tohizo an!!
21. Zozoro
(
05/09/2008 16:27)
bazylou:
""Samy be mangy miray fandrina ka ny any an-doha indray no tery
- Mamoaka omby tokana am-bala ka vao manomboka manisa dia efa tapitra.""
TSy ratsy indray izany
Mbola mitady ve i bazylou sa aoka izay ???
:-D :-D :-D :-D
22. bazylou
(
05/09/2008 19:09)
alefaso ihany e!! mila vrala be aho tsinona.
Diataovy amin'ilay masiaka tsar , misy ompa sy ozona izany , :-D :-D :-D

23. Zozoro
(
05/09/2008 19:19)
bazylou:
alefaso ihany e!! mila vrala be aho tsinona.
Diataovy amin'ilay masiaka tsar , misy ompa sy ozona izany , :-D :-D :-D
Izaho indray kosa aloha ra bazylou dia tsy anompa na hanozona รข ! dia atao
- Anamamy ve no niraisana dia beroberoka no hisarahana !
24. notron
(
09/09/2008 13:02)
- Raha tampoham-pahasoavana, aza mibaby kisoa mita rano
- Tratra nangalam-pary ka ny fary tsy azo fa ny kibo feno lay
- Tafaray samy malama toy ny boka mitolona voatavo
- Be molotra mihinan-koba ka tafaray samy matevina

25. Zozoro
(
10/09/2008 17:47)
notron:
- Raha tampoham-pahasoavana, aza mibaby kisoa mita rano
- Tratra nangalam-pary ka ny fary tsy azo fa ny kibo feno lay
- Tafaray samy malama toy ny boka mitolona voatavo
- Be molotra mihinan-koba ka tafaray samy matevina
Tena hafa kely indrindra fa ilay mibaby kisoa sy be molotra. Tohizo fa tena enrichissant be
26. Mandefitra
(
11/09/2008 06:09)
Raha diso ny teniko, ataovy toy ilay mitelina vomanga meloka e, any an-tenda manitsy azy. Sady zaho rahateo, mpiandry omby volavita, tsy tompony fa mpamerin-doha. Ilay kely milalao kary e, ny filalaovana no ahy fa ny kary an-drafotsibe ihany.
27. Zozoro
(
11/09/2008 17:34)
Mandefitra:
Raha diso ny teniko, ataovy toy ilay mitelina vomanga meloka e, any an-tenda manitsy azy. Sady zaho rahateo, mpiandry omby volavita, tsy tompony fa mpamerin-doha. Ilay kely milalao kary e, ny filalaovana no ahy fa ny kary an-drafotsibe ihany.
Tena mahafinaritra
:-D :-D :-D
28. tsiambaratelo
(
12/09/2008 12:55)
Zah tsy mahay :-P ,sa atao le masiaka be tsisy indrafo ireny ve?mhhh:D