Hatsikana sy lalao

tslem ( 18/10/2010 07:46)
Somary hatsikana mahafinaritra.Tany @ taona 1996 tany ho any no nandrenesako azy ity tao @ radio, tsy haiko hoe iza no tompony fa i Clara sy Al na i Solofo José izy izay no niangaly namaky azy. Men... suite
répondu par Lejoba le 02/11/2010 12:58
Noue ( 01/10/2010 10:24)
Dieu ordonna à David de guetter... et David Guetta Dieu ordonna à Hélène de S'égarer... et Hélène Ségara Dieu ordonna à Thierry d'en rire... Et Thierry Henry Dieu ordonna a Bruce de ... suite
répondu par jayul2010 le 24/03/2011 11:10
ouioui ( 30/09/2010 14:14)
Voamarika aloha hatramin'izeao fa nanomboka ny namelan'i hery le resaka private facebook nahazo bahana teto @ sersera teto dia tsisy afa tsy ny mifanasa vangy ny mpisera zama91 vs tess sy ny fianakam... suite
répondu par cyril le 04/10/2010 13:26
andrywui ( 29/09/2010 17:09)
-...ka na eo tokoa kay enao ry madama ngaila na tsy eo dia tsy de misy ilaina anao , sy atahorana anao loatra amn fianakams nay a !... -- mahazo miwouwouwouwo etsy anjorotrano etsy enao fa tsy mirÃ... suite
répondu par cyril le 27/10/2010 21:33
Lejoba ( 24/09/2010 11:23)
maty ny bandy club tavoahangy iray (mpisotro taoka). Nifanaraka ny mpiara-misotro fa hampanarahina champagne ao anaty vata, nasitrika an-tsokosoko mialohan'ny nialana tao an-trano ho any am-piangonana... suite
répondu par andrywui le 14/10/2010 20:13
andrywui ( 24/09/2010 10:06)
--- Mangidy ny rora , marary ny andoha ,vahotra ny tanana !!! Tery omby ririnina anefa hono ,ka atao zay tsy ahafaty ny reniny ary atao zay ahabotrabotra ny zanany !! satria hono ny varotra alik... suite
répondu par guett_haa le 06/02/2012 19:07
rijadolly ( 23/09/2010 16:15)
Tsy tadidiko hoe taona in moa ny frais bus no nisy fiakarany 50ar, lasa 150ar na 250ar izy izay. Tena marina indray izy ty an! Efa somary sorena ny olona fa niakatra ny frais, ary dia sahirana ny mpa... suite
ouioui ( 22/09/2010 23:41)
Fa inona foana bainn no tsy revin'elah @ dinika alefako ??? raha tsy zakan'ny vavonin'ingahy de lazao fa aza manao adin'olona kanosa bainn, Nalefako ny resaka lalçna mifehy ny mombamomban'ny rés... suite
répondu par ouioui le 26/09/2010 01:19
rijadolly ( 21/09/2010 18:32)
andao hamerina ireny fampihomezana taloha ireny e! anakiray tamin' ireny ohatra: Anisany tena tranainy be mihitsy tamin' izany ireny machine fanoratana ireny teny amin' birao mpanjakana samihafa, hany... suite
répondu par rijadolly le 22/09/2010 15:12
rijadolly ( 05/09/2010 18:34)
Inona ary no tokony atao voalohany rehefa handidy hena manta amin' antsy?... suite
répondu par ledala le 21/10/2010 21:46
Lejoba ( 30/08/2010 14:53)
Taloha : fitiavana natoraly : lavitry ny maso, lavitry ny fo Ankehitriny : fitiavana virtoaly : izay lavitry ny maso no akaikin'ny fo... suite
répondu par foudre le 02/09/2010 11:18
ouioui ( 25/08/2010 15:14)
Comment convertir un catholique ? Décochez-lui un bon coup de pied aux fesses et il se retournera en protestant.... suite
répondu par ledala le 27/10/2010 23:10
hery ( 24/08/2010 14:57)
Naha toran'me ahy mafy omaly :-) [img]http://www.lazypalace.com/img/bizarre-and-odd/worst/worst16.jpg[/img]... suite
répondu par arialy le 25/08/2010 11:13
rijadolly ( 08/08/2010 13:39)
Nisy renirano be feno voay nefa te hiampita ireto olona, inona ary ny antony tsy nahalanin' voay azy ireo nefa tsy nisy lakana fa nilomano.... suite
répondu par rijadolly le 28/08/2010 06:57
belakely ( 30/07/2010 09:07)
inona ary izany ataovy mi-rouler r ny dix... suite
répondu par sitlo le 21/08/2010 07:01
ouioui ( 28/07/2010 15:20)
Mampihomehy ahy fa betsaka tokoa anie ny hirahira mampiseho sy mi-ironisé an-drazarkovy fa tsy mbola nampiditra figadrana izany kosa aloha lery e [youtube]H9XbVlmYIR8[/youtube]... suite
répondu par xxwx le 29/07/2010 21:44
andrywui ( 26/07/2010 10:29)
Inona marina ny Mistery fonosin'ireo anarana roa ireo ry reto a! -----misy oul milaza fa antsoinlety amin'ny 23h sy amin'ny 6 du mat ony le oul !!! kay tsary nety ony le izy fa ny vadiny no nadray ... suite
répondu par fafane le 24/08/2010 13:36
cartina ( 23/07/2010 17:17)
salama daholy ry namana eto @dinika, izao mba saika itady gasy mahay teny norvegien sy mipetsaka aty norway , de misotra mialoha... suite
répondu par cartina le 11/08/2010 21:10
andrywain ( 20/07/2010 15:55)
tena tara be @ i noue sy i mialy i ra wiwi nefa ampirafisin i vatofototra sy ny hat hon hon hon hinn hin hin jereo ito [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=NyenRL_vbBk[/youtube]... suite
répondu par pengiun le 27/07/2010 06:56
cartina ( 19/07/2010 18:04)
ity misy akamatatra inona ray izany ,matory mioka manangape...............,de inona ny valiny... suite
répondu par artefy le 22/07/2010 06:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5807