Inona ary zany??

1. nathie86 ( 01/07/2010 08:23)
Inona ary ny mampitovy ny jus d'ananas sy ny jus de pomme??
zay mahay mahazo loka MDR...
novalian'i rijadolly ny 09/07/2010 17:32
2. nannie ( 01/07/2010 10:19)


Inona ary ny mampitovy ny jus d'ananas sy ny jus de pomme??
zay mahay mahazo loka MDR...


Ko samy jus ko... sa...?
3. rijadolly ( 02/07/2010 03:04)
Samy tsy mety anaovana Jus d' ORANGE IHIHIHIH! LOL
4. rijadolly ( 02/07/2010 03:12)
inona no loka omen' se ahy ry Nathie? Ataovy robot complet fa tena mila an' io za ho entoko mihetsika...
5. nathie86 ( 02/07/2010 05:27)
nannie, ny an'i rijadolly no marina hahaha
Alaivo aty ny robot nao aza eh :D
6. rijadolly ( 06/07/2010 16:27)
Omeo adresy za angalako azy Nathie a
7. nathie86 ( 08/07/2010 06:14)


Omeo adresy za angalako azy Nathie a

Lot IVK 97 Ankadifotsy io ehh :p
8. rijadolly ( 08/07/2010 16:30)
ataovy matotra Nathie a!
9. nathie86 ( 09/07/2010 06:38)
matotra less io an, lah ko zany tss
10. jodasy2009 ( 09/07/2010 08:04)
mila mitondra karapanondro fotsiny se zany e
11. tess ( 09/07/2010 13:15)
otran'ny tena tsy mazava tsara lay valiny izany an
12. rijadolly ( 09/07/2010 17:32)
Jus d'ananas sy ny jus de pomme samy tsy mety ho Jus d' orange mihitsy e! ihihihihi!

Ho avy ary aho zany ry Nathie..,Miaraka amin' karatra mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813