Hatsikana sy lalao
201007jacky
(
03/07/2012 14:23)
Eh , mba fantatrareo moa fa tena ohabolana tokoa ireto ???
" Sola mangery diavolana , ka tsy fantatra ny vodiny sy ny lohany "
" Boka mangery amoron-tevana , ka latsaka alohan'ny tay "
" Voa roa saha...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 12/01/2015 05:42
dadabe
(
02/07/2012 12:13)
andrywui HANAMBADY AN ' ikalasoary
1-PRETRA MANAMASINA: milamm dia secondern i cyril
2-filles d\honheur" vale, mirananirina, ....
3-mpanome tsodrano: dadabe
4: mpanokatra ny lanonana hery (deba)
...
suite
répondu par dadabe le 12/09/2012 02:19
VVSihany
(
17/06/2012 12:50)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef...
suite
Blackeagle
(
04/06/2012 08:27)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK...
suite
répondu par dadabe le 02/07/2012 12:15
zokieva
(
23/04/2012 08:05)
Teny mety vakiana miankavia sady miankavanana sady miteny tsara ampiasao ny atidoha:
Ohatra: ALA-ASA-MAXAM-ANANA-GAG-RADAR-KAYAK...
suite
répondu par ral_ le 22/09/2012 11:17
Blackeagle
(
14/04/2012 12:43)
alama daholo,
Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba...
suite
répondu par methode le 26/04/2012 19:53
milamm
(
09/04/2012 09:54)
Sodokany rano mangatsakatsaka ireto ravaka sy kanto zavaboahary manodidina azy,
http://img341.imageshack.us/img341/7506/watercrystal.jpg
miirindra ao anaty fahalemana ny fiarahamoniny zavamanan'ain...
suite
rijadolly
(
28/01/2012 05:36)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x2ghk1_tsiky-tsidika-amboa-masiaka_fun#rel-page-1[/dailymotion]...
suite
répondu par mirananirina le 06/02/2012 13:58
ricardo
(
11/11/2011 10:22)
mbola tao anaty machine iany ny resaka eto
tafaraka tao anaty machine ony ny boka sy ny sima vava, nony nande elaela de ozy ny resak'izy roalahy
sima: rah zao no mivadika ity machine ity misy fatim-bo...
suite
répondu par 201007jacky le 24/03/2012 11:36
ricardo
(
09/11/2011 14:26)
tao anaty machine no niseho ny tantara
ka le ao anaty machine mo misy catégorie, de tao @ le 2em catégorie le misy mitsanga no indro nisy bandy 3 lahy nitsangana somary tery aoriandriana, tery aloh ...
suite
répondu par mirananirina le 09/11/2011 16:03
Tanny
(
20/10/2011 14:53)
Nisy test natao hono tao @toby fitsaboana adala iray!nasian'ireo Dokotera sarina varavarana ary ny rindrina dia natao tao amin'io efitra io daholo ny mpanao test:
Kanjo inona??????????? nidofotra teo...
suite
répondu par sitlo le 23/10/2011 01:56
rijadolly
(
16/10/2011 16:45)
TOC! TOC! TOC!
C'est Rijadolly,
Je peux entrer?
Je voulais juste t’apporter ce morceau de "BONNE NUIT", à la grème de "BEAU REVE", parfumé de "GROS DÔDÔ" ...
suite
répondu par 201007jacky le 24/03/2012 11:43
rijadolly
(
04/10/2011 17:55)
(((( (e "-.
)))) --: o )
(((( (e .-"
Alefao eto izay mbola manana any e!...
suite
répondu par 201007jacky le 24/03/2012 11:52
rijadolly
(
19/09/2011 15:50)
Nahazo 20ariary roa rehefa mandeha Miangona taloha. Ny iray atao rakitra sekoly alahady, ary ny iray atao gouter. Latsaka tao anaty tatatra ny roapoly iray, ary dia nitomany. Nanontanian' olona hoe : ...
suite
répondu par Tanny le 20/10/2011 14:20
josiah
(
15/09/2011 16:41)
Tao ampiangonana no niseho ny tantara.Hoy pasitera miakara ety aloha avokoa ireo izay hanala cepe rehetra fa hoentina am-bavaka.Dia hoy ity ramatoa 1t@lay olona nipetraka teo akaikiny fa oviana kay ny...
suite
répondu par Tanny le 20/10/2011 14:24
JAIHA
(
29/08/2011 08:27)
Inona ary ny Dessert tsy tia ny kisoa indrindra ?...
suite
répondu par ngandrina10 le 24/01/2013 17:57
Bita
(
24/08/2011 11:39)
Hoy ilay Rangahy iray vadiny. Jereo ange iry vorona maty iry. Dia sady nijery teny ambony amin'ny lanitra ilay ramatoa no manontany hoe aiza izany vorona maty izany ;) Mba aza ...... ihany oa.
...
suite
répondu par papounette le 18/09/2012 08:48
bor2lais
(
20/08/2011 12:58)
Voici la transcription d'une communication radio entre un bateau de la US Navy et les autorités canadiennes au large des côtes de Newfoundland en octobre 1995.
Américains : "Veuillez vous dérout...
suite
répondu par bor2lais le 25/08/2011 14:05
rijadolly
(
15/08/2011 10:53)
Hidio tsara ny trano fa sao lazain'olona adala eo
[youtube]http://www.youtube.com/watch?NR=1&v=kqZ6repI-qU[/youtube]...
suite
répondu par rijadolly le 23/08/2011 15:04
