Hatsikana sy lalao

artefy ( 16/06/2009 09:56)
Nisy mpivady niteraka 7 mianadahy: ny voalohany natao hoe ampalibe satria izy no lehibe indrindra, ny faharoa i coco satria mafy loha be ny fahatelo de i zavoka satria malemilemy izay izy ny fahaefatr... tohiny
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:37
Belle ( 10/06/2009 19:08)
Indray andro hono: Novorian’ny mpahary ny biby rehetra hilazany ny zava-baovao vao nohariany. Masina loatra nefa hono ilay mpahary ka rehefa hiditra ny efitra fivoriana dia tsy maintsy samy manal... tohiny
novalian'i kwit ny 18/06/2009 08:52
ari.malala ( 03/06/2009 06:15)
Niaraka hono zany ireto mpifankatia, dia nanontany ilay madama: M:rehefa maty ve aho dia mbola hanambady ianao? R : mhhhhhh tsy fantatro :) M : hanambady ve hoà ianao? R : Ao aza fa hanambady ah ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 11:30
Bita ( 28/05/2009 13:06)
Nisy mpivady nanajanaka lahy kely. Mifoha maraina foana ity zazalahy kely ity ary mandeha mamonjy ny RaD any @ tranom-pandriany. Dia mahita ny RaD manao fihetsika hafahafa. T@ ity maraina ity ilay Rai... tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/06/2009 07:33
artefy ( 27/05/2009 07:59)
Niandry gisa i Naivo... nanontanian'i koto izy hoe "firy leitsy ny gisa andrasan'ialahy io ???" dia hoy i naivo: "ny 2 leitsy eo alohan'ny 2 dia eo ankavian'ny 2 misy 2 dia ao aorian'ny 2 misy 2 de ... tohiny
novalian'i Simpona ny 25/06/2009 09:32
JOSIAH ( 20/05/2009 20:20)
Eny ary araho tsara an tantara manko izy ty.I Adama dia mipetraka any avaratra i Eva mipetraka any Atsimo izy reo de mpifankatia saingy mifanalavitra toerana ka rhf harivariva @4iny de mamangy any ada... tohiny
novalian'i artefy ny 03/06/2009 08:15
patrick2002 ( 20/05/2009 16:07)
indray andro hono nasainy PDG ny Sheritt sy ireo tomponàndraikitry ambony tao i Ravalomanana sy ireo mpanara-dia azy ,nisakafo tany @ restaurant iray lehibe , ny menu dia agneau du bandit, rehefa na... tohiny
novalian'i mmmhh ny 21/05/2009 06:38
JOSIAH ( 19/05/2009 20:36)
AHOANA NO AHAFAHANA SADY MIBOROSY NIFY NO MISIOKA MIARAKA ATAO IREO :?: ... tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 14:53
artefy ( 18/05/2009 10:06)
ity misy fehezanteny: mangalatra katsaka ralava ny angatahiko aminao dia ny hikarohanao fehezanteny na fehezankevitra tsy ahitana afa tsy zanatsoratra tokana ao anatiny (ohatra tsisy afa tsy a n... tohiny
novalian'i pitiny ny 27/06/2009 14:49
ni81 ( 15/05/2009 10:30)
Très triste le coeur et le drapeau regarder ce qui passe à Mada. Mon coeur n'est pas boeuf ... ... tohiny
novalian'i rhina ny 13/09/2009 11:25
xxx ( 15/05/2009 10:08)
Chers amis, Amusez-vous bien! CALCULATRICE AUTORISEE > Fais cet exercice de maths surprenant. Il dure seulement 20 secondes.Tout ce que tu dois faire c'est suivre les instructions et surtout n... tohiny
hery ( 13/05/2009 13:03)
Hay ve otran'izao izany fozaorana izany e. Izay vao tena hitako :-) http://tandem2009.over-blog.com/article-31192339.html... tohiny
novalian'i vale ny 05/06/2009 17:20
accolade ( 12/05/2009 08:44)
Trois hommes discutent entre eux de la taille de leur douce moitié. L'un dit: - Moi, ma femme a une taille de guépe, ce soir je vais la "piquer". Le deuxième dit: - Moi, ma femme a une tail... tohiny
novalian'i rova30 ny 12/05/2009 19:39
boubounezy ( 11/05/2009 22:23)
ty zany nisy tantara mba eniko efa t@ ela b; misy rangah d nody tany antrano efa all b sady efa dozy b kouizy zany, d niakatra ambony fandrina teo akaikiny vadiny izy natory, d refa natory kely2 d nis... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/05/2009 15:49
sitlo ( 11/05/2009 17:03)
[center][img]http://img.over-blog.com/646x293/2/58/86/83/ecrevisse.jpg[/img] [img]http://img.over-blog.com/646x325/2/58/86/83/lery.jpg[/img][/center] =)) http://tandem2009.over-blog.com/article-3... tohiny
novalian'i mmmhh ny 13/05/2009 13:59
ktsif ( 11/05/2009 15:56)
efa nisy indroa tetsy ambany dia mbola ho voa koa ve ianao eto e? valio ny hevitra dia mba misy namana ianao fa aiza no dia ianao irery no ho voa ato... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:25
benasy ( 11/05/2009 14:51)
Lors d'une soirée un homme accoste une belle jeune femme et lui propose un dernier verre chez lui, il insiste en lui précisant qu'il est magicien et qu'il lui montrera un tour de magie. Arrivés c... tohiny
novalian'i accolade ny 18/05/2009 09:14
accolade ( 11/05/2009 14:41)
Votre femme est devant la porte d'entrée en train de vous aboyer dessus Votre chien est à la porte de derrière en train d'aboyer pour rentrer Lequel des deux devez-vous faire rentrer? ... L... tohiny
novalian'i accolade ny 19/05/2009 11:49
xxx ( 10/05/2009 19:11)
[center][img]http://www.clubthatseal.com/images/epicbike.jpg[/img][/center] ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 13:50
artefy ( 08/05/2009 10:27)
Teo ambony fandriana tao an'efitra no niseho ity resaka ity: Bema: Peta o! eo mba lelafiko kely ny an'i Peta... Peta: Ao ary aloha inonoako kely ny an'i Bema e... Bema: Ka ny ahy ange henjana be ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2009 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.612