voankazo
1. jodasy2009
(
29/06/2010 12:45)
iza ary no voankazo tena coco indrindra ary iza no voankazo tena paiso indrindra?
novalian'i rijadolly ny 09/07/2010 17:41
3. rijadolly
(
30/06/2010 16:24)
sao dia diso na nifamadika ilay fanotaniana, sao dia hoe: "iza ary no voankazo tena fetsy indrindra, ary iza no voankazo tena vendrana indrindra?"
4. jodasy2009
(
09/07/2010 08:03)
sao dia diso na nifamadika ilay fanotaniana, sao dia hoe: "iza ary no voankazo tena fetsy indrindra, ary iza no voankazo tena vendrana indrindra?"
izao mihitsy le fanontaniana kah! fa mbola tsy valiako aloha
