Hatsikana sy lalao

Bita ( 19/09/2009 08:51)
Nisy tovolahy iray nifindra monina tao Antananarivo. Tsy maintsy mitady asa izy satria lafo ny fiainana. Nandeha tao @ Cora izy nanontany asa tao lehibe. Nojeren\'ilay lehibe ambony ambany ilay tovo... suite
répondu par rhina le 20/09/2009 09:11
kwit ( 19/09/2009 06:16)
C'est l'histoire d'un gars qui vient de passer des examens de santé à l'hôpital. Le médecin annonce au patient qu'il est gravement malade et qu'il va mourir. Le gars demande ce qu'il peut faire po... suite
répondu par Mirananirina le 09/10/2009 10:57
kwit ( 18/09/2009 12:41)
Ueberraschung.wmv... suite
répondu par kotobekibo le 30/09/2009 21:47
peta83 ( 18/09/2009 09:22)
...Tamin'izany andro zany dia nampivory ny biby reetra Atra, ka rehefa nande ny fivoriana dia nisy biby nagetotra! tezitra mafy Atra ka nanontany "Iza lay nagetotra teo?" tsy nisy niteny, mbola nameri... suite
répondu par fetrakens le 23/10/2009 07:39
xxx ( 18/09/2009 09:12)
Rehefa namorona ny olombelona hono Atra dia nalainy ny fotaka dia nataony toy ny endriny. Dia rehefa vita dia nataony tanaty lafaoro. Nijanona tanaty lafaoro 15mn teo hoe eo, dia navoakany tao. Tsy m... suite
répondu par tywa68 le 19/09/2009 06:47
kwit ( 16/09/2009 11:33)
aona kay no fanaovana le oe jereo eto , fa misy zavatra tiako ampiseho anareo fa tsy haiko ny mitelechargé anazy atao ato Merci... suite
répondu par rhina le 20/09/2009 08:52
dangytsmaty ( 16/09/2009 11:00)
Inona ary no nolazain'i Jesoa t@ ireo namantsika azy(ilay nikapoka fantsika mihintsy)teo ambony hazo fijaliana?... suite
répondu par Papoose le 17/09/2009 20:12
dangytsmaty ( 16/09/2009 10:07)
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é! Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan... suite
répondu par fidinirina le 16/03/2015 06:01
dangytsmaty ( 16/09/2009 10:02)
Aleo mba hanome asa saina kely ndray é! Nisy olona 3 mianaka: 2 lahy zanaka, ary ny 1 Rainy(Dadany). Hiampita lakana ry zareo kanefa misy Condition miampita eo: tsy mahazaka afa-tsy 50Kg le lakan... suite
répondu par dangytsmaty le 25/09/2009 08:24
kwit ( 16/09/2009 07:03)
LES RÉSULTATS SCOLAIRE DE JÉSUS... Le Petit Jésus rentre de l'école avec son bulletin trimestriel et Marie l'examine: -Math: 3/20. Multiplie les petits pains et les poissons -Chimie: 5/20.... suite
répondu par kwit le 16/09/2009 08:20
kwit ( 15/09/2009 12:49)
Un mari et sa femme ne se parlaient plus depuis 3 jours. L'homme > se > rappela que le jour suivant il y aurait une réunion très tôt au > bureau. > Comme il devait se lever tôt, il décida de ... suite
répondu par fetrakens le 20/10/2009 10:03
nathie86 ( 14/09/2009 11:31)
In aza no fanalavana ny "fil" ô????... suite
répondu par xxx le 18/09/2009 14:09
kwit ( 14/09/2009 11:25)
ity indray natao hivanitihana maraina Nisy lehilahy iray tafiditra tao @ toerana natokana ho masera tsikaritr'ireo mpitantana izany ka nanapa - kevitra izy ireo ny hanatratra azy io . Natsoin'izy ire... suite
répondu par mmmhh le 28/09/2009 12:02
dangytsmaty ( 14/09/2009 08:12)
ze mahay mamaly hoy ty vorona 1 rah nandalo reto vorona maro2: Akory rey vorona zato? namaly ny ankilany: Tsy 100 zahay fa! zahay miampy ny 1/2nay(atsasakay), miampy anao zay vô 100 F... suite
répondu par xxx le 13/10/2009 19:57
Bita ( 13/09/2009 09:50)
Nisy mpangataka iray efa fantatr'olona rehetra. Ao @ mpanao mofo no toerana tena fandehanan'ity mpangataka ity. Mahazo mofo izy isaky ny mangataka. Indray andro ary nofidiany izay zavatra nangatahany.... suite
répondu par xxx le 13/10/2009 20:00
Bita ( 11/09/2009 13:31)
Tonga teo @ fandrotsahana vola ao @ banky ity Rafotsy be iray. Dia nanontany ilay mpoiasan'ny banky hoe ohatrinona ny vola arotrsany? Dia namaly ilay rafotsy hoe 1000.000 ariar. Fa mba taiza no nahaza... suite
répondu par mmmhh le 28/09/2009 11:43
sitlo ( 10/09/2009 12:44)
Nibala ilay anakiray tonga dia tsisy taolana. Dia hozy ilay mpijery hoe in your fesse.... suite
répondu par mmmhh le 28/09/2009 11:38
artefy ( 10/09/2009 09:28)
Tao am-pianarana: hizara boky ho an'ireto mpianany ilay mpampianatra, raha atao samy manana boky iray avy ny ankizy tsirairay dia tsy mahazo boky ilay iray ery aoriana indrindra, raha ohatra kosa ane... suite
répondu par artefy le 29/09/2009 08:23
JOSIAH ( 08/09/2009 08:34)
Nisy zazalahy nividy mofo dipaina 10,tena 10 an nony tonga tany antrano nefa izy de lasa 9 sisa nankaiza ary ilay 1 oo :wink: ???Tantara hafa mihitsy ndray ity an nisy ramatoa nande train niaraka t@al... suite
répondu par xxx le 23/09/2009 01:22
rhina ( 07/09/2009 12:54)
indry andro nisy maty teo an-tanana nifampitaona ireto mpiray tampoho, 4 mianadahy ry zareo no niaraka ny 2 mpivady ary ny 2 mpirahavavy @ ilay mpivady. Nifanaraka rehefa teny an-dalana fa il... suite
répondu par ari.malala le 11/09/2009 13:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0677