Hatsikana sy lalao

SYLLA8 ( 05/02/2016 05:32)
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena - i1 mpandainga(mivarotr sakay malao) - i1 ts mandainga(mvartr n ts malao) Enao anef ts tia sakay malao, Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo ... suite
SYLLA8 ( 05/02/2016 04:11)
Misy omby anaty vala iray: -omby 2 alohan ny omby 1 -omby 2 afaran ny omby 1 -omby 1 afovoany Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?... suite
répondu par SYLLA8 le 05/10/2016 11:11
SYLLA8 ( 05/02/2016 03:55)
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m. anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/06/2016 15:45
SYLLA8 ( 31/01/2016 14:33)
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra. Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?... suite
répondu par setam le 28/02/2016 08:02
SYLLA8 ( 31/01/2016 13:00)
1) firy ary ny antsasakin ny 2 nampiana 2? 2) misy trondro 3 ao anaty seau! n 1 anefa maty rehef avy eo! firy ary ny trondro sisa tavela anaty seau? 3) i jean sy jeanne niteraka 5 vavy. io vhvavy samy... suite
répondu par ajnal le 12/05/2017 19:45
9318tae ( 22/09/2015 09:52)
Ombay mitady e ! Boky hatsikana Doda, navoakan'ny gazety Matin, iray isan'andro tamin'ny fotoan'androny. Natambatry ny mpamorina ho boky ilay izy. Dia mba miangavy izay mahita izay mba hi-bip ny num-k... suite
répondu par maningana le 05/04/2016 13:09
maningana ( 08/09/2015 12:53)
Rehefa miantso ny zanany vavikely 8 taona zany i ramatoa RAVAO dia ouz oe Piso an, dia sorena ilay zaza ka niteny oe zah aza antsoina izany PISO zany fa tsy tiako izany fa ny anarako iantsoana ahy. In... suite
répondu par taxs le 11/09/2015 13:42
taxs ( 02/09/2015 12:36)
A: SIPA B: BANDY B: Salut! aiza ndry zao? A: Ato anaty 4*4 an'i Dadanay zaho mialatsiny fa tsy afaka niandry anao zaho, somary maimaika kely hono mantsy izy Elahy angahy zao mbola taraik... suite
répondu par maningana le 08/09/2015 12:57
MITIA7 ( 17/08/2015 07:02)
Aiza avy fa toa tsy misy hatsikana vaovao mihitsy ato ry namana, mba andefaso fa te iomehy ee Sa izaho no tsy mahita (mbola vaovao koa e) Misaotra sahady, dia manantena ahita be dia be eto rehefa avy ... suite
répondu par MITIA7 le 20/08/2015 05:02
sakaiz ( 11/07/2015 12:08)
répondu par mpisotrtoaka le 15/07/2015 11:05
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 15:50)
bandy mitsam te hisotro taoka nef tsisy vola afatsy 500ar koto:tairo le 500ar any lou fa mahita fika hisotrotsika toaka,hividianako saosisy ty ka hiditra baar tsika,vao lany ny taoka ka mitaky vola le... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/08/2019 12:38
aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:57)
Tao toerampianara ny tantara no niseo madama:peta milaza oe anaram biby manomboka am "V" peta:vitsika madama: bravo,an'i koto zao koto:vody madama an madama:ataoko miakatra any "directeur" enao an;mil... suite
sakaiz ( 10/05/2015 04:10)
rasoa(R):sao mba nahita gana nandalo taty ianao? naivo(N):ie!nisy nandalo mitsy teo;ny iray mitarika 2,ny iray mitarika 1,ary ny iray tsy mitarika. R:ny ganako very mihitsy izany firy ary ny isan'... suite
répondu par ora le 26/04/2016 08:26
menalamba ( 30/03/2015 20:25)
Miarahaba . Noheveriko hoe fomba fiteny fotsiny ihany ilay hoe : "Ny faty halevina indray no hadino ", kay tena zava-misy ... Jereo eto : http://www.liveleak.com/view?i=ba9_1427548310 ... suite
répondu par sitlo le 10/04/2015 05:23
menalamba ( 01/03/2015 09:14)
Ny aza voany ihany ... Tsiky dé ampy : http://www.liveleak.com/view?i=a88_1425063057 ... suite
répondu par MITIA7 le 20/08/2015 05:02
Vazivazo ( 20/02/2015 07:43)
Nanadina mpianatra anakiray ity prof de Frç dia hoy izy: - Mitsangàna ianao dia mitanisà verbe du premier groupe maromaro... -Nitsangana ilay mpianatra voatondro dia hoy izy: appeler - rencontrer- ... suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 11:34
andrywui ( 19/01/2015 20:38)
MAIZIMAIZINA ATO IZANY AN! Tantaran’I renin’I Lezisy izay mampiditra lehilahy ao an-trano rehefa tsy ao an-trano ny vadiny.Rehefa vita ary ny ataon-dry zareo dia matory ravehivavy ary lasa mody ra... suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 11:35
Je-Suis-Charlie ( 09/01/2015 17:50)
iza ary io ? ... suite
miarana ( 15/09/2014 08:49)
Misy amintsika ve mahatadidy : 1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ? 2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany 3 - Inona ny sakafo niroso t... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 10:06
hery ( 10/04/2014 18:38)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/54d01de33d340ec9c0cc4ddc3cc3f4dd.jpg[/img][/url]... suite
répondu par mpisotrtoaka le 11/07/2014 13:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725