Hatsikana sy lalao

hihihihihi ( 07/05/2009 11:31)
Inona koa no dikan'ireny i manadafy efa poritra be , mbola nampiandrasana ihany dia nadine indray no nibitsibitsihina sao dia mifosa ary ra8 TANDREMO A ! Tsy interpretation diso io fa zava-misy dia ... tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:05
jodasy2009 ( 06/05/2009 13:04)
efa hoe tsy azo idirana mbola miditra ihany, izao oainina be fa tsisy ninoninona akory lazaiko ato :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i accolade ny 08/05/2009 14:54
xxx ( 06/05/2009 11:10)
mino aho fa tsy azonao koa e???... tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:09
artefy ( 06/05/2009 10:06)
Iza no olona iray nahafaty olona be indrindra teto an-tany sady tamin'ny fotoana fohy araka ny hevitrao? Hamarino ny valin-teninao (ohatra: isa, salanisa...)... tohiny
novalian'i ni81 ny 10/05/2009 20:11
artefy ( 05/05/2009 10:00)
Nisy ankizikely efa nahazohazo taona nanjono trondron-dranomasina tetsy amin'ny reniranon'i Marais Masay, gaga ery dadaben'i kaina sy abela nahita azy nahazo trondro maina mbola velona... tena pur por... tohiny
novalian'i mmmhh ny 07/05/2009 14:11
artefy ( 04/05/2009 10:41)
iangaviana indrindra mba tsy hisy hampiasa machine à calculer na izay rehetra azo anaovana kajy ankoatry ny handriny :D Nitondra bus iray ianao niala teny ankatso ho eny 67ha, ataontsika hoe l... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:31
sitlo ( 24/04/2009 14:29)
fofombady... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:15
sohitika2008 ( 18/04/2009 14:03)
-------> http://www.asciimation.co.nz/# ... tohiny
novalian'i kala ny 29/04/2009 08:36
milamm ( 18/04/2009 12:52)
http://87.248.114.86/ya/securedownload?clean=0&fid=Inbox&mid=1_439731_AERy%2BFcAACqmSebLWQKyAzTBin0&pid=2&tnef=&prefFilename=TourdeAsia.pps&cred=hrq5rM91MYlstl70F4CQ5wetQ0aptedaR0A9_RuPOeJhXs_MUKCA54M... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:04
sitlo ( 18/04/2009 11:37)
Tary hoy aho nisy ramatoa voan'ny aksidanté fa emoraide izany an!... tohiny
sohitika2008 ( 11/04/2009 11:43)
http://www.dailymotion.com/video/x6okwu_geant-serpent-incredible-snake_animals hatr@ farany... tohiny
novalian'i JOSIAH ny 29/04/2009 13:16
bazylou ( 05/04/2009 18:45)
Savez vous pourquoi les filles sourdes et muettes ne portent pas de petites culottes? valiny : Pour qu'on puisse lire sur leurs lèvres banane!!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 14:06
bazylou ( 05/04/2009 18:03)
§ AntiTGV : peuple de qualité et de quantité § Aujourdojourduyer: répéter un mot plusieurs fois dans une phrase pour combler le vide du discours (synonymes: malagasitsivakivouler , tompokoul... tohiny
novalian'i dadasy ny 06/04/2009 05:15
Bazily ( 01/04/2009 08:00)
[img]http://img58.imageshack.us/img58/9900/lflash.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 13:42
sohitika2008 ( 26/03/2009 00:26)
Tena Gasy Vorika Tain-Gisa Vongany Ty Gona Votany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 20:18
sitlo ( 25/03/2009 17:45)
Ilay gasy koa raha hanala azy tsy laitra mihitsy. Ohatra ny hoe mba maharesy ireny ery rehefa raikitra ny baolina.... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/04/2009 10:54
sitlo ( 11/03/2009 22:07)
Iza aminareo re no tiako hipetraka eo e? [center][img]http://www.oneinchpunch.net/wordpress/wp-content/uploads/2007/04/big_butt_chair.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 14/04/2009 09:02
Bocassa ( 06/03/2009 07:35)
Niteny tao amin'ny radio mada ny filoha ra8manana ka hoy izy: "Miantso antsika vahoaka mba hanome tanana ny mpitandro filaminana manomboka anio!!!" Naheno izany ity tovolahy tapa-tongotra iray izay n... tohiny
sitlo ( 28/02/2009 10:25)
Tao an-trano izany dia hoy i Lita. Inona ity ataon'i dada? Dia namaly ilay dadany hoe: manamboatra zazakely letsy eh. Dia nony teny antokotany dia hitan'ilay dadany i Lita dia nanontaniany. Inona ity... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 14:14
xxx ( 25/02/2009 08:35)
Nindrana stylo tamin'ity sinoa mpampiasa azy ity mpiasa vavy iray > Mba ampindramo stylo patron de nomena lay stylo ary tsy nadeha ka naverin'ialy mpiasa tany amin'ilay sinoa > Ty le stylo fa tsy m... tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 26/02/2009 13:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733