Pourqoui????????????
1. JOSIAH
(
06/07/2009 11:38)
Pourqoui il n`y a pas dhaut parleur dan le ciel??????????????????Zay mahay anio mahazo bonbon :}
novalian'i JOSIAH ny 17/07/2009 06:49
3. JOSIAH
(
07/07/2009 10:07)
bonbon kanety koa averinareo fa tsy sarotra be nga ny ahitana anizany bonbon kanety zany amizao :D
5. ni81
(
08/07/2009 09:49)
ovay bonbon hafa dia valikoataovy bonbon vorona ndray zany ry josiah hono a! :-P
6. Lejoba
(
08/07/2009 11:06)
parcequ'il n'y a pas plus haut que le ciel
izay bonbon kanety ve, ny commerce de proximité rehetra manana, 2€ mahazo
izay bonbon kanety ve, ny commerce de proximité rehetra manana, 2€ mahazo
7. ndotofetsy
(
08/07/2009 12:12)
ni81:
ovay bonbon hafa dia valikoataovy bonbon vorona ndray zany ry josiah hono a! :-P
bonbon vody (supositoire) io
:^) :^) :^)
10. artefy
(
15/07/2009 09:50)
tsisy mahay hono ilay izy ry josiah fa mba valio ah! mody ahodin dry zalah amin'ny resaka bonbon eto fotsiny :-D :-D :-D
11. JOSIAH
(
17/07/2009 06:49)
ok parceque JESUS cris donc tsy mila haut parleur intsony hihihi voandray nareo t@iny e tsisy mahazo bonbon peromanitra adinonareo nga zany a ihany sisa no manana anio :lol: