mihinana ny soa be lalitra !
- Goavin'ilay havana ka hano fa adala tompo.

Ahoana i bazylou amin'izany ! mety ve ?

:-D :-D :-D :^) :^) :-P :-D :-D
12. naughtyboy ( 03/09/2008 19:45)
=D> =D> m'lay e tsy arak'ela reny rabazy fa jerena fotsiny a =)) :-$ iza ko no mahay hafa ato e..
13. naughtyboy ( 03/09/2008 19:47)
vazivazy zany fa na za aza de zao ko vao naheno sasany @ reo =))
14. bazylou ( 04/09/2008 00:48)
tsy ratsy indray io an,,hitanareo f a mahita ianareo
15. ni81 ( 04/09/2008 06:18)
- Katsaka anaty lapoaly ka izay tsy mahazaka mipitika e!
- Angaha voangaly ka ho faty an-kazo tokana!
16. bazylou ( 05/09/2008 00:23)
"" Kapila voahitska ianao ndriamatoa ka na mirefotra aza ambany faladia"""
TB izany expression izany an;;;

17. bazylou ( 05/09/2008 00:30)
SAdy feno mapme ilay izy no masiaka izany! nefa tena gasy an

andana mitsoraka fa izaho tsy ho any
Koa raha tsy lavaka adala tompo izy ity ka asiana ihany
Kala tava tsoavaly iny ....
:-D :-D
18. Zozoro ( 05/09/2008 05:35)
- Horakoraka ny an'ny sahona fa ny tsiboboka no tompon'ny rano.
- Tsy voangaly aho akory ka ho faty an-kazo tokana.
- Samy be mangy miray fandrina ka ny any an-doha indray no tery
- Mamoaka omby tokana am-bala ka vao manomboka manisa dia efa tapitra.
19. bazylou ( 05/09/2008 15:11)
""Samy be mangy miray fandrina ka ny any an-doha indray no tery
- Mamoaka omby tokana am-bala ka vao manomboka manisa dia efa tapitra.""

TSy ratsy indray izany
20. lohataona ( 05/09/2008 15:14)
ié afaka mianatra foana raha tsy mahay kah! fa ny manindrona foana teo aloha angamba no hajanony! fa raha tsy izany dia aleo tsy hahay eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3127