zarazarao imehezana...

1. milamm ( 01/03/2010 01:46)
tsara mba mampitombo ora vitsivitsy amin'ny andro ahavelomana le miomehy e!
ka aleo kalo mime dieny mbola afaka...
-cannibal mianaka no niaraka nitady sakafo, vao nande kelikely ry zareo d nahita kisoa, d nosamboriny d azo d tonga d nohaniny, aveo d nahita omby ndray d tonga d nohaniny, efa vokivoky izy mitsama d nahita vehivavy tsara bika tsara tarehy nosamboriny d azo, d hozy le zanany hoe: tonga d hohanina zany zao ty ry dada é! tsia hoy le rainy, entintsika mody io d rehefa tonga any antrano d ny maman'là no hohanintsika!!!!! six é!
-nananjanaka lahy hono ity rangahy iray dia lasa nanao marin io zanany io efa ho herintaona izay.Dia nony nody hanao vacance ilay bandy kely dia dozy dia nivembena dia hitan ny rainy dia nanontany i lery fa maninona ilahy? Efa zatra an ilay roulie eny ambony sambo aho dia lasa toy izao dia hoy; ilay rainy izaho letsy 25taona no nanambadiako ny maman ialahy tsy manao toy izao aho (sady mibalance avant arrière hono ilay dadany)efa samy kobontsika ngambany io
-hoy ny maman'i donga hoe tena ratsy be ny note n'ela ry donga sady ela kamo velona ! mba fantatr'ela moa fa ny olona matoa eto antany de natao hianatra sy hiasa ?tsy olana zany ozy donga ,hay ve ! ka zaho tsy hijanona eto antany fa hanao marin !!!!
-tafaresaka ony reto mpivady ny St valentin,de nanontany rangahy oe fa firy taona marina mo no nivadiantsika zay? de namaly tsimoramora ramatoa oe
30 de tsy tadididnao ve e ? an3 ozy le rangahy lasa fotsn ny saiko oe raha novonoiko zany enao defa tafavoaka za ohatran'zay !!!! =)) =)) =)) samy tsara dolidoly njay e...
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:32
2. Mirananirina ( 02/03/2010 16:36)
merci eh! =)) =)) =)) =))
3. fetrakens ( 04/03/2010 13:02)
:lol:
4. maryline ( 04/03/2010 22:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Bita ( 12/06/2010 11:32)
Toa variaminanana be le izy koa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3664