Hatsikana sy lalao

peta83 ( 07/09/2009 09:27)
Nisy ramato iray nitondra fiara dia nande izy zany afaka teo aloha teo nisy fidinana be otran'ny fidinana etsy Mandraka io, kay nisy ranga tampoka koa nitondra fiara saika nifandona izy satria le rang... suite
répondu par booboo le 08/09/2009 09:16
ni81 ( 04/09/2009 09:44)
http://www.dailymotion.com/related/x1h021/video/x1gzss_ipetaka-tarika-mala_music :D ... suite
répondu par Papoose le 04/09/2009 22:06
peta83 ( 03/09/2009 13:21)
Betsaka ny vody, fa zay vody iray zay no tena mijaly indrindra??? ... suite
répondu par ari.malala le 09/09/2009 06:39
artefy ( 01/09/2009 13:24)
mba mangataka ilay tononkiran'ny tarika Ambondrona iny izay manana ô misy toy izao ilay izy: "so ever..."... suite
répondu par Papoose le 10/09/2009 16:19
kwit ( 30/08/2009 06:17)
Iza kay no tafajanona hanohy ny pazzapa am izy 3 vavy tam le prime omaly iny ?Za tsy nahita fa flask be . De inn daol ndray no nampme tao kay ?... suite
répondu par ari.malala le 02/09/2009 06:48
dadabe ( 29/08/2009 08:11)
tairo aza ny resaka tsy manjary ee (oupsss hay mo tena fiteny andavanadro) ohatra: :@ :@ = mifoka moly = saura =bozaka = maina. :miam: = andao hisakafo= hikefona= himotika= hikaly ... suite
répondu par tovovavy le 13/10/2009 12:20
boozkel ( 28/08/2009 13:37)
Ny an'i Papanay nanao fifaninana hidirana miasa izany hono izy, de tena mora be le test natao, de efa nahatoky tena be fa ho afaka e, de nivoaka ny valim-panadinana kinanjo tsy tao ny anarany, nalah... suite
répondu par Envy7 le 08/09/2009 09:27
JOSIAH ( 28/08/2009 11:59)
Nisy vehivavy makorelina gasy ,tsy de mahay teny frantsay loatra fa mimotamot eny fotsiny ndray andro nahazaka vazaha izy ka nanofa chambre zareo nakany aminy dosy aloha ilay vehivavy alohany hanomboh... suite
répondu par Papoose le 28/08/2009 13:24
Envy7 ( 22/08/2009 04:46)
Maninona ny viavy no tia fitaratra(miroir).Raha mahay ny valiny nareo.... suite
répondu par rhina le 08/09/2009 14:46
ari.malala ( 19/08/2009 11:27)
Tantarao eto indray aza ireo bétisiers ny pazzapa mampime e! ny anà atomboko am lay hitako t@ maly hariva. Misy lehilahy iny, tsy haiko na d ahoana loatra fa d au claire de la lune v rey olona no hi... suite
répondu par ari.malala le 04/09/2009 07:01
artefy ( 18/08/2009 08:38)
Ny angatahina amintsika dia ny hitadiavantsika ireny hira afaka mifamaly nefa samy hafa ny mpihira azy: ohatra hoe: hoy Njakatiana: "mbola kely loatra ianao..." dia valian'i Hantatiana hoe "aza... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 10:32
Bita ( 09/08/2009 19:48)
Nisy soferana Taxi nitondra olona, tao afara ilay mpandeha no nipetraka ary te hiresaka t@ ilay sofera izy ka nokapohiny kely ny sorok'ilay sofera. Nitsamboatra be ilay Sofera ka tsy nanana control ka... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:27
Bita ( 09/08/2009 00:04)
Nandeha tany @ Dokotera ity Rafotsy be iray fa narary kibo be. Dia rehefa tonga teo @ Dokotera izy dia hoy izy tena marary be mihitsy ny kiboko ka sady mangetotra foana ao. Soa ihany fav sady tsy maim... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:32
ari.malala ( 06/08/2009 10:57)
Nifanafoka hono zany ny elefanta sy ny rhinoceros, de oziz ny elefanta mantsy ny rhinoceros, mba nandra kou zany ze nanao anareo an, aiza v rangà ko ny nify ery an-tendron'orona ery no mitiritirina! ... suite
répondu par rhina le 09/09/2009 09:29
JOSIAH ( 04/08/2009 16:35)
Nisy tomobile zany nade mafy be mihitsy tena mirimorimo anie zany e kanjo ny farany nahavoadona olona izy tena voa mafy sy naratra be mihitsy ilay olona voadona,nivoaka ny fiarany ilay chauffeur vao n... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 10:36
peta83 ( 03/08/2009 13:43)
Nisy trondro 1 zan tany anaty ranomasina, voadona izy d nipitika ny masony iray, d bola nande iany izy....afaka lavidavitra anefa d nianjera ndray izy d nilatsaka ndray ny masony fanindroany. Tsy hita... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:41
JOSIAH ( 01/08/2009 09:06)
Nareo ve ry reto nijery anilay film zay manda goril tao @dailimotion omaly iny de mba tatarao ny fandehany fa maro ny mbola tsy mahalala manko :lol: ... suite
répondu par JOSIAH le 03/08/2009 17:24
artefy ( 31/07/2009 05:39)
ireto misy ankamantatra vitsivitsy mba tiako hovalianareo: 1- nandeh nitsangatsangana tany anala hono ny ireto sofina mpianaka samy vavy, kinanjo latsaka tao an-davaka ilay lehibe, dia hoy izy mba ... suite
répondu par ari.malala le 05/08/2009 07:11
nyratsima ( 30/07/2009 10:25)
Somokotra miady lavaka ilaikely no nandalo ilay ramatoa mipetraka ao ambadika ! -fa atao inona ry ilaikely ity lavaka hadian'ise ity ? ; Handevenako ny trondrokeliko io -Ka tsy ngôza loatra ve r'... suite
répondu par ari.malala le 03/08/2009 07:45
nyratsima ( 28/07/2009 17:40)
Nanao fanandramana ity savant iray ! naka parasy izy dia nobaikoiny hoe : mitsambikina ! dia nitsambikina ity parasy . avy eo nesoriny ny tongotra ilan'ilay parasy ; nobaikoiny indray : mitsambikin... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 10:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3103