Hatsikana sy lalao

xxx ( 22/12/2008 16:48)
Indray andro hono..... Namangy ny namany teny Anjanomanal ny mpilalao avy ao Isotsy fa maty ny mpilalao rugby iray Toy izao ny tantara: Mpamangy: kaiza kaiza daholo nareo Vangiana: zao k... tohiny
novalian'i colaps ny 02/03/2009 17:18
Bocassa ( 19/12/2008 11:49)
Nisy lelah iray ono tratran'ny môpera nangalatra ny akohony. Natahotra mafy lery ka tapa-kevitra fa hi-kôfesy. Rindrina hazo no manasaraka an'ity rangah ity @ môpera rehefa ni-kôfesy izy. Hoy m... tohiny
novalian'i Bita ny 03/01/2009 10:09
ktsif ( 19/12/2008 07:37)
avy nihady ovy hono ireo tantsaha roa vavy. Nony nahazo ovy iray sobika izy ireo dia nipatraka naka aina. Teo am-pitoerana teo dia niteny hono ilay tantsaha iray hoe: - mampatsiahy ahy ny vaompilaosi... tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 06:53
Bita ( 18/12/2008 14:46)
Miala tsiny mialoha raha tsy hanome ny anaran'ireo 3 lahy ireo aho....eto. Nisy 3 lahy hono voasambotri'ireo kanibaly dia hoy ireo kanibaly raha te ho velona ianareo 3 lahy mandehana mitady voankazo ... tohiny
novalian'i winner ny 05/02/2009 16:21
xxx ( 12/12/2008 07:48)
No comment! [color=red][u]jereo eto[/u][/color]... tohiny
novalian'i mmmhh ny 27/12/2008 12:41
Koditra ( 08/12/2008 20:43)
Kakakaka masina. Isaky ny mandeha mitory miaraka @ ireo apostoly afa ny Tompotsika dia Piera foana no mpahandro sakafo. Ny Tompotsika moa mahery ry havana, azony t@ faminaniana ary fa isaky ny akoho ... tohiny
novalian'i Koditra ny 04/01/2009 13:25
Lejoba ( 08/12/2008 13:51)
Tsikaritr'i Mompera fa misy mangalatra foana ny rakitra aterin'ny mpiangona eo an-tongotr'i Masina Maria. Niafina tao am-badiky ny sarin'i Jesoa izy hanatrarany izay manao izany. Nandalo teo ny olona ... tohiny
novalian'i ZoRajoela ny 10/01/2009 01:41
ni81 ( 07/12/2008 18:48)
Ny fototra voankazo iray matetika dia mitovitovy fanonona @ voankazo mivoaka eo aminy. Ireto misy ohatra vitsivitsy: goyave >>>>> goyavier banane >>>>> bananier anacarde >>>>> anacard... tohiny
novalian'i mahell ny 10/12/2008 09:57
xxx ( 06/12/2008 08:44)
JURISPRUDENCES ETONNANTES : Au Liban , les hommes peuvent, de par la loi, avoir des rapports Sexuels avec des animaux, du moment que ce sont des animaux féminins. Avoir des rapports sexuel... tohiny
harybe ( 06/12/2008 08:36)
Les hommes importants pour une femme LE MEDECIN, parce qu'il dit: - "Enlevez vos vêtements!" LE DENTISTE, parce qu'il dit: - "Ouvrez bien grand!" LE LIVREUR, parce qu'il dit: - "Je vous ... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/12/2008 10:11
Samoana ( 06/12/2008 08:06)
- Inona no aterin'i père noel ho an'elà ry cédric? -Tss! hozizy mama hoe le jeu tennis morabe hita t@ télé iny ihany hafarana fa efa manana console hono ao an-trano. Ary ny an'ialahy? - Ny ahy... tohiny
novalian'i kelly13 ny 12/12/2008 16:23
harlyy ( 02/12/2008 17:45)
Nanontaniana hono ity lehilahy izay nahatratra 100 taona hoe inona no mahatonga azy ho ela velona toy io? Inona ary ny valiny raha hainareo?... tohiny
novalian'i Samoana ny 04/12/2008 16:41
Bita ( 02/12/2008 12:33)
Nisy Boloky efa mahay zavatra maro ankoatry ny miteny nanan'ireto mpivady ireto. Ny tena hainy dia ny mitelefona satria matetika asaindry zareo miantso ny iray @ izy mivady rehefa misy olana. Indray... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:29
ydifas ( 30/11/2008 01:06)
Miarahaba anareo rehetra. Eto amin'ity tranokala ity ianao afaka manao fanamby ara-panatanjahatena(pari sportif) maimaipoana. Omeny 0,1$ ianao ho fanombohana. Andramo fa tsy misy fatiantoka ho anao... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/11/2008 07:07
bilakarenjy ( 27/11/2008 22:06)
[url]http://www.youtube.com/watch?v=Z3GorDDwOOg[/url] Mafy ihany rehefa zefa kle . ... tohiny
tslem ( 16/11/2008 12:41)
za no mahatadidy an'ireny dessin animé sy film taloha ireny? [url=http://www.dailymotion.com/video/x6r2zm_bibifoc-03-1-ere-partie_shortfilms]jereo eto ohatra: [b]BIBIFOC[/b][/url] na i ... tohiny
novalian'i lovelyri ny 21/11/2008 06:51
naughtyboy ( 14/11/2008 18:03)
http://fr.youtube.com/watch?v=g8N-i8JAEeE tena saina tia mikarokaroka izao ...lasa ihany saiko ra mba afaka mifaninana @ bandy ny sipa @ resaka otrzao =)) =)) ... tohiny
Bita ( 09/11/2008 10:53)
Miresaka @ namany i Soa: mba mahagaga mihitsy ireo Ray aman-dreniko ireo, nampianarin-dry zareo niteny foana aho t@ taloha dia izao aho mahay miteny dia hoy ry zareo matetika "MANGINA" ka naninona ary... tohiny
novalian'i fero ny 11/11/2008 10:43
sakaizakely ( 04/11/2008 20:32)
Miala tsiny fa @ teny vahiny tsy mety raha vao adika teny gasy [b]Réponse d'un informaticien [/b] Un micro-ordinateur est de sexe féminin pour les 5 raisons suivantes : * À l'exceptio... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:40
Noue ( 03/11/2008 21:13)
inona ary no maha samihafa ny rouquin sy ny requin ????... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0981