Hatsikana sy lalao

JOSIAH ( 05/03/2010 13:16)
Inona hoa ny tena dikany lety ee sy ny le alika tenindratsy ve izy io sa inona marina???... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:25
maryline ( 04/03/2010 22:23)
Ça se passe dans un village qui vit du tourisme, sauf qu'à cause de la crise il n'y a plus de touristes. Tout le monde emprunte à tout le monde pour survivre. Plusieurs mois passent, misÃ... tohiny
novalian'i pitiny ny 15/03/2010 12:33
milamm ( 01/03/2010 01:46)
tsara mba mampitombo ora vitsivitsy amin'ny andro ahavelomana le miomehy e! ka aleo kalo mime dieny mbola afaka... -cannibal mianaka no niaraka nitady sakafo, vao nande kelikely ry zareo d nahita ki... tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:32
Lejoba ( 24/02/2010 12:17)
tsy haiko ity raha efa nisy nampiditra teto fa izaho aloha izao vao mahita, tena latsaka tanteraka mihitsy (tandremo fa maneno ilay izy ho an'izay mijery any am-piasàna) http://www.dailymotion.com/v... tohiny
novalian'i Belle ny 25/02/2010 00:41
DotMG ( 16/02/2010 17:08)
Misy bandy iray izay ato @ serasera rehefa miara-mirevy dia ilehiry tsy mety misotrosotro mihitsy nefa nedala tsy vokovoko manga akory. Iza lé bandy? Deviziny dia hoe "Tsaky dia ampy"... tohiny
novalian'i kala ny 24/03/2010 08:53
xxx ( 18/01/2010 15:42)
Nahavoaray hafatra vaovao 27 aho ka sady faly no sahirana, nefa rehefa notsindrina ilay izy, dia izao no zavatra hita tao: "Tsy misy hafatra hita", hihihihi....... tohiny
novalian'i dadax ny 16/04/2010 07:06
mandrindra ( 06/01/2010 15:25)
taona maromaro lasa izay dia nisy ny H5N1 gripa du canard ankehitriny dia tonga ny H1N1 gripa du porc raha mikambana ireo dia ho avy ny H3N1 gripa du conard, ary be ny ho ringana... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/02/2010 12:14
artefy ( 21/12/2009 10:51)
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika :lol: mety daholo na anara... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/01/2010 19:34
artefy ( 21/12/2009 10:41)
am zao fetin ny faran'ny taona izao dia iangaviana isika rehetra mba hamadika ireo soratra rehetra eny rehetra eny amin'ny teny malagasy, ho fankasitrahana ny razantsika :lol: mety daholo na anara... tohiny
sitlo ( 16/12/2009 02:25)
[center][img]http://img63.imageshack.us/img63/5941/76933899.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i vale ny 03/02/2010 15:31
Mirananirina ( 03/12/2009 17:41)
Nisy mahantra lehilahy maty.Teo ampitsarana dia hoy Andriamanitra:afaka haveriko any ambonin'ny tany ianao fa lasa vazatra(objet) fa tsy olona.Rehefa nieritreritra lalina izy dia nanaiky ary hoe izy:A... tohiny
novalian'i RAJOTIANA ny 12/05/2010 14:37
dadabe ( 30/11/2009 00:21)
vitan'i Barack Obama Hillary leuleu http://www.youtube.com/watch?v=eYzx2QP0px4... tohiny
Lejoba ( 27/11/2009 06:34)
nanambady vao tsy ela ity ranamana iray miresaka @ namany - loza letsy ity fahazarana ity, taorian'ilay nuit de noces leity, entim-pahazarana, dia nasiako vola teo @ table de nuit! - oay leity e! Te... tohiny
wiwiwi ( 26/11/2009 15:59)
Rehefa avy mifoka daina reny no manainga le haingam-panahin'i ANGILETERA ,tsy hita izy ty e, mafy loatra angamba ty fiainana ty:lol: ... tohiny
novalian'i dadabe ny 03/01/2010 07:07
dangytsmaty ( 26/11/2009 10:54)
SAlut daholo an! @ maha hatsikana sy lalao azy ty de aleo aloha hilalao kely tsika ary! maro ny anarana anana ka milaza fa zah mahita 1 zay tsy am-pizinareo mintsy, @ manaraka omeko fa zah zao ndeha ... tohiny
sitlo ( 20/11/2009 16:35)
Lehilahy matanjaka mitanjaka.... tohiny
ktsif ( 11/11/2009 08:54)
Isaky ny vita ny prime dia hoy i jeyo hoe: Tiako ihany aloha ilay izy fa ohatran'ny taitra tampoka aho de somary nisy nivalana kely (sady mihoatra loha kely) Alefaso indray ary e... tohiny
novalian'i ktsif ny 12/11/2009 14:18
loharanoniaina ( 10/11/2009 12:58)
Un type se balade un énorme chien jaune.Il croise un copain: -il est moche ton chien,il est tout pelé!où l'as tu trouvé? - c'est un copain qui me l'a donné. - il a l'air costaud,tu cro... tohiny
novalian'i hana ny 13/11/2009 12:46
Koditra ( 27/10/2009 22:56)
Nohon’ny fahantrany sy ny fahasahiranany dia nitaraina sy nangataka fanampiana t@ ireo iraitampo aminy i Benoa nefa dia voailikilika. Tapi-dalan-kaleha izy, nivavaka ary dia nataony antsoratra izany... tohiny
novalian'i peta83 ny 03/11/2009 16:38
ktsif ( 26/10/2009 15:57)
betsaka ny fomba fiteny @ izao no mampme alefaso ary MAMPIFILAFILA OHATRY NY COMORIANINA MAHAY PIANO... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/11/2009 13:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2749