Real Madrid: KAKA- MANIA
1. zandikely
(
02/07/2009 16:30)
MADRID, 2 LUG - Dopo la presentazione ufficiale del primo dei neo-galacticos di Florentino Perez al Santiago Bernabeu martedi, a Madrid è Kakà Mania: Marca riferisce oggi che le nuove magliette con il nome di Kakà e il numero 8 sono andate a ruba non appena il club le ha messe in vendita. Nel negozio ufficiale ne sono state vendute una ogni dieci secondi, 600 nelle prime due ore, riferisce il giornale, con un ricavo di 60mila euro. Le camicette con il nome dell'ex-giocatore del Milan sono già state richieste da 2400 punti di vendita in tutta la Spagna, e si prevedono anche buone vendite anche all'estero, in particolare in Brasile, Italia e Giappone.
La presentazione di Kakà al Bernabeu. LaPresse Intanto anche Franck Ribery potrebbe passare al Real Madrid. Secondo quanto riportato dal quotidiano sportivo L'Equipe, infatti, anche l'attaccante francese del Bayern Monaco vuole lasciare il club tedesco per giocare nel Real "galactico" di Florentino Perez: "Ho deciso, voglio andare via - riferisce Ribery - Sarà Real o niente".
_________________________________________________________________
Voalaza fa dia maillot iray an'i KAKA iray no lafo isakin'ny 10 segondra ao Madrid amin'izao.
Amiko dia tsy nifandanja mihitsy ny chiffre transfert an'i KAKA sy Christian Ronaldo. Aleoko lavitra mihitsy maka an'i KAKA.
Ribery koa mbola te ho amin'ny Real Madrid amin'izao. Fa Réal Madrid manana tendance haka attaquants foana fa dia adino ny maka défenses.
Fahitako azy dia karazany ho tsy hanana toerana firy ao i Benzema manoloana an'i Kaka, Christian Ronaldo, Van Nistelroy.... Ary Robinho sy ary Cassano ireny aza moa lasa remplaçants tao, nefa ireny iarahana mahita ireny ny filalaondry Robinho.
Na dia izany dia mbola sarotra ho an'i Real Madrid ny handresy amin'ny Champions League raha tsy misy défense tsara.

novalian'i Envy7 ny 19/08/2009 08:21