Hatsikana sy lalao
JOSIAH
(
28/07/2009 11:56)
Inona ary ny laoka tena tiany mamany Hantatiana indrindra o :?: ...
suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:48
artefy
(
28/07/2009 10:31)
nilalao baolina kitra hono ny biby rehetra teto madagasikara, efa tapitra mihitsy anefa ny lalao vao tonga ity biby iray... iza ary io biby io dia inona no antony nahatara azy?...
suite
répondu par artefy le 30/07/2009 10:19
artefy
(
28/07/2009 09:45)
Namory ny vatandehilahy rehetra tao an-tanàna hono ny mpanjaka dia nijanona tery andafy atsinanan'ny rano izy sy ny zanany vavy tokana, ny tovolahy novoriany kosa tety andafy andrefana
nikabary iz...
suite
répondu par rhina le 03/09/2009 13:20
Lejoba
(
28/07/2009 00:15)
maty hono ity ramatoabe iray sahirana. Nisy lehilahy telo, samy nampanantena azy fahavelony fa hanome vola azy, ka tsy latsaky ny 100€ avy no tokony homen'izy ireo. Tsisy nahatanteraka izany nef...
suite
répondu par rhina le 08/09/2009 14:50
nyratsima
(
27/07/2009 18:05)
Maty ity cardiologue ! maro ny mpandevina !betsaka ny dokotera sy olontsotra tonga tao ary de samy nivimbina avokoa ! tao ny nitondra pancarte milaza hoe maty ilay dokoteran'ny fo , tao ny nitondra sa...
suite
répondu par rhina le 09/09/2009 09:30
JOSIAH
(
27/07/2009 15:49)
ahoana ary ny fampidirana elefant ao anaty frigidera oo????? :} ...
suite
répondu par Papoose le 28/07/2009 13:06
peta83
(
22/07/2009 09:26)
Misy saha iray, d nisy mpivady zany tao anatiny d ozy Jesosy oe:rehefa miteraka ianareo d iray amin'ireto voankazo reto iany no atao anarany:paiso, poma ary goavy, ary tsy azo averinao in-2 ny anaran'...
suite
répondu par bobone le 23/07/2009 13:47
artefy
(
22/07/2009 09:16)
... efa teo ampamaranana ny toriteniny indrindra i Pasitera no niditra avy any ralaikamo:
- ry havana hoy Pasitera hitanareo amin'izany fa ny iraimbilanja amin'Andriamanitra dia mitovy amin'ny vol...
suite
répondu par dahuily le 22/07/2009 20:33
nathie86
(
22/07/2009 06:49)
Iza ary no ananran'ny cousin an'Andriamanitra?? :)...
suite
répondu par nathie86 le 23/07/2009 07:48
artefy
(
17/07/2009 08:49)
Nahoana ary ny vorompotsy no manidina mankany antsinanana rehefa mody ny hariva ???...
suite
répondu par artefy le 22/07/2009 09:06
JOSIAH
(
16/07/2009 18:17)
répondu par nathie86 le 22/07/2009 06:48
JOSIAH
(
13/07/2009 13:30)
Misy hiranagasy tena lava be zay hoa iza ary io mpihira io sy ilay hira raha fantatrareo.Mahay aloha zay mahay anity e :roll: ...
suite
répondu par JOSIAH le 15/07/2009 06:21
nathie86
(
09/07/2009 11:04)
Ratsiraka, Ravalo et Rajoelina survolent Madagascar dans un jet privé.
Ratsiraka se tourne vers Ravalo et dit en faisant de l'esbroufe :
'Tu sais, je pourrais jeter un billet de 50.000 Fmg par la...
suite
répondu par nathie86 le 10/07/2009 08:37
JOSIAH
(
06/07/2009 11:38)
Pourqoui il n`y a pas dhaut parleur dan le ciel??????????????????Zay mahay anio mahazo bonbon :} ...
suite
répondu par JOSIAH le 17/07/2009 06:49
zandikely
(
02/07/2009 16:30)
MADRID, 2 LUG - Dopo la presentazione ufficiale del primo dei neo-galacticos di Florentino Perez al Santiago Bernabeu martedi, a Madrid è Kakà Mania: Marca riferisce oggi che le nuove magliette con ...
suite
répondu par Envy7 le 19/08/2009 08:21
Fanhaiky
(
01/07/2009 14:01)
Fa ity koa no mba mahagaga ahy ilay olona mteny frantsy dia hamafisina à teny gasy.
- Trop loatra kosa izany eh! efa trop mbola misy loatra ihany
- Déjà sahady ve?
- Jamais mihitsy aho raha mba...
suite
répondu par rhina le 08/09/2009 10:23
artefy
(
30/06/2009 10:39)
ireto ny menuntsika mandritra ity herinandro ity
alahady: akoho
asabotsy: gana
zoma: gisa
alakamisy: dokotra
alarobia: vorontsiloza
talata: sarin-dokotra
alatsinainy:
inona re ny alatsinai...
suite
répondu par artefy le 06/07/2009 09:35
xxx
(
30/06/2009 09:59)
zzlh: Ao hoe akia mba lalaoviko ny fotran-jyyyyyy
zzvv: an an an koh! bedin'i mamanay eo aho raha vao fantany izany
zzlh: vetivety fotsiny ange eee
zzvv: (misalasalakely...) ao ary e
... kelikely ...
suite
répondu par Lejoba le 30/06/2009 23:34
RATOVOARY
(
29/06/2009 13:20)
Ialako tsiny ho an'ilay nandefa azy taty amiko raha somary nasiako fanampiny kely ilay izy.
Telo vavy ry zareo no tafaresaka :
Hoy ty vehivavy iray t@ ty vehivavy namany:
[b]V1[/b] [color=jack]...
suite
répondu par ari.malala le 02/07/2009 06:19
sitlo
(
17/06/2009 05:31)
Ity kosa angamba tokony omena loka fa nanana ny mony ngeza indrindra. :lol:
[center][img]http://msp111.photobucket.com/albums/n121/xxsammieteexx/pimple.jpg[/img][/center]
...
suite
répondu par ari.malala le 25/06/2009 06:39
