Hatsikana sy lalao
cartina
(
19/07/2010 18:01)
ity misy akamatatra inona ary izany, matory mioka manangape............de inona ny valiny...
tohiny
novalian'i artefy ny 22/07/2010 06:57
cartina
(
18/07/2010 18:37)
novalian'i cartina ny 22/07/2010 07:03
3188
(
12/07/2010 20:43)
tsy akoho tsy vorona ,nefa misy takorobabony...
tohiny
novalian'i bn102 ny 15/07/2010 05:44
rijadolly
(
11/07/2010 15:59)
Inona ary ny laoka tena tian' maman' Hantatiana? ihihihihi!...
tohiny
novalian'i RIJADOLLY ny 18/07/2010 04:54
3188
(
11/07/2010 00:07)
iza ary ah? andriamanitra tia ah ;devoly tsy ah;foko telo no misy ah; ...
tohiny
novalian'i 3188 ny 14/07/2010 16:25
sitlo
(
10/07/2010 00:09)
Izay mpanaraka rap gasy dia tokony hahatakatra:
pote pote pote pote
Nandeha tam clip tam rta ilay hira tany ho any am 2005 tany...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/07/2010 16:01
jodasy2009
(
09/07/2010 08:15)
nandeha fiaramanidina hono ny mpanakanto rehetra teto mada de nisy telo tamin'izay ireo nahalala fa hipoaka ilay fiaramanidina dia tonga dia nivoaka fa tsy nandeha indray! inona tokoa: vao niainga kel...
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 22/07/2010 07:00
rijadolly
(
06/07/2010 16:54)
Ny maha samy hafa ny DOKOTERA sy ny GISA dia...........
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 13/07/2010 10:50
3188
(
03/07/2010 15:17)
novalian'i nannie ny 11/07/2010 07:04
nathie86
(
01/07/2010 08:23)
Inona ary ny mampitovy ny jus d'ananas sy ny jus de pomme??
zay mahay mahazo loka MDR......
tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/07/2010 17:32
jodasy2009
(
29/06/2010 12:45)
iza ary no voankazo tena coco indrindra ary iza no voankazo tena paiso indrindra?...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/07/2010 17:41
3188
(
25/06/2010 15:53)
inona no hitovizan'ny rasta sy ny sola ...
tohiny
novalian'i nantmir ny 26/09/2010 14:42
rijadolly
(
15/06/2010 16:22)
Inona ny hitovin' ny Kiraro sy ny aéroplane?...
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 13/07/2010 10:54
sitlo
(
09/05/2010 22:20)
Tratry ny fete des merdes
:lol: ...
tohiny
novalian'i jojo-bebe ny 14/05/2010 02:33
xxx
(
19/04/2010 23:20)
[center][img]http://i44.tinypic.com/20awdb5.jpg[/img][/center]
[quote=Mike][center]La faille qui grandit a besoin de lumière
Et le poisson meurt sans l'eau de la rivière
...
Toi tu es mon soleil...
tohiny
rakapy
(
16/04/2010 12:05)
-"Mba atakalozy any ity vola 10.000 -ko ity ry mpivarotra an!" hoy ilay rangahy t@ ilay mpivarotra iray.
Noraisin'ilay tovolahy mpivarotra ilay vola ary dia nomeny 1000 ilay rangahy.
- "10.000 anie ...
tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:18
sitlo
(
05/04/2010 16:24)
Tsaroko indray ilay blagy tamin'ny fou hehy. Ilay hoe:
- inona no ilàna chien de salon tsy maaro mpangalatra akory?
dia hoe:
- atao solona sonnerie....
tohiny
novalian'i Bita ny 12/06/2010 11:49
peta83
(
24/03/2010 13:10)
Inona ary no mapitovy ny magy omby volamena sy ny kapoty?...
tohiny
novalian'i tenompitia ny 16/04/2010 06:52
kala
(
24/03/2010 08:57)
Inona ary zany :
- 3 V?
Samy mahay daholo an! bravo
fa ity, inona ary zany, rehefa mihoatra ny fitiavana diso tafahoatra ny 3 V dia lasa inona?
Mandra pitafa ndray
coucou manokana hoan...
tohiny
novalian'i peta83 ny 26/03/2010 13:23